Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (8)

1. rhaj0 ( 22/06/2017 19:33)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria ary teroa

Nataoko fa ny Katolika ihany no nanana pretra (sasany) manolana Ankizy, kay ry Anglikana koa namely tao. Eto izao zareo mibabo ny heloka be nataony.

http://www.lapresse.ca/international/europe/201706/22/01-5110042-leglise-dangleterre-admet-avoir-protege-un-eveque-agresseur.php
L'Église d'Angleterre admet avoir protégé un évêque agresseur.

Le leader de l'Église d'Angleterre admet qu'elle a aidé à cacher les agressions sexuelles de garçons et de jeunes hommes par un de ses anciens évêques.
(..)
«L'Église a choisi de comploter et de cacher plutôt que de chercher à aider ceux qui ont été assez courageux pour dénoncer», a déploré l'archevêque Welby.

«C'est un comportement inexcusable et choquant», a-t-il affirmé.


novalian'i rhaj0 ny 13/07/2017 19:40
2. RA TAN ( 23/06/2017 04:03)
Normal be ry zareo miteny hoe "mpanota tsy mendrika daholo, tsy misy marina na dia iray akory aza".

JAONA,9:31 Fantantsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota,
1JAONA,3:8 Izay rehetra manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly no manota hatramin'ny voalohany.

=> Inona izany iny JESUS JESOSY JESO ZEZO ZEUS miaraka @ mpanota iny ka mampanota an'izay mivavaka aminy rehetra???
3. tspoaeta ( 23/06/2017 07:18)
tena mba mahitahita kosa rhajo zany an!
fa le mptndra fivavahana zao mody maty fotsiny amizao
4. rhaj0 ( 23/06/2017 10:46)
tspoaeta:
fa le mptndra fivavahana zao mody maty fotsiny amizao

Io ho'a izany, na Katolika, na Anglikana, dia efa mivoaka ampahibemaso io ny nataony. Mino aho fa "fataony" io, fa izao vao manomboka mivoaka tsikelikely, fa mbola betsaka ary giravy ny tranga mbola miafina any.

Mba misy akony any Dago ve izany rehetra izany???

mbola hivoaka koa ny scandale @ fiangonana ao Dago ao ireo.. Ireo pretra/pasitera vazaha ireny ve tsy mba mahay azy koa?


Fa jereo indray teo tao @ gazety Ao Raha farany teo ee


Dia hita io fa olona devié sexuel ireto Kristiana (sasany) ireto.. Nefa tena ilay "mpiavavaka be @ fony be" foana no manondrana vao dify kely.


5. Andriamisaina ( 23/06/2017 11:17)

Ny omby indary mandry tsy indray mifoha, misy foana ny maningana.Ireo apostoly de nisy any Jodasy...Thomas tsy nety nino raha tsy nahita sy nitsapa ny Tompo, filipo na ela aza no niarka tamin'i Jesoa de mbola nanotany hoe atoroy anay ny Ray mba hinoanay azy....Piera nanda intelo...Marta variana amin'y fikenikenonanana fa tsy nifantoka tamin'ny fampianaran'ny Tompo...Toetrantsika olombelona daholo ireo Aoka hoy ny Tompo Tsy hitsara mba tsy hotsaraina fa samy mpanota sy malemy avokoa isiksa olombelona n'iza n'iza...Na davida aza nanana ny hadalany sy ny fhotany...
Katolika ny tenako ary tsy hiala amin'ny finoana misy ahy mandrakizay.Misy ny mety maningana ao min'ny mpitondra fivavahana na ny Kristianina ...Olombelona manana ny fahalemeny izy ireo tahaka ahy tahaka anao tahaka ny hafa tahaka isika rehetra koa ...Personelle ny fahotana sy ny heloka fa tsy ny rehetra tsy nanao no maimbona amin'izany.Tsy mendrika ny fanjakan'ny lanitra ny mpitana angady mierika hoy ny Tompo.Anisan'ny mafy indrindra ary miavka amin'ny fanajana ny moralité ny fitsipiky ny fiaangonana katolika.Tsy manosika ny olona hanao fanolanana ny fiangonana Katoltika na hijangajanga etc Voaroaka amin'ny fiangonana ary gadraina ireny pretra manao heloaka mamoafady ireny.Raha tena katolika dia tena mifehy tena tsy manao firaisana ara nofo raha tsy vita mariazy.Za lehilahy nefa vita mariazy vao nanao firaisana aranofo.Tsy sampona aho akory fa salama tsara fa nieazaka nanaja ny fitismpipiainana Katolika...
6. rhaj0 ( 23/06/2017 11:46)
Io indray ho'a ry Andriamisaina dia saino lalindalina ao kokoa eee...

