tranokala tsy mazava

1. harybe ( 16/08/2009 10:47)
misy tranokala iray mahavarina ahy ito!! ny anarany dia oe 'ravalomanana" dia nefa resaka transistion (HAT) no ao anatiny!!
misy afaka manazava ve?
www.ravalomanana.com
novalian'i TEGEVE ny 16/08/2009 22:16
2. zoam ( 16/08/2009 11:09)
jereo ny mpisera mpisandoka ps naran'olona malaza toa an'i ronaldo,tgv,orange,caporal lasa amiral :-D :-D :-D
tsy atao mahagaga e ,malaza ho mahay provocation nefa izay koa efa mba miandry na aty paris na any dago tsy misy mifankatahoatra an'ireo izany
3. TEGEVE ( 16/08/2009 22:16)
Anaka isany,
Tranonkala nataon'ny tato @ foibe io mba hitaritana ny mpanara-dalàna,marihiko mantsy fa efa betsaka ny namanay ato no lasa tsy manaiky ny tsindry azo avy any @ capsat dia lasa nanohana an'i filoha hajaina RAVALOMANANA,izaho manokana dia tsy momba izao fomba fiadiana mahamenatra izao
(l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745