lalao an-kira

1. artefy ( 18/08/2009 08:38)
Ny angatahina amintsika dia ny hitadiavantsika ireny hira afaka mifamaly nefa samy hafa ny mpihira azy:

ohatra hoe:

hoy Njakatiana: "mbola kely loatra ianao..."
dia valian'i Hantatiana hoe "aza ny hakelezany no jerena..."

mazotoa oooooooo
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:32
2. Envy7 ( 19/08/2009 08:16)
Tsotra be zany kle ;-)
3. ari.malala ( 19/08/2009 10:55)
:-D :-D :-D hatreto aloha ts misy miserana ao antsaiko fa refa misy miverina eo iany za
4. Envy7 ( 19/08/2009 12:00)
Hatraty io
5. RATOVOARY ( 19/08/2009 12:26)
Ouzy Francis turbo:
BODO : Aiza ôôôôô!!!!!!!!
TIRIKE : Misy raha hitako ô
Fa tsy ambarako ô
6. ikaretsaka ( 19/08/2009 21:09)
hozy tsivahiny hoe inona izato mampangetoka o...
ho'zy Tsiliva hoe o le siky menamena
7. Papoose ( 19/08/2009 21:17)
izy iry ambony iry ohhh!! inona no ataony eny!! (red metal)
kala soooa eeeeeeeeeeeee!!! (rossy)
8. Papoose ( 19/08/2009 21:23)
na koa hoe:

rebika: nahoana ary ianao no mila kisaaaaa
ramora favori: mihetsiketsika ny foza!!! :-D
9. ikaretsaka ( 19/08/2009 22:01)
tselonina
lasa aiza izy izay....
ao ambany saosety
10. ari.malala ( 20/08/2009 06:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Envy7 ( 20/08/2009 09:19)
Ozizy Kintana telo oe: Ao ihany ve? De novaliany Melky oe : Lasa
12. Envy7 ( 20/08/2009 09:27)
Ozizy Rebika oe: ...fa na izaho,na ianao manatompo,nefa mifankatia... De novaliany Rainindimby oe Soa ny manan-droa!
13. nathie86 ( 20/08/2009 12:56)
ilay an'i Papoose lol beuh.
za tsy mahita 8O :roll:
14. ari.malala ( 20/08/2009 13:04)
nahita iany kay za
Melky: isaky ny mba hiteny aho dia miahotra
hantatiana aza matahotra ianao
15. artefy ( 20/08/2009 13:30)
Hoy tsiliva "iza le bandy ???"
dia mamaly fafah " zah le bandy mpananihany anao foana, zah le bandy mpandiso lava ny fotoana..."
16. Papoose ( 20/08/2009 13:45)
hoy i rebika: raha sendra mitatao, ny androm-piainanao dia......
hoy i Jaojoby: mangala vaiavy ianao eee!!! :^)
17. ni81 ( 20/08/2009 14:24)
hoy tselonina: nankaiza i ravaomaria?
hoy Henri R: ao an-trano falafa :-P
18. Envy7 ( 20/08/2009 14:28)
Mahaleo/Dama Manimanina ny any aminay izaho e e e.... De valiany Rambao oe: Modia reh,fa sasa-miandry ny eto an-tanana a a
19. Envy7 ( 20/08/2009 14:44)
Tiff tiff Mahalala tiana ianao,sa mahalala tsy tiana...Hoy Tempo Gaigy refa tiana ve ianao,dia mampifilafila....
20. hana ( 20/08/2009 22:31)
VHF : mba ambarao mazava aminay ry Ray
Rado (Georges Andriamanantena) : aza avela hahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3359