fety masaka be karakarain'ny GTT eto Paris
1. vitamatavy
(
18/08/2009 07:38)
@ asabotsy izao dia misy bal karakarain'ny gtt tim eto ile de france
villabe sud de paris
Paf 20euros ho fanohanana an'i Ravalomanana Marc
villabe sud de paris
Paf 20euros ho fanohanana an'i Ravalomanana Marc
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:43
3. vitamatavy
(
18/08/2009 09:12)
http://gasytiatanindrazana.free.fr/
jereo e ambany ny rubrique sy ny coordonné rehetra
jereo e ambany ny rubrique sy ny coordonné rehetra
4. pikatti
(
18/08/2009 09:16)
Tongava daholo e,na de mianatra mitsikilo fotsiny aza,ao no ahafanao mijery ny fomba filazan'ny olona n'y GTT zany,
PS: miandry anelah any less andrywui mba hataoko tsaky pi(katti) :-D
PS: miandry anelah any less andrywui mba hataoko tsaky pi(katti) :-D
5. Noue
(
18/08/2009 09:25)
dia handany 20€ @ fitsikilovana ve rabazylou ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx
(
18/08/2009 09:32)
inona indray ity fika maloto ataon'ny GTT ity. Fitiava-tanindrazana ihany ve no fiantsona izao??? ary hay ve ny GTT miaiky amin'izay hoe manohana an-dravalo irery ihany e! Noheveriko fa ny ara-dalàna ange no tohana-dry zareo e! sa tsy ara-dalàna indray no zava-miseho any maputo!
7. pikatti
(
18/08/2009 09:40)
Sali sali Noue:ka miditra fotsiny zay mitondra badge TGV ao @ tanàna é Villabe=Tsarahonenana toerana tsy mialonjafy zany io é :-P
9. pikatti
(
18/08/2009 11:41)
fa dia aseho loatra lesy andrywui le badge iny sao elah teraka ao klé :-D
12. Mirananirina
(
18/08/2009 14:00)
sali sali mirana jereo le ao @ le site hono é Miverina ery ambonyok merci
13. Noue
(
18/08/2009 17:16)
sali sali pikatti
sali Mirana
dia ahoana ?? ho any ve ianareo sa ??? dia ho hita ny ny mpitsikilo ??
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
sali Mirana
dia ahoana ?? ho any ve ianareo sa ??? dia ho hita ny ny mpitsikilo ??
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. zoam
(
19/08/2009 08:06)
tongava daholo fa fety be hoan'ny mpanohna an'i Ravalomanana ny aho ,gtt,legaliste timsy sns ...)ento ny namana amantsakaiza
17. MANEVIL
(
20/08/2009 12:50)
sao dia apoaka nareo @ baomba eo indray izahay ko
GTT= Gasy Taitra Tampoka
:twisted: :twisted: 8O 8O
GTT= Gasy Taitra Tampoka
:twisted: :twisted: 8O 8O
19. pink
(
21/08/2009 23:43)
samia mihetsika fotsiny fa aza mifanaratsy e.
Samy manana ny safidiny io koa. ny anay izay misy any ireny tsotra fa tsy migeste be ,na miseho be basy ireny fotsiny...
Samy manana ny safidiny io koa. ny anay izay misy any ireny tsotra fa tsy migeste be ,na miseho be basy ireny fotsiny...