Ny fahitako azy: rehefa priatina ny natioraly ao @ ireo pretra ireo, dia izao no alehany.
Tsy "omby" iray na roa anie no sirika fa efa an'arivony eee...

Dia aiza hoz'ianao no fototry ny olana???
- Ny rafitra (Legilizy) mampihatra "revy" hafahafa??
- sa tena ilay foto-kevi-dehibe, dia iilay Finoana (Kristianisma) mihitsy???

Marina fa "Tsy manosika ny olona hanao fanolanana ny fiangonana Katoltika ", fa kosa, raha ny fahitako azy, dia :
SOMPITRA-na Mpanolana ny Finoana (Kristiana)


Eritrereto ary saino tsara ao, fa mba misy scandale toa izany koa ve ohatra ny ao @ Moslimo, na ny Hindoista sy Bodista???

7. stahtam ( 23/06/2017 11:48)

[quote=Andriamisaina]

Ny omby indray mandry tsy indray mifoha, ...
Katolika ny tenako ary tsy hiala amin'ny finoana misy ahy mandrakizay....

[quote=stahtam]
Raha ireo olona lazainao eo ambony ireo no ataonao référence (Jodasy, Davida ...) dia nahagaga fa niala t@ finoan-dry zareo ihany izany ianao satria ry zareo tsy nisy kristiana na iray aza.
8. tspoaeta ( 23/06/2017 18:34)
Andriamisaina:


Ny omby indray mandry tsy indray mifoha, ...
Katolika ny tenako ary tsy hiala amin'ny finoana misy ahy mandrakizay....

Fa ahaha ianao koa isan'ireo nanao fahadalana no toa mahamahana?
Fa olona ihany koa aloha ireo tenenin'i rhajo ireo fa tsy omby araka ny filazanao azy.
Ary nga koa moa teo nisy niteny we mialà tao enao.
9. tspoaeta ( 23/06/2017 18:35)
Andriamisaina:


Ny omby indray mandry tsy indray mifoha, ...
Katolika ny tenako ary tsy hiala amin'ny finoana misy ahy mandrakizay....

Fa angaha ianao koa isan'ireo nanao fahadalana no toa mahamahana?
Fa olona ihany koa aloha ireo tenenin'i rhajo ireo fa tsy omby araka ny filazanao azy.
Ary nga koa moa teo nisy niteny we mialà tao enao.
10. endriny ( 26/06/2017 14:27)

Andriamisaina:


Ny omby indary mandry tsy indray mifoha, misy foana ny maningana.Ireo apostoly de nisy any Jodasy...


Fa maninona I Jodasy?
11. calin.brandon ( 29/06/2017 12:11)

rhaj0:

Io indray ho'a ry Andriamisaina dia saino lalindalina ao kokoa eee...

Ny fahitako azy: rehefa priatina ny natioraly ao @ ireo pretra ireo, dia izao no alehany.
Tsy "omby" iray na roa anie no sirika fa efa an'arivony eee...

Dia aiza hoz'ianao no fototry ny olana???
- Ny rafitra (Legilizy) mampihatra "revy" hafahafa??
- sa tena ilay foto-kevi-dehibe, dia iilay Finoana (Kristianisma) mihitsy???

Marina fa "Tsy manosika ny olona hanao fanolanana ny fiangonana Katoltika ", fa kosa, raha ny fahitako azy, dia :
SOMPITRA-na Mpanolana ny Finoana (Kristiana)


Eritrereto ary saino tsara ao, fa mba misy scandale toa izany koa ve ohatra ny ao @ Moslimo, na ny Hindoista sy Bodista???




Rhaj0 >>>>
Misy mihitsy ny scandale any amin'ny hafa, fa tsy avoakany ampahibemaso.
Fantatrao ve ny antony namoronana ny Hammam ohatra ? Satria ireny toerana ireny no natao hihaonan'ny pédé, ny lehilahy miaraka amin'ny osy, ny pédophile nefa mpivavaka be na mpitondra fivavahana ohatra. Firifiry ny mpitondra fivavahana silamo no manindrahindra ny esclavage sexuel ?

