Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
bazylou
(
13/08/2009 17:55)
esy e ry gtt e,, beurrk
Ny marina marina ihany.
Misy olana ny GTT ankehitriny, inona no antony? Ary iza no mila ny fikorontanan'ny GTT?
Za dia nanaraka foana ny tolona nataon'ny GTT. Sady nantrika foana ny htesika re...
suite
répondu par niryna le 08/10/2009 15:38
bazylou
(
13/08/2009 17:44)
misy tanora mbola milay noho i tgv ve ao mada???
midehoa k aalaivo ny fitondrna araha mahay milaza azy ho tia tanidrazazna sy mahery noho i tgv, misehoa , mijoroa di alaivo ny fotondrana raha mahay noho izy e,
:-D :-D
valiny;;; tsy misy al...
suite
répondu par xxx le 15/08/2009 21:27
simplex
(
13/08/2009 15:23)
Masira sy Mamy
nareo ve mba tia an'le kaly sady masira no mamy ireny? tsy otran'ny contradiction be ve?
eny e, ny mofo grefy aloha tsara ee. Sady ramanonaka no mofo gasy mais bon... ra hena na hoe kaly no otrain...
suite
répondu par mangabe le 07/12/2011 14:03
niryna
(
13/08/2009 14:50)
Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
Matetika dia fiteny ny hoe taha-dray,matetika isika dia tsy mahita fa ny zavatra ataontsika ihany no mety ho ataon'ny zaza.Ireto aza misy ohatra kely ka anjaranareo ny mizara raha mba misy azo alaina ...
suite
répondu par niryna le 22/08/2009 06:21
ketaka67
(
13/08/2009 13:43)
Tsy hain'ny tribonaly gasy ny mampihatra ny sata Maputo!
"Nomarihiny aza fa efa eo am-pelatanan’ny tomponandraikitra farany afaka manao ny taratasy ny raharaha saingy mbola milaza hanontany ny hevitry ny tomponandraikitra ao amin’ny fitondrana ity faran...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:37
Mbola185
(
13/08/2009 13:05)
Atlanta
Salama daholo ianareo.
Te hanontany aho raha misy aninareo mahafantatra gasy mipetraka any Atlanta USA. Izaho izao mipetraka Minnesota fa hifindra any Atlanta tsy ho ela, koa raha mba misy aminareo m...
suite
répondu par Papoose le 14/08/2009 18:36
fidinirina
(
13/08/2009 11:14)
Ny fibebahana...
Voalohany dia tsy asan’Andriamanitra ny mibebaka fa an’ny olombelona. Ary tsy maintsy mibebaka ny olombelona (didin’Andriamanitra io).
Asan’ny Apostoly 17 :30 Ary Andriamanitra ninia tsy ni...
suite
répondu par rzakarivola le 20/08/2009 08:39
mamyandry
(
13/08/2009 09:13)
Mahamenatra
Efa tena mankaleo ity fiadiana seza ity e, ny antsika ny fanaovana politika dia fitadiavam-bola. Tsy mba menatra ve ami'ity toetra mampijaly vahoaka ity. Ny vahoaka foana no tsy maintsy atao tohatra f...
suite
répondu par mamyandry le 16/08/2009 14:21
ni81
(
13/08/2009 08:05)
Serasera amin’ny Internet niafara tamin’ny fifampitoriana
Serasera amin’ny Internet niafara tamin’ny fifampitoriana
Nifampitory no niafaran’ity vehivavy gasy iray, 18 taona, sy vazaha lahy iray, 51 taona, izay nampifandraisin’ny Internet. Niakatra...
suite
répondu par locl le 13/10/2009 18:32
rabaradaka
(
13/08/2009 08:01)
Tena jiolahy ireto TGV ireto
Jereo ange : Rehefa notanana roa andro teny amin’ny zandary eny Betongolo ny Filohan’ny fikambanana AV7 (fikambanan’ny olona tra-doza teny Ambohitsorohitra tamin’ny 7 febroary 2009 sady koa mp...
suite
répondu par fijo le 13/08/2009 20:08
penguin
(
13/08/2009 05:28)
ISIKA MALAGASY MANONTOLO sa zahay tarika TGV ?
