Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nositiana ( 18/08/2009 06:37)
Mbola kely taona fa ny saina ...
Zaza vao 10 taona fa saingy ny vatany dia toy ny ankizy 15 taona. Tsy ilay haben'ny vatana akory no olana, fa somary sahirana ny sain'ny RAD fa ilay saina koa dia tena lasa aloha be loatra ... Sao mba... tohiny
novalian'i nositiana ny 04/09/2009 12:10
carson ( 18/08/2009 06:03)
firaisana ve ny masturbation?
Inona tsara no tena olana amin'ny masturbation sy ny loi morale? Satria olona iray no manao azy koa tsy azoko mihitsy ny hoe mijangajanga.... tohiny
novalian'i mion ny 19/08/2009 11:24
majesty ( 18/08/2009 05:25)
Tononkira
Miarahaba antsika rehetra.Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira hoe " TSY ATORY ELA LOATRA " nosoratain' i Ramboatiana ato. Hira nataon'ny chorale Fiderana tao @ fpma t@ vendredi saint lasa teo i... tohiny
novalian'i tywa68 ny 24/08/2009 12:49
xxx ( 17/08/2009 19:36)
Bevoka mila soso-kevitra maika.
Zah dia bevoka 8 volana zao. Miady lava izahay mivady, marary ny foko, sy ny saiko, ahoana re ny hiatrehako ny fiterahana satria vao niforona ny kiboko dia zao no iainana lava zao. Marihiko fa lavitra... tohiny
novalian'i rtcflora ny 21/08/2009 14:04
remahity ( 17/08/2009 17:24)
accord MAPUTO: ZERO, aotra, 00 000 0000 00000
ka lany andro @ accord ny Maputo isika, TGV ne respectera pas cet accord. souvenez-vous de DAKAR 2: Ravalomanana a signé DAKAR 2 en 2002, revenu à Madagascar, il l'a ignoré [u][b]PKOI ? l... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 15:08
sitlo ( 17/08/2009 16:41)
grave ilay FLEX
http://www.sumo.fi/products/sumopaint/index.php?id=0 Fa saingy sarotra.... tohiny
novalian'i sitlo ny 07/11/2009 03:11
Noue ( 17/08/2009 16:39)
Accord n°5 tany Maputo
Ilay accord n°5 tany Maputo nilaza oe [b]Article 5 Les membres du Gouvernement de Transition s’engagent à ne pas se présenter à l’élection présidentielle organisée par la Transition... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 12:44
zoam ( 17/08/2009 15:40)
takleny rakotovazavaha i rondefo ry dia k.o
http://www.youtube.com/watch?v=o-kL9Ruerbw ... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 12:18
bazylou ( 17/08/2009 15:26)
maputo 1, maputo 2
ny ahy izao ny maputo 30000 no andrasako :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:23
pimaso ( 17/08/2009 14:20)
Mifandrimbona hanavotra ny toekarena @ izay fa ampy izay
Mba ho azo ny AGOA; ny Reconnaissance Internationale; ny Echange Internationale; ny lutte contre le chomage; ny fanarenana ny trano nodorana sy norobaina ny 26 janvier sy 17 mars 2009; ny fametra... tohiny
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:41
ketaka67 ( 17/08/2009 13:03)
dia ahoana izao ny vahoaka @izao ora izao e?
to tsy mba misy mpiresaka ilay vahoaka é? mba te-ahazo vao² ah fa tara indray ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:38
ari.malala ( 17/08/2009 11:38)
Fa dia reny inona loatra!!!!
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28777 [quote=l'experess de Madagascar]Maternité de Befelatanana Une mère abandonne son bébé Un bébé d’un jour a été abandonné par sa ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:41
ari.malala ( 17/08/2009 11:27)
Miady antrano ny TGV
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16845 [quote=Midi Madagasikara androany]Les membres du TGV dans la région DIANA réclame le changement et exige la nomi... tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:49
rabaradaka ( 17/08/2009 09:39)
Taonan'ny fiovana lehibe manombka ny 2009
"2012 est une date importante dans l’histoire humaine. Elle marque la fin d’un cycle de 5.125 ans et d’un cycle de 13 ans. Le grand spécialiste américain de l’astrologie Maya, Bruce Scofie... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:33
xxx ( 17/08/2009 08:45)
tsy hisy ny fanampiana
...ary hitohy ny tolona raha mianakendry eo i andry rajoelina, ary mety hiafara aminy fitsarambahoaka satria efa noana loatra ny vahoaka, nohony fidongiany andry rajoelina toerana no tsy ivoahany fana... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:30
Lejoba ( 16/08/2009 22:56)
namana
manaja anao Sefo, rehefa misy dinika dia misy PS mahaliana indraindray ny hahafantatra bebe kokoa ny momba azy : lahy sa vavy, aiza no mipetraka, zavatra tiany ets. Taloha, klikena fotsiny ilay PS di... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:16
zama91 ( 16/08/2009 19:45)
navoakanay ihany ireo lazaina fa mpametraka baomba
nivoaka ry Raharinaivo sy ny akolitany izay lazaina fa nikotrika ny fametrahana baomba na dia tsy nahitana preuve aza aloha pour l'instant,mnsieur Richard lehiben'ny mossade any dago moa dia tsy henoh... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 09:42
Onjakeli ( 16/08/2009 16:16)
Torana in-2 i Tgv tany Maputo
Tsy zakan'ny sain'ilay Kely ny fandehan'ny raharaha ka sasatra ny torana le dala tany Maputo. in-2 be izao. Sady mampahalahelo no maharikoriako. Bandy miana-kendry. Mbola miseho be saina ihany nefa ef... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:28
harybe ( 16/08/2009 10:47)
tranokala tsy mazava
misy tranokala iray mahavarina ahy ito!! ny anarany dia oe 'ravalomanana" dia nefa resaka transistion (HAT) no ao anatiny!! misy afaka manazava ve? www.ravalomanana.com... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 16/08/2009 22:16
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:32)
mitady olona madio
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 09:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8408