Misy koa any amin'ny hindouiste. Ny resaka castes koa moa no ampiasaina amin'izany.
fa ny lamba malotony tsy sasany ety ivelany kosa.
12. tspoaeta ( 29/06/2017 12:55)
dia izany faharatsiana izany ve no ifaninananareo?
13. endriny ( 29/06/2017 14:39)
Ireo lalana 4 mifehy ny tany

Raha ny vahoaka entina no manao ratsy dia SAZIO

Raha ny miaramila no manao ratsy dia OMEO OMBY

Raha ny mpitondra no manao ratsy dia FIDIO HINTONDRA ELAELA KOKOA

Raha ny mpitondra fivavahana no manao ratsy dia IANKOHOFY
14. Andriamisaina ( 30/06/2017 11:20)

rhaj0:

Io indray ho'a ry Andriamisaina dia saino lalindalina ao kokoa eee...

Ny fahitako azy: rehefa priatina ny natioraly ao @ ireo pretra ireo, dia izao no alehany.
Tsy "omby" iray na roa anie no sirika fa efa an'arivony eee...

Dia aiza hoz'ianao no fototry ny olana???
- Ny rafitra (Legilizy) mampihatra "revy" hafahafa??
- sa tena ilay foto-kevi-dehibe, dia iilay Finoana (Kristianisma) mihitsy???

Marina fa "Tsy manosika ny olona hanao fanolanana ny fiangonana Katoltika ", fa kosa, raha ny fahitako azy, dia :
SOMPITRA-na Mpanolana ny Finoana (Kristiana)


Eritrereto ary saino tsara ao, fa mba misy scandale toa izany koa ve ohatra ny ao @ Moslimo, na ny Hindoista sy Bodista???

Valiny
Mitovy amin'y zanaka ao antokantrano io: misy raiamandreny ve mampirisika ny zanany hifoka rongony sy hijangajanga....Tsia ny valiny Mankanesa eny ambanitanana fa na ny olona farny izay mpidoroka aza tsy manery ny zanany hidoroka Ny bandy mpisotro mpanera mpijangajanga aza gaga aho miresaka ry zalahy dia tsy hanambady raha tsy virijiny....
Raiamandreny ary toy ny tokantrano masina ny Fiangonana katolika : ny mpino no zanany .Misy zanaka mania sy tsy manaiky ny filamatra tsaran'ny raiamandreny...Diniho ny zanak'Israely : nanaiky ny fitsipik'YAVEH ve izy ireo....
Tsy ny mpino Katolika na ny Pretra katolika rehetra akory no manondrana...Mba midira ao dia ho hitanao ny sacrifice mafy tsy maintsy iainanana ao...
momba ny silamo na hindoista Bodista indray samy manana ny finoany io Enao afka manaraka ireny finoana ireny fahafahana sy fahalalahanao izany.Mbola miaina anaty fahalalahana ny eto Gasikara ka tsy iadiankevtra izany
Raha hanova ny fitsipipiainana indray izany hoe tokony hanambady ny pretra sns dia fitsipiky ny finoana io ka samy mieritreritra ny tsiraiaray

15. rhaj0 ( 04/07/2017 13:12)
Tsy azon'i Andriamisaina (mihintsy) ny olana BEUH @ ity "pretra (sasany) mpanolana" ity. Fa dia saintsaino ao izany ohatra ireto eee..

1-- @ samy kristiana: maninona ny Protestanta nifona, ary maninona ny Katolika tsy mety mifona?
2-- any @ Oniversitia, rahefa nanolana ny mpanazatra baolina (sasany), maninona no voahenjika eny @ Fitsarana h@ prezidan'Oniversitia?
3-- ny nataon'ireo pretra (sasany) mpanolana, sy ny (Vatican) mpiaro azy, dia (mbola) zava-nitranga t@ 1990 teo; mbola "velona (na dia maty ara-panahy) ireo victimeS. Maninona no ... tsy mibontsina ny volon'oronareo ho'a ee ???


4-- Dia raha ny @ samy mino izay inoany ao, dia marina ny anao ry Andriamisaina, fa tsy ilaozan'izay "mpanao ratsy".. Fanefa, maninona no tsy hitanao, fa matetika, ireo tena mpino beuh mafanafo beuh no tena manondrana??
5-- Fa entre-pa koa aloha, inona ny olana @ Andriamisaina ny @ pédé??
16. RKjeanclaude ( 04/07/2017 19:42)
soafera (maro) no manao akisidà fanahiniana dia lazaina fa ny orinasa mpanamboatra fiara, sy ny mekanisià rehetra izao dia lazaina fa mpamono olona. Looooooza.
17. rhaj0 ( 04/07/2017 20:02)
Iieeee.. hainao tsara mihintsy. Rahefa mangorera ny Chevrolet, dia hitan'ny havany eo, fa na dia an'ny Bekintana azany ny Chevrolet, dia aleon'ny Bekintana mividy Toyota.

