Dia veloma ooo.. ry Said OMAR aaaa..

1. rhaj0 ( 22/05/2018 13:00)


hi hi hi... esy e ry OMAR. Fransemà.. tsara ho anao ny dibonehy..

i Désiré izany no karidinaly gasy.
https://www.madagascar-tribune.com/Un-nouveau-cardinal-pour-l-eglise,23853.html
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2018 18:31
2. endriny ( 23/05/2018 12:39)
I OMAR tsy mila miasa isan'andro dia velona
3. hery ( 31/05/2018 18:03)
Tsy maty antoka mihitsy OMAR ka :-)

4. rhaj0 ( 31/05/2018 18:31)
O ry Hery a.. hehezin'i akoho toka-nify (izaho) ny spin be vata nataon'i Hery :-)

jereo fa hozy i gogola:
http://www.dummies.com/religion/christianity/catholicism/the-role-of-cardinals-in-the-catholic-church/

1- Immediately below the Pope in the hierarchy of the Catholic Church are the cardinals. The primary responsibility of a cardinal is to elect a new pope when a pope dies or abdicates the papacy.
=== OK, marina ny spin-n'i Hery

2- Cardinals who don’t work in the Curia run an archdiocese, mostly functioning as an archbishop would — ordaining, confirming, and doing the day-to-day business of being chief shepherd of the archdiocese.
=== ka i OMAR izany efa miandraikitra Arsidiosezin'A/rivo

FA TSY nahazo ny titre "Prince d'Eglise" i OMAR ee... TSy considérer-na ho "senior ecclesiastical leader".

Tsy hoe "nofaizina" i OMAR fa io mihahaka io ny sahaza azy ee :-)
ka dia faly zahay ary tena faly :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3105