Liste des messages

Liste des messages, inserés par Snowhite, par ordre de date
Snowhite ( 29/09/2009 12:23)
Nofy
Hono woa misy dikany manokana v reny nofy reny oh:manofy olona iray foana enao mandritra ny herinandro na manofy olona ts mpiresaka aminao akory na manofy olona mbola ts fahitanao :?: :?: :?: ... suite
répondu par soanja le 01/10/2009 15:13
Snowhite ( 28/09/2009 10:33)
Lehilahy lehibe tsy mahay mipetraka
Misy olona d tena tsy haiko mintsy ny fomba fisainany,lehilahy lehibe no tiako ho tenenina eto na ireo efa manambady. olona mifanerasera isan'andro v d tsy mba ho resahina?zah mantsy ts mba mahay mia... suite
répondu par ni81 le 04/10/2009 14:56
Snowhite ( 18/08/2009 09:41)
Tiako izy fa tsy haiko
Slt daolo nareo Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita az... suite
répondu par Snowhite le 03/04/2013 13:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0177