menu

1. artefy ( 30/06/2009 10:39)
ireto ny menuntsika mandritra ity herinandro ity

alahady: akoho
asabotsy: gana
zoma: gisa
alakamisy: dokotra
alarobia: vorontsiloza
talata: sarin-dokotra
alatsinainy:

inona re ny alatsinainy e??? very hevitra aho fa mba ampio...
novalian'i artefy ny 06/07/2009 09:35
2. pissoa ( 30/06/2009 11:45)
sakamalaho :roll:
3. ni81 ( 30/06/2009 12:40)
voromailala
4. Nirilala ( 30/06/2009 12:51)
akanga
5. RATOVOARY ( 30/06/2009 12:52)
Atody :roll:
6. ndotofetsy ( 30/06/2009 22:34)
tsss manao lohamborona tssss :^) :^) :^) :^)
7. Lejoba ( 30/06/2009 23:35)
tsonjo
8. JOSIAH ( 01/07/2009 07:14)
Trondro fa io ihany no alaina tsinainy nefa ny akoho koa ange toa halaina tsinainy e
9. xxx ( 04/07/2009 11:29)
hihihi, trondro gasy tsy alana tsinainy...
10. ni81 ( 04/07/2009 11:41)
hihihi, trondro gasy tsy alana tsinainy...
:lol: mangidy !
11. artefy ( 06/07/2009 09:35)
raha ity resahintsika ity aloha dia trondro no valiny e! na dia alaina tsinainy koa aza ny akoho sy ny sisa... fa ny trondro gasy tsy izy izany e satria misy olona sasany tsy manala tsinainy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1408