Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mion
(
19/08/2009 14:03)
Aphrodisiaque : Vomanga koa hono izy fa , jereo ange ato e
patates douces :
Certaines plantes contiennent des hormones proches de nos hormones sexuelles... tel est le cas des patates douces L'ipomea violacea et turbina corybosa mieux connue sous le nom de...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/08/2009 09:51
remahity
(
19/08/2009 12:57)
MANANDAFY, l'AGE N'Y PEUT RIEN quand on est con on est con
PKOI Manandafy no tsy mety manasonia ny reconnaissance ny accord Maputo:
satria hono izy tia tanindrazana! Tia ny TIM, Tia an-dravalo
Non Mais, il se prend pour qui ce Guignol ????
[u]et le...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 21/08/2009 05:59
ari.malala
(
19/08/2009 11:27)
bétisiers pazzapa
Tantarao eto indray aza ireo bétisiers ny pazzapa mampime e! ny anà atomboko am lay hitako t@ maly hariva. Misy lehilahy iny, tsy haiko na d ahoana loatra fa d au claire de la lune v rey olona no hi...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/09/2009 07:01
Envy7
(
19/08/2009 09:23)
Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.
Milaza tia,tia, nefa tsy mety afa-po,amizay rehetra atao azy....
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:32
rafangotsohana
(
19/08/2009 08:48)
hitady tononkira
:?: Sao dia mba misy mahay ity hira ity, tsy haiko ny lohateniny sy ny mpihira azy fa raha tsy diso aho dia Ossy, Salomon, ary Ludger no mihira azy. Misy ohatra izao ny tonony eo @ refrain:
Maro n...
tohiny
novalian'i lantoniony ny 05/10/2009 07:38
sitlo
(
19/08/2009 08:13)
sangisangy zary tena 8 : candidat TGV
Candidat BACC =)) ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/08/2009 13:19
ari.malala
(
19/08/2009 07:35)
Convocation » sandoka, mpianatra dimy tsy nahazo nanao fanad
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16930
[quote=midi-madagasikara]« Convocation » sandoka, mpianatra dimy tsy nahazo nanao fanadinana bakaloreà
A...
tohiny
novalian'i Picsou ny 19/12/2009 10:00
mirabela
(
19/08/2009 06:57)
helika
slt doly!! Sao mbo maita fika GASY nareo hanafotsiana helika, fa tena mamenatra b am zao andro mafana zao le manana helika plus foncé que ny corps!!
sotra lialoha!! :D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/08/2009 08:52
locl
(
18/08/2009 20:02)
Président neutre no tokony hitondra
Izaho manokana dia mihevitra fa tokony ho neutre ny olona mitondra ny tetezamita, izany hoe ny président sy ny vice-président. Ny praiministra 3 no hifanjarana. ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:28
dadabe
(
18/08/2009 15:55)
Maputo 5
araka ny voalaza tetsy ambany dia hisy ny Maputo 5 donk [b][u]Jereo eto[/u][/b]
he he ho aiza no tsy ho voako daholo anefa nareo eee...sangodipanina politika daholo zany bainn a :-D :-D ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 16:36
xxx
(
18/08/2009 14:47)
hatsembohana
Arahaba,
Tsy izany fa olona tena tsembo-tanana sy tongotra sy helika lava ny tenako, eny fa na dia mangatsiaka aza ny andro, rehefa mafana moa dia tsy lazaiko intsony.
Ka rehefa mankany amin'ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2010 08:08
bobone
(
18/08/2009 14:12)
chorale mifampisipa
nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovo...
tohiny
novalian'i bobone ny 20/08/2009 06:44
ravatorano
(
18/08/2009 13:30)
vita ny fitsarana ireo parlementaire tim avy any antsirabe
vita anikeho maraina teo ny fitsara ireo parlementaire tim avy any antsirabe izay solombavambahaoaka telo ary senatera iray (ex daholo moa zany ireo)
Araka ny didy nivoaka tao dia nahazo sazy mianton...
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:25
TEGEVE
(
18/08/2009 13:27)
Hilaozako kely ianareo fa hiteraka any Maputo ny tenako
Anaka isany,
Voatery tsy maintsy mandeha fa poritra be ,ny volantsika rahateo efa tsy mahampy ,ny ato @ miaramila mamely isan'alina
Aza dia homena tsiny ity namana adala ity raha ataon'olona miredir...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:30
ouiandry
(
18/08/2009 13:16)
pokatti a! lasa aiza elah fa tsy miady ny baolina ééééééééé
aiza lity izy zany an, toa tsy miady ny baolina ao amabany ao fa nankaiza elah misotro aloha rano, d au vue ny resultat androany d efa mihamafy loha elah fa tsy mbola mendrika ny ho TGV100% Tsisy fang...
tohiny
novalian'i ouiandry ny 28/08/2009 09:16
pikatti
(
18/08/2009 12:37)
ALEO ALOHA HANALA KELY RY ZAREO FA NAHAZO KILALAO E
Coucou ,remahity=ouiandry ,efa nisakafo ve elah io aloha e,sao mantsy gly eto ka zah ndray no lasa no assistance à personne en danger :-D
Nalefako eto ty dinika ty fa tsy mahita sokajy hoe hatsikan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:46
Snowhite
(
18/08/2009 09:41)
Tiako izy fa tsy haiko
Slt daolo nareo
Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita az...
tohiny
novalian'i Snowhite ny 03/04/2013 13:24
artefy
(
18/08/2009 08:38)
lalao an-kira
Ny angatahina amintsika dia ny hitadiavantsika ireny hira afaka mifamaly nefa samy hafa ny mpihira azy:
ohatra hoe:
hoy Njakatiana: "mbola kely loatra ianao..."
dia valian'i Hantatiana hoe "aza...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:32
fidinirina
(
18/08/2009 07:54)
Tsy maintsy mamela heloka koa isika...
[color=blue]Ireo andinin-tsoratra masina manambara fa tsy maintsy mamela heloka [/color]
« Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-da...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/09/2009 19:01
vitamatavy
(
18/08/2009 07:38)
fety masaka be karakarain'ny GTT eto Paris
@ asabotsy izao dia misy bal karakarain'ny gtt tim eto ile de france
villabe sud de paris
Paf 20euros ho fanohanana an'i Ravalomanana Marc...
tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:43
