Vavaka dia ampy sa izay fisainana izay indrindra no mampidi-doza

21. rhaj0 ( 05/07/2018 20:30)

Havia miankavanana:hindu, kristiana, moslimo.

Dia nandresy izany zareo, araka ny sitraopon'ilay "ao ambony ao" izao.

https://www.huffingtonpost.ca/entry/the-beautiful-way-these-indonesian-soccer-players-are-promoting-religious-unity_us_5942934be4b0d31854878855
22. endriny ( 11/07/2018 14:27)
Mivavaka mafy, fa rehefa tsy azo ny baolina dia mikapa ranjo.

Ao amin’ilay vavaka atao izany dia ny mba ahombiazana @ zay atao. Ka na hanimba ny namana aza io tsy maninona Fa efa nahomby aloha ny tena. Na misy tsolotra io na kolikoly, tsy ahona akory fa efa nahomby aloha ny tena.

Dia isaorana ny avo nitondra ny fandresena.
23. rhaj0 ( 11/07/2018 16:56)
Ka sitrapoNy daholo HONO izany rehefa mahomby, na kapa-ranjo no nahazoana azy, na tsolotra sy kolikoly.

Fa jereo anie iretsy resy atsy aoriana @ sary ee... miakanjo Mainty sy Mena, toa devoly. Ilay mpiandry tsatokazon-dreo io izao toa menaranamaintso. Aiza no tsy resy. Ireto mivavaka anefa miakanjo Fotsy toa anjely.

Fa dia nifanaraka izany izy telo lehibe "ao ambony ao", nifanaraka i Brahman sy Jehovah ary Allah ny handresen"ny Fotsy ee..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3517