Manchester United vs Barcelone

1. artefy ( 09/05/2009 08:16)
Izahay maka anglisy eto... tohano aho ry namana...
hangotraka io lalao famaranana any Rome io...
novalian'i RATOVOARY ny 29/05/2009 08:00
2. gasyjean ( 09/05/2009 10:31)
¡Visca Barça!.
Barcelone champion! lasanay io papa fa aza matahotra aaa.ary marina ny kozinao fa tena angotraka izy io.
3. jodasy2009 ( 11/05/2009 09:49)
hek hek hek! marina tokoa fa lasanareo ny vice champion!!! vas' y ronaldo...
4. ikaretsaka ( 16/05/2009 23:35)
zahay tsy mahay kitra loatra fa Man UTD e
5. RATOVOARY ( 26/05/2009 08:38)
Radem izy hita eo fa hatreto aloha zah maka Barcelona!!
6. ravatorano ( 27/05/2009 11:58)
manchester e
aza miala amin'i manchester e !
veloma less ry messi ah
amin'ny heritaoana indray ô !
:-D :-D :-D

kay moa mbola tsy vita ny baolina kle aza ah
:-P :-P :-P
7. RATOVOARY ( 27/05/2009 12:07)
kay moa mbola tsy vita ny baolina kle aza ah

Mamo sahady nareo zany ry Ton' fa vao raariva nge tsika mahita izy e! Aiza no fotoana fa tonga de 75cl iray izay resy tsika klé!! :-D :-D :-$
8. ravatorano ( 28/05/2009 08:03)
ekena fa naharesy nareo e
arahbaina zany ry barça isany
tena voavidy vola sy niloka hoe ireny MU ouz anay mpaka azy fa zany mantsy no fomba firesaka aty amin'ny tanana e !
ny albitra koa nangalatra kle !
viva barcelona
=D> =D>
9. RATOVOARY ( 28/05/2009 08:29)
Rehafa resy r'ise de resy a! fa tsisy hoe zao na izao.
10. ravatorano ( 29/05/2009 07:43)
kiiii
tsiss marimaritra iraisana mihitsy va ratovoary ô d aza maseka kanou :-P
roa sy donga marina ve
sa jereo kely ny tablô !
:wink:
11. RATOVOARY ( 29/05/2009 08:00)
ah m'hah la'olo e! zah m'hah tsy masika aminao zany e! resaka sendra mandeha fotsiny reny fa aza manify hoditra otran'io twa :^) :^)
Fa aiza ny fotoana radem!!! :lol: de any miady marimaritra anaty vera :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0409