Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (9)

1. rhaj0 ( 04/07/2017 12:35)
Tena mila atokako kely eto ity resaka ity, izay fitohizan'ny resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria ary teroa sy teria


Mankalaza ny 150eme-n'i Kanada moa izao ny aty.. Fa omaly ho'a, teny @ kianjabe, dia nisy fantsy nitantara ny nanjo ny Ankizy nopehan-dry pretra (sasany) ee..

Ireto ny rohy:
https://www.facebook.com/WEmovement/videos/1550140028389825/
Ilay fampisehoana hitam-poko hitam-pirenena

https://www.youtube.com/watch?v=yGd764YU9yc
Inty ilay sarimihetsika feno an'io tantara



Ny notantaraina, dia ny fitsoahan'ilay zatovolahikely ny sekoly Katolika, izay namono ny fanahiny, am-polo taona vitsivitsy lasa teo. Latsaka daholo ny ranomason'ny mpijery teo @ kianjabe, fa nisy sary izay, naneho ireo Ankizy mitomany, ary tao aorianany, ireto pretra mampihatra ny heriny (herin'Atra?)


Dia tena hoe, volon'orona tsy mibontsina @ izany re ry Papa Fransisy, efa maty hozatra... Fa dia maninona loatrany i Rapapa TSY mety miala tsiny @ ratsy nataon-dreto ee ???...
novalian'i rhaj0 ny 18/07/2017 12:19
2. rhaj0 ( 11/07/2017 12:11)
Masaka mihintsy ry Kakolika eee...

http://abcnews.go.com/International/wireStory/cardinal-lands-australia-face-sexual-abuse-charges-48536540
The most senior Vatican cleric to ever be charged in the Roman Catholic Church sex abuse scandal returned to Australia on Monday to stand trial in his home state on charges alleging he sexually assaulted multiple people years ago. Cardinal George Pell, Pope Francis' top financial adviser...

http://www.ladepeche.fr/article/2017/07/08/2609202-vatican-drogue-orgie-gay-appartement-pretre.html
L'appartement en question est occupé par un prêtre haut placé, puisqu'il exerce la fonction de secrétaire du cardinal Francesco Coccopalmerio, chef du Conseil pontifical pour les textes législatifs, et conseiller personnel du Pape François. (..) La presse s'est rapidement emparée de l'affaire, même si le sexe gay est autorisé sur le territoire du Vatican. En revanche, la drogue, elle est bien illégale. Le prêtre en question aurait été envoyé en retraite dans un couvent en Italie.
3. Tsihoarandaza ( 12/07/2017 18:55)
Ary raha mandinika aho .....tanteraka tsy mba misy kilema io rhaj0 io.Tsy fitsikerana sy fanalam-baraka toy izany no hampiova ny Kristiana hiova toa anao Zoky ah!!!!Be dia be ny zava-mitranga @ zao fotoana izao...;ny mampiarina sy manohana ny lavo ...Izay ihany no sitrak'Ilay Avo.Sanatrian'Zany masosolon'ny maso hatrany no tianao hiainana ngamba...Aiza ny famindram-po?Aiza ny fitiavana?Aiza ny famelan-keloka.......(raha ny fahotana rehetra vitanao ve Zoky no haverina @nao koa mety ho zakanao?

izay no mahatonga ahy lasamieritreritra hoe TONGALAFATRA ty namana iray ty ngamba

Mankasitraka
4. rhaj0 ( 12/07/2017 19:17)
RAha "tonga lafatra" aho ry Tsihoarandaza, dia efa tongako tao an-tranonao tao... @ alalan'ny mazia-mirakla, toa ny fataon'i Jesosy :-)

Tsihoarandaza:
Aiza ny famindram-po?Aiza ny fitiavana?Aiza ny famelan-keloka...

Io ry Tsihoarandaza rahefa TSY mety mifona miala tsiny ny nanao heloka dia mbola mihantona ny famindram-po aa...

