Tiako izy fa tsy haiko

21. bobone ( 19/08/2009 12:48)
:D :D :D :D :roll: :roll: :roll: :roll:
tandremo so may e eeeee!!! :roll: :roll:
22. Papoose ( 19/08/2009 13:25)
bandy pompier


reny be bogosy annn!! :^)

afaka manao may ihany de avotan'ny pompier bodroaty! :D
23. remahity ( 19/08/2009 13:27)
vale:
remahity> manararaom-paty sady mora manna,tssssssssss

ari.malala:
zany d tsssssss manararaotra ftsn tsotra izao

tsy misy mananraraotse izany eo, olona 22 ans, sady nahatazona ny virginité-ny jusqu'à 22 ans, izany ve dia ho azo hararaotina e!
cette fille est de caractère, respect chère snowhite

fa ny ahy au lieu de commentaire, tonga dia solution no omeko, cas d'urgence no misy eto tsinona ka!

sady mbola averiko, ny fitiavana mi-evoluer, ary asiana surprise sy decouverte foana isan'andro, fa nny an'ny snowhite sy ny sipany, dia resadresaka tsy mifankahita pendant 5 mois, lany kabary ny farany, sady leo dridran'ingilo.

sinon , toa mampiresaka ilay SNOWHITE, efa 22 ny reponse, isankarazany ny solution, fa mbola tsy nipoitra foana izy

SAO NAMONO TENA AZA I KALA IANONA INY ????
24. Snowhite ( 19/08/2009 13:34)
Slt daolo ndray.
Misaotra anareo rehetra alou @ hevitra fa nahafinaritra, angamba tsy reciproque marina le izy.
Tiako ho valiana tsirairay nareo fa mbola tsy haiko le manao anle izy fa reraka b zah raha ampiakatra sy ampidina anle forum eo.
Raha ny tena marina zany dia niniako nohadinoina mintsy le fitiavana azy de nony adino ndray le izy de malahelo zah.Satria 1andro zay nilaza teo imasoko sy ny namako izy fa manana sipa d zay no antony.
Aleo adino any ary e
Mety mbola hiverina eto zah raha misy fiovan-javatra
Bye daolo
25. Papoose ( 19/08/2009 13:46)
mandram-piovanjavatra ndray aza ee!! bu-bye de korazy akia blonsnez a! :-*
26. Snowhite ( 19/08/2009 13:53)
Tsy namono tena zany zah ry remahity a.
Koa raha tsy inona koa
sady misaotra @ le respect
27. remahity ( 19/08/2009 14:37)
tsy misy fisaorana ry snowhite, fa dia amiko dia soa iaby ny vaovao:
-tsy namono tena i toi
-Mazava ny @ ilay bandy, tsy tia anao izy, na mety tia anao koa fa mila sexe aloha
-ary t'as appri beaucoup en 5 mois à savoir:

- les mecs parlent beaucoup pour avoir du sexe, sinon il s'en vont
-les meufs donnent du sexe pour avoir à qui parler

et toi ne change pas, fa @ mananraka, evoluer ny relation nareo, tsy voatery ho sexe, fa tsy mety koa ny miresaka tsy mifankahita, dia izay foana isan'andro isan'andro

moi méme, j'ai 30 ans , des techniques j'en connais beaucoup (biologique, romantique, mecanique, pornographique,tantrique, ) mais je suis toujours puceau. KÔZY e!



bisous bellessima SNOWHITE

ciao bella!
28. tess ( 19/08/2009 17:29)
Raha ny tena marina zany dia niniako nohadinoina mintsy le fitiavana azy de nony adino ndray le izy de malahelo zah.Satria 1andro zay nilaza teo imasoko sy ny namako izy fa manana sipa d zay no antony.

