Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
10/08/2009 09:43)
Iza no niteny hoe tsy nahazo amnistie?
[quote= gazety taratra nivoaka ny 10/08/09]VAOVAO MISONGADINA
FIFANARAHANA TANY MAPUTO
FIFANARAHANA TANY MAPUTO
. Filohan’ny tetezamita Rajoelina, mahazo mody Ravalomanana, tetezamita ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:29
ntss
(
10/08/2009 08:56)
L'unique règle en politique: ne tuez personne!!! le reste OK
Il n'y a pas de justice en politique.
Le vol,
Le détournement des biens publiques,
L'emprisonnement sans motif valable,
Le monopole économique;
La corruption
...
Il suffit juste de confesse...
tohiny
novalian'i papala ny 10/08/2009 10:23
hery
(
10/08/2009 08:34)
Ilay fifanarahana voasonia
Aleo hapetraka eto ilay fifanarahana voasonia dia samy mamaky
[img]http://farm4.static.flickr.com/3122/3806645011_2c6e73439a_o.jpg[/img]
[img]http://farm3.static.flickr.com/2553/3807461852_8f945...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/08/2009 18:28
ari.malala
(
10/08/2009 08:14)
Fitiavan-tanindrazana hono ka hoe...
Tsy haiko aloha ny atao hoe fanajana sy fitiavan-tanindrazana hoan'ny olona sasany, fa izaho dia tafintohina t@ ireo olona nitsena an'i andry rajoel teny Ivato maly... Ny antony? efa hoe redonina ny h...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 10/08/2009 09:54
ravatorano
(
10/08/2009 07:00)
voatery tsy maintsy hiala Praiministra izany Monja Roindefo
raha ny charte de maputo no dinihina dia voalaza ao fa tsy mahazo milatsaka ho fidiana ny mpikambana rehetra ao amin'ny goverinemanta tetezamita izay hatsangana eo ! Izany hoe raha ny tena marina dia ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 11/08/2009 08:26
essera
(
10/08/2009 06:45)
D ahoana mbola ho tohizana ihany v Magro ???
Saliiiiiiiiiiiiii daolo a... Arahabaina daholo isika rehetra fa vita ihany ilay Maputo, ary aza tezitezitra intsony ny sasany fa efa izy 4 mtsama mits ny tao fa tsy ny solontenany ka tokony hanaraka n...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/08/2009 18:17
ouiandry
(
10/08/2009 06:33)
C'est Victoire d'abord pour le peuple et puis pour les TGV!
Tel est le propos du leader de la HAT à son arrivée à l'aeroport international d'Ivato hier!
C'est une victoire du peuple Malagasy opprimés pendant sept ans de régime TIKOBOYS a martelé le Pr...
tohiny
novalian'i reeves ny 10/08/2009 13:29
penguin
(
10/08/2009 05:48)
Isaorana ny karan-DRavalomanana Marc. Halevina ny FAT(y)
Tsy miala ny sainay vahoaka fa mbola miandry ny fahafahanao mody Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana. Isaoranay vahoaka ny kabarinao tao Maputo ary mbola miandry ny fahatongavanao amin'ny fotoana mah...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 11:01
pimaso
(
10/08/2009 05:44)
FELICITATIONS RAVALOMANANA ET A TOUT LES LEGALISTES
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,
Ny voalohan-teny dia fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany, ka nahatongavantsika amin’izao tanjona fampihavanam-pirenena izao.
Nandalo fotoan-tsarotra...
tohiny
novalian'i pimaso ny 13/08/2009 05:20
ouiandry
(
10/08/2009 05:36)
Asehoy ary fa tena mpanao politika ianao
Nanomboka omaly 09/08/2009 d niditra @ dingana vaovao ny rafitra tetezamita noho izany miova ihany koa ny famindra sy ny fifandresan-dahatra, miova ny fandehanjavatra satria tafiditra tsara ao anatin'...
tohiny
niryna
(
10/08/2009 04:34)
Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....!
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zava-dehibe akory fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra a...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 04:44
soanja
(
09/08/2009 23:24)
Maputo izay Mampitony
Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra izany tamin'iny dinika sy fifanarahana vita tany Maputo iny.
Enga anie hitondra fanantenana ho an'ny rehetra ny vokatra avy tany, hitondra filaminana sy fitonian...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:10
tovolahy007
(
09/08/2009 23:12)
Nahomby ny tetiky Radidy
Nahomby tanteraka ny tetiky Radidy. Nahavita ny iraka nampanaovina azy soamantsara i Rajoelina. Faly daolo ry zalahy izay very fihinanana satria lasa i Deba dia tsy iza izany fa ry :
Patrick2002, a...
tohiny
novalian'i zoam ny 09/08/2009 23:34
ndotofetsy
(
09/08/2009 23:12)
ty hono ka tsy eken ny hat ny mapouto
hita eto amizay ny olomatanjaka ao aorianan i tgv ary tsy afaka milatsaka koa izy
...
tohiny
novalian'i razakad ny 10/08/2009 06:05
vitamatavy
(
09/08/2009 22:01)
tsy mahazo manao ministra izay te hilatsaka president
quel piege pour roindefo,alain ramarson,hasina andriamanjato,organes ,minisitry ny fitsarana le vehivavy iny,pierre tsiranana,voninahitsy,rolland ratsiraka,pierrot ,tantely andrianarivo)te hanao minis...
tohiny
novalian'i ketaka67 ny 10/08/2009 09:47
xxx
(
09/08/2009 21:30)
Grossiste
Hono ho aho ry reto, raha mba te hanokatra magazay grossiste de aiza no tokony ho aleha ary hoatrinona ny renivola farafakeliny ampiasaina? Misaotra betsaka e...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/07/2010 03:56
zoam
(
09/08/2009 20:12)
hiditra @ 2round any maputo dans 10jours
tsy zakan'i tgv intsony pression mahazo azy any maputo,hiemotra maty raibe handroso maty renibe,tsy hanao na inona na inona c'est deja mort
ahoana hoy roindefo t@ tgv nanao sonia,dia ahoana hoy ny ca...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 23:05
Bita
(
09/08/2009 19:48)
Aza atao amiko fanindroany intsony ny toy izay.
Nisy soferana Taxi nitondra olona, tao afara ilay mpandeha no nipetraka ary te hiresaka t@ ilay sofera izy ka nokapohiny kely ny sorok'ilay sofera. Nitsamboatra be ilay Sofera ka tsy nanana control ka...
tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:27
Mirananirina
(
09/08/2009 18:14)
Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io.
Nony niverina ilay pa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/09/2009 16:29
ouiandry
(
09/08/2009 17:41)
nafindra any afrika atsimo ny lapampanjakana
rah ny fomba firesakin'ny GTT sy TIM eto @ serasera zany d afindra any afrika ny lapampanjakana satria amindry zareo d Ravalomanana no filoha mitondra an'i Madagasikara, i Ravalomanana anefa d nilaza ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/08/2009 10:57