Araho daholo ny gazety voatatitro teto, fa i Papa Fransisy ho'a, efa hita izao fa misy pretra nanolana ankizy, nefa dia vao mainka nafenin'ny Leglizy.. Efa mangataka izao ireo olona voaholan-dry pretra hoe, mba miala tsiny ianao Rapapa fa zava-dehibe aminay izany, fa bemarenina i Fransisy ee... Nefa ny Anglikana efa niala tsiny efa am-polo taonany izao.

Sa tena "sitrak'Ilay Avo"
- ny nanolanan-dry Mopera (sasany) ny ankizy??
- ny di-dohan'ny Fransisy TSY mety miala tsiny??


Fa jereo anie ilay vaovao farany io ee..
1- nanao "sex gay" ilay "prêtre haut placé". tsipihina tsara fa "autorisé sur le territoire du Vatican" ny sex gay. Fornication io an.
2- nanao " drogue" koa ilery, ary izany dia, tsipihina tsara fa "illégale"

Ilay "sex gay" aloha "normal", fa ilay "drogue" kosa ho'a ee... dia inona no nataon'i Vatican taminy? envoyé en retraite dans un couvent en Italie.

Nafenin'i Fransisy indray re ilay pretra masisy eee....

F'angaha tsy "illégale" ny drogue nataon'ilery teo?????


Dia izaho no enjehin-dry TSihoarandaza eto... izaho angaha mitsoaka?? :-)
5. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 12:32)
Sao dia misy hafa ankoatra ireo tsy voatanisa any Zoky rhj0? reo fotsiny ve no fahotana fantatrao fa vitan'ny Olona lazaina fa mivavaka otran vitsy be raha ireo ihany no mba hitanao


Ary ny athéiste tsy mba manana fahadisoana tokoa oh!!sad tsy solafaka no misy nenina

sao dia any Corée du nord any no mety @ zoky fa any manko Athéiste ny mpitondra? :-)

Misaotra t@ fanomezana vaovao fa tena mampiezaka ahy hahitsy ny fahafantarako ireo.Mankasitraka eh!!!! :-)
6. rhaj0 ( 13/07/2017 13:15)
Raha tia hampitombo ny "fahafantaranao" ianao Tsihoarandaza azany, dia anontanio Ineny Gogola hoe, mba misy firy ny "atheista manota" dia lasa any ampigadrana, raha miolotra @ "theista"?

Fa mahavariana, mahonena mantsy ee... masiso mihintsy ilay "fahafantaranao" Tsihoarandaza azy an... ilay "mpanota" no mahamendy anao, fa ireo "voa" kosany anefa dia tena TSY nasianao sira na dia ny pitiny azany. Hitako ianao no te-hiaro mafy an'i Fransisy.. Mitovy ihany ianareo.
7. rhaj0 ( 14/07/2017 14:14)


Soit vous avez Dieu, qui envoie des pédophiles pour violer des enfants,
Soit vous avez Dieu, qui regarde faire et dit: "Je te punirais quand tu auras terminé"

Si j'avais le pouvoir d'empêcher un pédophile de violer un enfant, je le ferais.
C'est ce qui me différencie de votre Dieu.

Tracie Harris

8. Tsihoarandaza ( 17/07/2017 20:34)
rhj0:

Raha tia hampitombo ny "fahafantaranao" ianao Tsihoarandaza azany, dia anontanio Ineny Gogola hoe, mba misy firy ny "atheista manota" dia lasa any ampigadrana, raha miolotra @ "theista"?
Misaotra betsaka @ torohevitra fa Ineny Gogolanao tsy mety amiko fero ho anao irery agny dia mivereza miaraka agnaminy agny tsa ahoako :-)

1)- Hay ve izay manota dia lasa any ampigadrana eh!!!!na i neny Gogolanao aza mba zendana.Lazainy indray fa hotranao io aby ny fisainan'olo nidoboka ao @zao :-)

2)- Tena manizingizina 'ineny Gogolanao an!!!any @ fonjabe any korea avaratra ihany hono tena mety @nao any anao afaka mandalina tsara ny Tsa fisian'Izay nampisy ny lanitra sy ny tany :-)

