Tiako izy fa tsy haiko
1. Snowhite
(
18/08/2009 09:41)
Slt daolo nareo
Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita azy indray andro zah d malaelo anazy, refa matory zah de tsy maintsy mieritreritra azy alou vao mahita tory.Marihiko fa zah mbola tsy nanao sipa, 22 ans zah. @zao anefa de tsapako nihena ny fitiavako azy, lasa tsy de te hiraika @ny zah, nefa zah efa naniry mafy ny hiaraka aminy.
Otrany oe namako sisa ny fandraisako azy, inona no mahatonga izany, mba toroy hevitra
merci d'avance

novalian'i Snowhite ny 03/04/2013 13:24
3. ari.malala
(
18/08/2009 11:13)
sali sali blansinezy :P ny fahitako anazy ilay fitiavana nihena d satria ts reciproc le izy :) d raiso namana ftsn izy e! iza no mahita fa mety refa mifanerasera eo nareo d mety hiverina ho velona ndray lay afompitiavana teo?
4. remahity
(
18/08/2009 11:41)
Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana
biologiquement et psychiquement normal izany cherie a! ce n'est pas grave disait le docteur
5 mois de contact izany, dridran'ingilo foana ny anareo
la loi de l'evolution exige une autre etape à aborder pour votre relation,
rencontre visuel angamba, na contact physique, tsy voatery manao ambony kidoro, fa mifampilelala-molotse , na mifampilelalela-zavatra hafa, bon na safosafo fotsiny, mais il faut une autre étape, c'est la loi ...
sinon donne moi ton adresse, je te ferai un bon stage de preparation (psychique, physique, technique, biologique, mecanique, magique,, titanic...)
http://www.youtube.com/watch?v=guut6I0s-HA
sinon ecrit moi:
remahity@yahoo.fr
5. tess
(
18/08/2009 11:44)
Snowhite:
Slt daolo nareo
Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita azy indray andro zah d malaelo anazy, refa matory zah de tsy maintsy mieritreritra azy alou vao mahita tory.Marihiko fa zah mbola tsy nanao sipa, 22 ans zah. @zao anefa de tsapako nihena ny fitiavako azy, lasa tsy de te hiraika @ny zah, nefa zah efa naniry mafy ny hiaraka aminy.
Otrany oe namako sisa ny fandraisako azy, inona no mahatonga izany, mba toroy hevitra
merci d'avance
NORMAL be hoe mihena ho azy ny fitiavanao azy satria mitia irery ianao fa tsy hoe samy tia ianareo, araka io voalazan'i ari.malala io hoe tsy reciprok donko aleo ihany hajanona ho mpinamana be mahafinaritra kokoa ny relation kanou!
6. tess
(
18/08/2009 11:47)
ny tendresse sy ny sangisangy sy fifaliana anie tsy avy amin'ny olon-tianao ihany no mety ahazoana azy fa mety ho azonao am namana tsotra ihany koa e! ka tsy aleo ve izay mba mahafinaritra no maharitra , ilay fitiavana mantsy indray kompliké de mora vita ny zamour hihihih aza tratran'ny lay ohatra ny dallas fa mandreraka be
7. ari.malala
(
18/08/2009 12:21)
sinon donne moi ton adresse, je te ferai un bon stage de preparation (psychique, physique, technique, biologique, mecanique, magique,, titanic...):-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zany d tsssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D manararaotra ftsn tsotra izao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Jereo eto
sinon ecrit moi:
remahity@yahoo.fr
8. Mirananirina
(
18/08/2009 12:32)
@zao anefa de tsapako nihena ny fitiavako azy, lasa tsy de te hiraika @ny zah, nefa zah efa naniry mafy ny hiaraka aminy.Inona moa no hevitra azo atoro eo e,efa nihena izany ny fitiavanao azy.Sa tianao hitombo indray??Dia avereno indray ilay fieritreretana azy foana isak'alina :)
Otrany oe namako sisa ny fandraisako azy, inona no mahatonga izany, mba toroy hevitra
9. lohataona
(
18/08/2009 12:58)
Snowhite:
Slt daolo nareo
Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita azy indray andro zah d malaelo anazy, refa matory zah de tsy maintsy mieritreritra azy alou vao mahita tory.Marihiko fa zah mbola tsy nanao sipa, 22 ans zah. @zao anefa de tsapako nihena ny fitiavako azy, lasa tsy de te hiraika @ny zah, nefa zah efa naniry mafy ny hiaraka aminy.
Otrany oe namako sisa ny fandraisako azy, inona no mahatonga izany, mba toroy hevitra
merci d'avance
Dé ianao ihany io e!
Rehefa nihena dia izay izany. Raha nitombo teo am-piheritreretana dia izay izany!
:-P
10. bobone
(
18/08/2009 13:04)
tess
ny tendresse sy ny sangisangy sy fifaliana anie tsy avy amin\'ny olon-tianao ihany no mety ahazoana azy fa mety ho azonao am namana tsotra ihany koa e!tena marina iny ekeko mihitsy zany !
sady io fitiavana io anie arakaraky ny hifaneraseranao azy no ahitanao mamy e! hihihii !!! mifalpizara toetra mantsy eo! mifankahalala ihany koa! hoe mety amiko ve ity !!! ao @ tena ilako azy ve ity !!! fa raha olona iray no tena tia dia satriny foana ahita anao ! tadidinao moa ilay hira hoe ( na hirotsaka aza ny oram-baratra!
ny tanananao tsy maintsy tongako!))
izany hoe na erika na havandra eny foana zaho ee hihihi satria tiako izy koh! izy no hahasakana ! fa matoa miha-mangatsiaka dia tsy ampy ilay hafanana e!
ialao lavitra!!! :D :D :D :D

11. Djhamhal
(
18/08/2009 13:23)
hoy i remahity:
je te ferai un bon stage de preparation (psychique, physique, technique, biologique, mecanique, magique,, titanic...)efa misy prof hanao volontaire kosa ngeh eto zany kou maninona moa=D>! hoy i snowhite :
lasa tsy de te hiraika @ny zah, nefa zah efa naniry mafy ny hiaraka aminyka inona zany no tena tianao ?? hiraika aminy sa hiaraka aminy ? henoy tsara ny safidin'ny fonao ! :roll:
14. tess
(
18/08/2009 15:11)
Tenio:
it's simple
Tsory aminy hoe tianao izy dia finished
ambarao aminy ny afompitiavanao de hita eo , ùmarina mitsy izany
15. vale
(
18/08/2009 16:08)
remahity> :lol: :lol: :lol: manararaom-paty sady mora manna,tssssssssss :-D :-D :-D :-D
17. Djhamhal
(
19/08/2009 08:24)
tena ho lasa fé dé lamoro ihany ty ny faranyyééé de le bandy pompier no deba aminy!! na kou ranjo de la mort :-D :-D :-D :-D
18. simplex
(
19/08/2009 10:54)
ra azoko tsara izany dia miasa saina enao fa lasa TSY tinao intsony ilay olona TSY miaraka aminao :?:
:roll:
:-w
:roll:
kalou kely hieritreritra ah
:-w :@ :-w
:arrow: tena zafady fa tena sarotra be ity olanao ity ee.
8)8)