Ankamantatra: mpamono olona

1. artefy ( 06/05/2009 10:06)
Iza no olona iray nahafaty olona be indrindra teto an-tany sady tamin'ny fotoana fohy araka ny hevitrao?
Hamarino ny valin-teninao (ohatra: isa, salanisa...)
novalian'i ni81 ny 10/05/2009 20:11
2. falyfenosoa ( 06/05/2009 10:53)
I KAINA satria firy moa no mponina t@ izany? Adama , Eva, Kaina, Abela.
1/4 ny mponina no novonoiny na dia olona iray aza.
3. dylane83 ( 06/05/2009 10:57)
ahenao ny isany zaza teraka ; manaova l amour d asio kapoty;tsy hisy hamelona ny zanakao tsony eo;pay rhuiné
4. artefy ( 06/05/2009 11:06)
20/20 ho an'i falyfenosoa! misaotra!
5. mmmhh ( 07/05/2009 14:10)
:-D :-D
6. artefy ( 09/05/2009 07:32)
Mbola ankamantatra ihany

Ny an'Andrianampoinimerina lavabe, ny an-Dradama fohikely, ny an'i Dada nomena an'i Neny, Ny an'i Mompera tsy ampiasainy...

Inona ary izany???
7. Koditra ( 10/05/2009 07:37)
Nenà ko lavabe, mbola resiko ny an'Andrianampoinimerina, ny an'lery 20c nefa nenà 34c.


Valin'ny ankamantatra : Anarana (c=caractère io ambony io fa sao dé everin'ny sasany ho inona eo a :-D :-D )
8. ni81 ( 10/05/2009 13:14)
:lol: :lol:
9. Koditra ( 10/05/2009 19:58)
neverin'ny Ni81 fa santimetatra ndray zao ngamba io C napesaiko io ? Aiza ko no hisy anarana refesina @ santimetatra ? :-D :-D

Mba omeo anà @zay oà reo raozy ireo. :)
10. ni81 ( 10/05/2009 20:11)
Fa zà angaha nilaza hoe santimetatra? :-P
Mba omeo anà @zay oà reo raozy ireo.
tongava aty dia omeko fa misy ao an-tokontany ao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1811