3)- Le Fransisy otran nandefa teny fisaorana manokana ho anao izy zay an,sad tsa manadino ambavaka anao ihany koa.Matoa hono izy tsy nikorapaka t@ reny raharaha reny d'efa fantany ny tena zavamisy (Gaga fotsiny hoe maninona no tsy mety maty ao amponao ny fitiavanao azy.....Izy fôna no hiraihirainao andro aman'alina? tsapany hono ny fankafizanao azy :-) ;aza malahelo lôtra intsony tokoa hoy izy fa efa noraisiny antanana tanterakany mikasika iny raharaha iny :-) (aiza ko de mitsory hatr@ ranon-delonareo ve Rangah,nefa vady2 karaha zegny? :-)

Misaotra T@ le masiso fisainana an!!!toa nilaza tsy nanontaniana izato izy!!!
iza moa no nanampo hoe misy fofona toy izany ny fisainanao ,ianao ihany no nihirahira azy?Ataon' Vahoaka hoe mbola azo avotana...... kanjo ....Indrisy (Sady jamba no masiso.....miziriziry @ hevi-diso,natao hoe farahatoka misaina..... kay fikan'olona malaina)

Tratran'ny fikikisana pirina de ny maso-panahy ro nihirigna

Mahonena ianao ry Zoky :-) koarazy rôba
9. rhaj0 ( 17/07/2017 23:40)
Ilay "manota" fa mangalatra na mamono olona dia lasa any am-pigadrana : Kristiana no maro ao ry Tsihoarandaza aa... mipepapepa mihintsy mopera manadio ota ao.

Ny mpikaroka any @ U indray, dia Atheista no maro aminy.

Asa izay lazain'ny Baiboly @ izany, fa dia ao ianao izany ry Tsihoarandaza aaa... :-)
10. rhaj0 ( 18/07/2017 12:19)
Hotry ny hoe, isan'andro mihiratra, dia tena mampihiratra voamaso ireto Vaticanistes ireto. Ao Alemaina indray ity

http://www.lapresse.ca/international/europe/201707/18/01-5117121-allemagne-547-enfants-victimes-dabus-dans-un-choeur-catholique.php
"Au moins 547 enfants du célèbre choeur catholique allemand de Ratisbonne ont été victimes de maltraitances, dont des viols, commis entre 1945 et le début des années 90, selon un rapport d'enquête dévoilé mardi."


Raha sanatria teraka tany Alemaina ianao izany, dia mety voan-dreo tao koa.

Fa mivoaka ny nafenina eee... Dia io no mampanontani-tena hoe, inona tokoany no nitsoahan'i Ratzinger. Satria i Ratzinger no tompon'andraikitry ny dossier "pretra (sasany) mpanolana ankizy", talohan'ny naha-Papa azy, ary dia hotrhotry ny mody hoe "maka retraite" nefa kay ve ngo dia mba tena nahalala ireo "otabe" ireo izy???.


"L'affaire porte notamment sur des maltraitances qui se seraient produites alors que le frère de l'ancien pape Benoit XVI, Mgr Georg Ratzinger, dirigeait ce choeur de petits chanteurs, entre 1964 et 1994.

Mgr Georg Ratzinger, aujourd'hui âgé de 93 ans, a assuré n'avoir pas eu connaissance d'abus sexuels au sein de cette chorale fondée au Moyen-Âge, en 975.

Selon M. Weber, le frère de l'ancien pape savait et aurait au contraire «détourné les yeux» : la [size=15]«culture du silence»[/size] régnait au sein du choeur où la protection de l'institution a, semble-t-il, primé, selon l'avocat.

En 2010, un ancien membre de la chorale, le chef d'orchestre et compositeur allemand Franz Wittenbrink, avait témoigné au magazine allemand Der Spiegel de la violence dont était capable Georg Ratzinger, évoquant plus largement un «système de punitions sadiques relié au plaisir sexuel».
"



Fa tena revi-na maffia mihintsy koa kat izany ilay izy an... [size=15]«culture du silence»[/size].

ka mba miteny @ izay ve ny vaticaniste ao, sa mbola tsy miteny eee ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689