Nanantintrantitra Andriamatoa Azhali Ben Marouf tarika Ratsiraka ary namaly ny fitenin-dratsirahonana hoe ny FIJERINAY ary famerimberenanity farany ny hoe izahay foana. Isiaka Malagasy iray manontolo ...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:41
hana
(
12/08/2009 23:55)
arahabaina Rajim
Miarahaba anareo mivady nomen'Andriamanitry ny fara eh.
Ny Tompo anie hitantana ny dianareo hatrany, ary handrotsaka ny fahasoavany manana amby ampy hijoroanareo hatrany ho voninahitry ny anarany.
M...
suite
répondu par Envy7 le 02/09/2009 07:19
mathla
(
12/08/2009 22:12)
Hazo Amoron-Tevana
Izay angamba zao no azo hanalavana ny HAT ve? Toa ratsy faneno loatra manko ilay hoe FAT(Y) sady misy an'ilay fonosana.....
Kanefa tena amoron-tevana marina ve izy io? Ny hita taratra manko tamin'ny...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:45
fijo
(
12/08/2009 20:48)
Mr felix d'antsirabe
manahy mafy ny amin'io rangahy io aho,fa toa hendry lavitra noho i ngahy odon izy ,ka mety hanelingelina andry zareo.hatramin'izao,dia tena fampihavanana no ataony ,fa tsy toa ilay raika lahy mpitarib...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:39
Noue
(
12/08/2009 19:38)
Ahoana io ?
[size=70][color=blue][b]Le congrès de la transition (Assemblée Nationale) serait composé de 90 membres de la mouvance Ravalomanana, 56 membres pour chacune des autres mouvances pour un total de 258...
suite
répondu par fijo le 13/08/2009 20:37
xxx
(
12/08/2009 18:15)
Frantsay
Mba vakivakio ihany fa mety ahasoa antsika rehetra somary lava be fa mahanana patience: mila ti jerijery ihany isika rehetra e...
Quote:
Inona no tena tanjon’ny Frantsay amin’izao raharaha eto ...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:49
bazylou
(
12/08/2009 16:57)
zany anay , tonga dia ady mazava
vonona ny anao declaration de patrimoine ny pds vaovao, aiza le prezda fopla honoris kozatra, naninonano tsy sahy nanao, ??? beuurrk, resy e :-D :-D :-D ...
suite
répondu par mathla le 12/08/2009 22:28
penguin
(
12/08/2009 14:16)
Ampiakaro JENERALY lay KAPORALY spesilista baomba sa bobaaa?
Ny Jeneraly efa tsy hamokatra ka manino moa raha ny kaporaly mahery fo manampahaizana manokana momban'ny baomba no tsy ampiakarina haingana ? Lazaina fa mahafoy ny ainy ny anao lahy ary tena tsy mipoa...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:47
news2dago
(
12/08/2009 13:51)
Mimenomenona sahady ireo ho very seza!!!!
Mahagaga fa mifandimby maneho hevitra ny mpikambana ao @ fat ankehitriny ao ny sasany mampiakam-peo mafy oe tsy maintsy izy no mitarika ny tetezamita sy ny praiminisitra ary maro an'isa ao @ kongresy ...
suite
répondu par fijo le 13/08/2009 20:46
bozyboleta
(
12/08/2009 11:32)
Fanjakana fôpla: MPANGALATRA SY MPISOLOKY
Tsy miafina intsony ry faty sy ny forongony.
[quote]Gazety Taratra
Saika haka volan’olona - Fis enin-dahy nosamborin’ny zandary
Polisy roa, zandary roa, miaramila roa miasa ao anat...
suite
répondu par fijo le 14/08/2009 21:05
