kajy an-kandrina

1. artefy ( 04/05/2009 10:41)
iangaviana indrindra mba tsy hisy hampiasa machine à calculer na izay rehetra azo anaovana kajy ankoatry ny handriny :D


Nitondra bus iray ianao niala teny ankatso ho eny 67ha, ataontsika hoe ligne 119:
misy olona 6 ao anatiny (tsy kajiana ny mpamily sy ny mpanampy azy)

- tonga teo amin ny mascotte vao nijanona ilay bus de niala ny antsasaky ny mpandeha ary nisy olona 9 niditra
- teo ambohijatovo indray de niala ny 1/3n'ireo ary nisy 2 niditra
- teny mahamasina de tsy nisy niala fa 4 no niditra
- teny andavamamba indray de niala ny 7 ary tsy nisy niditra
- nony teny amin'ny farany dia hita fa tsy ampy 600 ny sarandalana tokony hiditra tamin'iny zotra iray iny

Fanontaniana: firy taona ny mpamily?
4mn sy 42s ihany no omena anao hamaliana azy
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:31
2. mmmhh ( 04/05/2009 11:30)
shhhhhhh, zah @ io efa mikajikajy mafy de mafy,
de tonga tany @ farany ndray saika hanao x 300Ar ny olona,
kay koa mbola taona koa no tadiavin'i artefy,

... mety mitovy taona amiko izy e, :-D
3. artefy ( 05/05/2009 07:19)
Ary tena mahay kajy an-kandrina ianao an...
marina kah! ilay kajy manko fanadalana fotsiny fa ny tena izy dia hoe "ianao no nitondra ilay bus" (jereo ery ambony ery) noho izany ny taonanao no taonan'ny mpamily! misaotra e
4. mmmhh ( 05/05/2009 14:14)
hay marina le valin-teny,
tsy ni-remarquer-ko akory le t@ voalohany io, hoe nitondra fiara ianao,

hihihi :-D
5. JOSIAH ( 05/05/2009 19:07)
Hi hi voa ndray nareo t@iny za koa ary mba voa manko :lol:
6. pissoa ( 05/05/2009 23:52)
:-D :-D :-D :-D :-D

milay be kle :-D
7. tslem ( 06/05/2009 02:31)
Zah koa efa tena nanao kaonty be mintsy oe firy izany ny olona farany ao anaty bus :-D :-D :-D tsy ratsy :wink:
8. xxx ( 09/05/2009 07:43)
Chers amis,
Amusez-vous bien!

CALCULATRICE AUTORISEE

> Fais cet exercice de maths surprenant. Il dure seulement 20 secondes.Tout ce
que tu dois faire c'est suivre les instructions et surtout ne pas lire
la fin avant d'avoir fait les calculs,ok? Commençons!

> > 1. Décide le nombre de nuits par semaine durant lesquelles tu aimerais faire l'amour.
>> 2. Multiplie ce chiffre par 50.
> > 3. Ajoute 44 au résultat.
> > 4. Après multiplie par 200.
> > 5. Si cette année tu as déja fété ton anniversaire, ajoute 109.
> > Sinon ajoute 108.
> > 6.Dernier pas:soustraie ton année de naissance (par exemple,soustraie 1941,1973, etc.) au résultat obtenu.
> > Une fois la soustraction faite, tu devrais obtenir un nombre de cinq chiffres.
> > Donc
Le premier des 5 chiffre t'indique le nombre de nuits par semaine où il te plairait de faire l'amour, non?
> > Mais c'est pas tout.
> > Les deux derniers chiffres correspondent à ton âge.
> > Mais le meilleur va venir.
> > Les second et troisième chiffres indiquent.....

> > LA POSITION QUE TU PREFERES HONTEUX !!!!!!

9. xxx ( 27/05/2009 10:31)
:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3229