izay no anjara fa miovà horizon vavao ndray e! :wink:
29. Papoose ( 19/08/2009 19:30)
vazoy dia adinodino! :D
30. ari.malala ( 20/08/2009 06:49)
D mirary soa akia a! soa iany aza fantatra mialoha mora nanadinoana azy.
31. bobone ( 20/08/2009 07:09)
tonga akia dia havadio ny glaoby an! mangalaha hafa e! :D :D :D :D :D :D
32. Snowhite ( 20/08/2009 09:31)
remahity:

tsy misy fisaorana ry snowhite, fa dia amiko dia soa iaby ny vaovao:
-tsy namono tena i toi
-Mazava ny @ ilay bandy, tsy tia anao izy, na mety tia anao koa fa mila sexe aloha
-ary t'as appri beaucoup en 5 mois à savoir:

- les mecs parlent beaucoup pour avoir du sexe, sinon il s'en vont
-les meufs donnent du sexe pour avoir à qui parler

et toi ne change pas, fa @ mananraka, evoluer ny relation nareo, tsy voatery ho sexe, fa tsy mety koa ny miresaka tsy mifankahita, dia izay foana isan'andro isan'andro

moi méme, j'ai 30 ans , des techniques j'en connais beaucoup (biologique, romantique, mecanique, pornographique,tantrique, ) mais je suis toujours puceau. KÔZY e!



bisous bellessima SNOWHITE

ciao bella!


Zay vao haiko ny mamaly tsirairay an'le izy
Zah koa moa mianatra de refa misy azo itsorihana zay vo mijery serasera
De tsy haiko aloha izay eritreriny e, nefa izy raha vao mahita anah miresaka @bandy hafa de iavonavonany be zah.
enao zany efa experimenté koa
Merci

33. Snowhite ( 20/08/2009 09:49)
Misaotra ho an'ireo nirary soa
Dia misaotra ho an'reo niteny oe avadiho ny globe na hoe miova horizon sns
Izy koa moa adino rahateo , le fitiavana mantsy fa tsy izy e, izy mbola tsy hadino matoa mbola resahana eto.hihi
Okay daolo
34. nathie86 ( 20/08/2009 12:45)
Mbô mahita ato ty remahity ty klé :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 20/08/2009 21:09)
Zay koahe ro lehe maha remahity azy ka daaaa
36. ravakamalala ( 21/08/2009 20:46)

ra azoko tsara izany dia miasa saina enao fa lasa TSY tinao intsony ilay olona TSY miaraka aminao




kalou kely hieritreritra ah


tena zafady fa tena sarotra be ity olanao ity ee.



:-D :-D :-D :-D
37. mandrindra ( 24/08/2009 21:58)
22 taona, mbola tsy nanao sipa, mbola vao fofopofony dia efa olana beeee. mandehana aloha manao fanadramana isankarazany ary ataovy haingana sao hilaozann'y omby miahaka eo.
38. Papoose ( 25/08/2009 14:11)
:^) :lol:
39. Snowhite ( 26/08/2009 09:44)
mandrindra:

22 taona, mbola tsy nanao sipa, mbola vao fofopofony dia efa olana beeee. mandehana aloha manao fanadramana isankarazany ary ataovy haingana sao hilaozann'y omby miahaka eo.


Andray kosa e
Ngah moa d tsy mba isedra olana mintsy eo @ fiainana na dia mbola tsy misy akory ary le fiarahana.
Rehefa mitia olona enao nefa tsy tian'le olona d ts maintsy zay
Aiza no misy fanandramana, ngah izy ty ina ka atao anzany

40. xxx ( 26/08/2009 11:01)
Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany
Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy
Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy io fa tany @ fahatelo vao nisy
De vao 2 ans zao ny zanakay farany io vao tena tsy zakako mitsy ny ataony anà satria:
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
-Tsy avelany miasa mitsy za, nefa za mba te hiasa fa efa mba lehibe ny zanakay; tsy navelany miasa mitsy za taloha fa hoe: mitaiza hono fa mbola kely ny ankizy. Za nefa mahatsapa fa efa tsy ampy anay intsony ny karamany fa efa 5 mianaka zao zahay (tsy banga mitsy ny karamany aloha atr@ zao)
-Lasa kizintina be izy ato an-trano ka na ireo zanakay aza dia bediny lava fa tsy azo resahana izy!!
Marihako fa mbola maharaka tsara @ fianarany tsara mitsy izy 2 lahy!!fa ilay vavy no kasainay ampianarina @ ty rentre ty
Toroy hevitra reto an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008