Mivavaka mafy, fa rehefa tsy azo ny baolina dia mikapa ranjo.
Ao amin’ilay vavaka atao izany dia ny mba ahombiazana @ zay atao. Ka na hanimba ny namana aza io tsy maninona Fa efa nahomby aloha ny tena. Na misy tsolotra io na kolikoly, tsy ahona akory fa efa nahomby aloha ny tena.
Ka sitrapoNy daholo HONO izany rehefa mahomby, na kapa-ranjo no nahazoana azy, na tsolotra sy kolikoly.
Fa jereo anie iretsy resy atsy aoriana @ sary ee... miakanjo Mainty sy Mena, toa devoly. Ilay mpiandry tsatokazon-dreo io izao toa menaranamaintso. Aiza no tsy resy. Ireto mivavaka anefa miakanjo Fotsy toa anjely.
Fa dia nifanaraka izany izy telo lehibe "ao ambony ao", nifanaraka i Brahman sy Jehovah ary Allah ny handresen"ny Fotsy ee..