Hilaozako kely ianareo fa hiteraka any Maputo ny tenako
1. TEGEVE
(
18/08/2009 13:27)
Anaka isany,
Voatery tsy maintsy mandeha fa poritra be ,ny volantsika rahateo efa tsy mahampy ,ny ato @ miaramila mamely isan'alina
Aza dia homena tsiny ity namana adala ity raha ataon'olona mirediredy eto
(l) (l)
Voatery tsy maintsy mandeha fa poritra be ,ny volantsika rahateo efa tsy mahampy ,ny ato @ miaramila mamely isan'alina
Aza dia homena tsiny ity namana adala ity raha ataon'olona mirediredy eto
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:30
2. pikatti
(
18/08/2009 13:39)
Karakarao any aloha ny Maputo fa aza fa nareo tgv tony ve de be fo hotran'izao daholo é :-D
Aza matahotra enao fa mbola tsy vonoina akory nedala io ,izany hoe manasitrana kely fotsiny zay e :-D
Aza matahotra enao fa mbola tsy vonoina akory nedala io ,izany hoe manasitrana kely fotsiny zay e :-D
5. bazylou
(
21/08/2009 17:12)
tandremo ary soa lidona amin'ny poto an, izahay tsy manohan sovaly maty :-D
