lalao an-kira

41. ikaretsaka ( 26/08/2009 21:43)
'zay: Iny masoandro iny!
lalatiana: ho an'iza ny masoandro
42. Lejoba ( 27/08/2009 00:09)
Poopy : soa ihany fa lasa ianao
Kiaka : lasa aho fa nandreraka anao
43. ari.malala ( 27/08/2009 06:28)
Hery Njila Raha hoavy ilay andro hiovako fo
Mage4 Adinoy fa ny foko efa niova vaovao...
44. Papoose ( 27/08/2009 13:54)
Mima: ananako raha ty, ty, ty, ty, ty
kiaka: Tsy matahotra aho satria vehivavy ianao
45. artefy ( 28/08/2009 13:37)
zay: ireo manodidina hanakiana koa fa mbola tsy matotra aho
nabaoh: aza mifanakiana, aza mifanakiana...
46. tenompitia ( 29/08/2009 15:16)
ikaretsaka:

silo: manantena aho izao raha misy azo atao
Samoela : oainina eo Itena





:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
47. tenompitia ( 29/08/2009 15:19)
Tsiliva : iza lay bandy?
Lôlô sy ny tariny : tsy izaho velively zany bandy zany ah
48. tenompitia ( 29/08/2009 15:21)
Mahaleo : hanaraka anao toy ny aloka aho
Raozin'ny paradisa : aza mifanarakaraka e
49. kwit ( 18/09/2009 04:43)
50. rhina ( 26/09/2009 10:32)
:x ts nahita za reto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3079