Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i artefy, milahatra araka ny daty
artefy
(
21/12/2009 10:51)
Fanagasiana
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika :lol:
mety daholo na anara...
tohiny
novalian'i ni81 ny 14/01/2010 19:34
artefy
(
21/12/2009 10:41)
Fanagasiana
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika :lol:
mety daholo na anara...
tohiny
artefy
(
10/09/2009 09:28)
mampiasa saina kely fotsiny
Tao am-pianarana:
hizara boky ho an'ireto mpianany ilay mpampianatra, raha atao samy manana boky iray avy ny ankizy tsirairay dia tsy mahazo boky ilay iray ery aoriana indrindra, raha ohatra kosa ane...
tohiny
novalian'i artefy ny 29/09/2009 08:23
artefy
(
01/09/2009 13:24)
tononkira
mba mangataka ilay tononkiran'ny tarika Ambondrona iny izay manana ô
misy toy izao ilay izy: "so ever..."...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2009 16:19
artefy
(
18/08/2009 08:38)
lalao an-kira
Ny angatahina amintsika dia ny hitadiavantsika ireny hira afaka mifamaly nefa samy hafa ny mpihira azy:
ohatra hoe:
hoy Njakatiana: "mbola kely loatra ianao..."
dia valian'i Hantatiana hoe "aza...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:32
artefy
(
31/07/2009 05:39)
ankamantatra
ireto misy ankamantatra vitsivitsy mba tiako hovalianareo:
1- nandeh nitsangatsangana tany anala hono ny ireto sofina mpianaka samy vavy, kinanjo latsaka tao an-davaka ilay lehibe, dia hoy izy mba ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/08/2009 07:11
artefy
(
28/07/2009 10:31)
lalao: baolina kitra
nilalao baolina kitra hono ny biby rehetra teto madagasikara, efa tapitra mihitsy anefa ny lalao vao tonga ity biby iray... iza ary io biby io dia inona no antony nahatara azy?...
tohiny
novalian'i artefy ny 30/07/2009 10:19
artefy
(
28/07/2009 09:45)
tsiky ifampizarana
Namory ny vatandehilahy rehetra tao an-tanàna hono ny mpanjaka dia nijanona tery andafy atsinanan'ny rano izy sy ny zanany vavy tokana, ny tovolahy novoriany kosa tety andafy andrefana
nikabary iz...
tohiny
novalian'i rhina ny 03/09/2009 13:20
artefy
(
22/07/2009 09:16)
iraimbilanja monja
... efa teo ampamaranana ny toriteniny indrindra i Pasitera no niditra avy any ralaikamo:
- ry havana hoy Pasitera hitanareo amin'izany fa ny iraimbilanja amin'Andriamanitra dia mitovy amin'ny vol...
tohiny
novalian'i dahuily ny 22/07/2009 20:33
artefy
(
17/07/2009 08:49)
vorompotsy
Nahoana ary ny vorompotsy no manidina mankany antsinanana rehefa mody ny hariva ???...
tohiny
novalian'i artefy ny 22/07/2009 09:06
artefy
(
30/06/2009 10:39)
menu
ireto ny menuntsika mandritra ity herinandro ity
alahady: akoho
asabotsy: gana
zoma: gisa
alakamisy: dokotra
alarobia: vorontsiloza
talata: sarin-dokotra
alatsinainy:
inona re ny alatsinai...
tohiny
novalian'i artefy ny 06/07/2009 09:35
artefy
(
16/06/2009 09:56)
maro anaka
Nisy mpivady niteraka 7 mianadahy: ny voalohany natao hoe ampalibe satria izy no lehibe indrindra, ny faharoa i coco satria mafy loha be ny fahatelo de i zavoka satria malemilemy izay izy ny fahaefatr...
tohiny
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:37
artefy
(
27/05/2009 07:59)
lalao: kajy faran'izay mora
Niandry gisa i Naivo...
nanontanian'i koto izy hoe "firy leitsy ny gisa andrasan'ialahy io ???"
dia hoy i naivo: "ny 2 leitsy eo alohan'ny 2 dia eo ankavian'ny 2 misy 2 dia ao aorian'ny 2 misy 2 de ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 25/06/2009 09:32
artefy
(
18/05/2009 10:06)
lalao: fehezanteny lava indrindra
ity misy fehezanteny:
mangalatra katsaka ralava
ny angatahiko aminao dia ny hikarohanao fehezanteny na fehezankevitra tsy ahitana afa tsy zanatsoratra tokana ao anatiny (ohatra tsisy afa tsy a n...
tohiny
novalian'i pitiny ny 27/06/2009 14:49
artefy
(
09/05/2009 08:16)
Manchester United vs Barcelone
Izahay maka anglisy eto... tohano aho ry namana...
hangotraka io lalao famaranana any Rome io......
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/05/2009 08:00
artefy
(
08/05/2009 10:27)
dialaogy
Teo ambony fandriana tao an'efitra no niseho ity resaka ity:
Bema: Peta o! eo mba lelafiko kely ny an'i Peta...
Peta: Ao ary aloha inonoako kely ny an'i Bema e...
Bema: Ka ny ahy ange henjana be ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 13:23
artefy
(
06/05/2009 10:06)
Ankamantatra: mpamono olona
Iza no olona iray nahafaty olona be indrindra teto an-tany sady tamin'ny fotoana fohy araka ny hevitrao?
Hamarino ny valin-teninao (ohatra: isa, salanisa...)...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/05/2009 20:11
artefy
(
05/05/2009 10:00)
Mahatsikaiky
Nisy ankizikely efa nahazohazo taona nanjono trondron-dranomasina tetsy amin'ny reniranon'i Marais Masay, gaga ery dadaben'i kaina sy abela nahita azy nahazo trondro maina mbola velona... tena pur por...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:11
artefy
(
05/05/2009 07:27)
y zit: mitady vehivavy malagasy hiarahana...
To ny nofinofin'i y zit fa nahazaka sipa marobe mihitsy izy tetsy antsahamanitra, talohan'ny asabotsy manko dia nitady sipa malagasy hiarahana manala azy tetsy antsahamanitra izy sy marion ary shy'n k...
tohiny
novalian'i artefy ny 15/05/2009 10:17
artefy
(
04/05/2009 10:41)
kajy an-kandrina
iangaviana indrindra mba tsy hisy hampiasa machine à calculer na izay rehetra azo anaovana kajy ankoatry ny handriny :D
Nitondra bus iray ianao niala teny ankatso ho eny 67ha, ataontsika hoe l...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:31