Tsy takatrao kosa ve ry Rkjeanclaude ilay hoe, raha misy ny olana -- ary tsy 1 na 2 fa efa aman'arivony, na aman'aliny akoriny azany no isan'ireo "mpanolana" -- dia savasavaina hatrany ifotony ahitana ny raviny eee...

Rahefa poriporetina ny sekisoalitian'i Mopera, dia io mivaralila io izy. Ilay poriporitra @ io dia any @ fototr'ilay "finoana", tsy hainy ihodivirana. Dia rahefa mivaralila i Mopera, dia afenina ny helokany, ary ny debabe mihintsy no sefobe mandevi-tay an-tsalaka ao.
18. RBNIR ( 05/07/2017 10:44)
Mampalahelo tokoa aloha ilay resaka fanolanana, mampalahelo ireo zaza satria amin'ny mahazaza azy indrindra no indraindray hanararaotan'ny olona azireo.

Mampalahelo koa fa betsaka ny kristianina no mihevitena fa afaka nefa ny marina dia ny atao hoe fahafahana aza tsy fantany akory,
betsaka ny kristiana mihevitra ny tenany ho mahafantatra ny marina nefa ny atao hoe marina aza tsy fantany akory...

Izao no vokany!!! Fahafahambaraka sady ny mampalahelo dia ilay anaran'Andriamanitra mihitsy no manjary lotoin'ny sasany noho ny fahadalan'ny olombitsy....

Torohevitra ity, fantaro ny marina!!!

« ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. » (Jaona 8:32)

Ity misy olona iray nampianaran'i Jesosy ny Marina rehetra ao anatin'ny baiboly, Araho ary tanteraho ny fampianarany fa ho afaka amin'ny fanandevozan'ny ota ianao raha toa ka zava-dehibe aminao izany hoe hankany amin'ny fiainana mandrakizay izany.

Tsy ianao mihitsy no hanala baraka an'Andriamanitra fa na ny vavanao, na fihetsikao na ny toetranao, sy izay rehetra momba anao dia hotahiny ka ho vavolombelona mahatoky ianao rehefa fantatrao ny marina rehetra (ka tanterahinao)!!!

19. rhaj0 ( 05/07/2017 11:03)
K'efa hoe, io finoana sy ny fombafombany io ihany no mampivaralila an-dry Mopera, nefa vao mainka tian-dry RBNIR aronjona ao ny olona.

Fa (mety) marina ny anao ry RBNIR, raha ny filazanao azy:

Manala baraka an'Andriamanitra ireto Kristiana ireto


Nefa eritrereto tsara ao ihany, fa ngo dia sitrapon'Andrmntra DAHOLO ihany izany. Olona mpivavaka Beuh daholo anie ireo pretra mpanolana (sasany) an'arivony sy aman'aliny ireo eee... F'angaha tsy mba mandeha ny "bitsik'Andrmntra" amin-dreo??? Ry Miharena sy ry Bor2lais azany mba mandre, nefany iretsy pretra efa ho 24h/24 mivavaka ao ihany.
20. RKjeanclaude ( 05/07/2017 12:50)

rhaj0:

Iieeee.. hainao tsara mihintsy. Rahefa mangorera ny Chevrolet, dia hitan'ny havany eo, fa na dia an'ny Bekintana azany ny Chevrolet, dia aleon'ny Bekintana mividy Toyota.



nosoloiny fa tsy naratsiany na nolazainy hoe donto mihitsy izay mbola mampiasa fiara.

Raha ny fitovon'ny pretra dia efa nanambara fa misy foto-pampianarana sasany tsy voamarina ara -tsoratra masina-- toa io fitovon'ny pretra io-- saingy novalianao aho tamin'izany hoe ny olona ve nievoka firy taona anaty kaonsily tsy nahita diso dia ianao milaza fa diso. Nefa hamafisiko fa misy tsy milamina betsaka ao. Dia ny olona iray mangalatra akoho no anaratsiana an'i Alasora.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.438