Ilay fifanarahana voasonia
3. hery
(
10/08/2009 08:50)
Mbola NB ihany. Diso toerana ny sonian'i Andry Rajoelina dia nanjary tsisy toerana hanasoniavan'i Ravalo intsony.
Hatramin'ny toeran'ny sonia avy dia angalarina lolll
Hatramin'ny toeran'ny sonia avy dia angalarina lolll
4. ntss
(
10/08/2009 09:10)
Ra tsy Rahery ve hahita ze sonian'i Andry diso toerana zany, ita mitsy oe efa fankahalàna, jereo fa nen-dRatsiraka ihany no eo ambonin'ny anarany ny soniany.
6. hery
(
10/08/2009 09:16)
ntss> ka tsy hitan'i Ravalo intsonyi zay hametrahana ny soniany satria nangalarin'i Andry ny toerana lolll
Ny an'i Zafy moa tsy mahagaga fa tsy tadidiny intsony.
Ny an'i Zafy moa tsy mahagaga fa tsy tadidiny intsony.
8. ouiandry
(
10/08/2009 09:19)
hery:
Mbola NB ihany. Diso toerana ny sonian'i Andry Rajoelina dia nanjary tsisy toerana hanasoniavan'i Ravalo intsony.
Hatramin'ny toeran'ny sonia avy dia angalarina lolll
fanahiniana natao iny ry Hery ah, nentin'i Andry nilazana t@ Ravalomanana fa tsisy toerana natokana ho an'i Ravalomanana intsony fa tsy maintsy maka sisiny i Ravalomanana ntsoooo, io ilay guerre psychologique ary raha tsy zanaka miaramila tsy mahavita an'ireny:-D :-D :-D :-D :-D
9. Noue
(
10/08/2009 09:23)
na izany na tsy zany , io aloha ny accords na falyna tsy faly ka tsy maintsy soniavina !
10. essera
(
10/08/2009 09:28)
Hery:
Mbola NB ihany. Diso toerana ny sonian'i Andry Rajoelina dia nanjary tsisy toerana hanasoniavan'i Ravalo intsony.
Hatramin'ny toeran'ny sonia avy dia angalarina lolll
Ohatran'ny tsy fitiavako an'i Dada mihitsy ny tsy fitiavan'i Hery an'i Andry. :-D :-D :-D :-D
11. essera
(
10/08/2009 09:31)
Noue:
na izany na tsy zany , io aloha ny accords na falyna tsy faly ka tsy maintsy soniavina !
Izay mits lets no fahendrena fa raha mbola mis manao b kirina ihany am resaka tohiny eo d efa raha2 tadiavina kosa.
12. hery
(
10/08/2009 09:37)
Arak'ilay fifanarahana dia foana ny HAT arak'izao endriny izao.
Mila manangana tetezamita vaovao izay misy filoha, praminisitra, praminisitra lefitra sns.
Mila manangana tetezamita vaovao izay misy filoha, praminisitra, praminisitra lefitra sns.
13. ari.malala
(
10/08/2009 09:40)
:-D :-D :-D :-D :-D hery a, afaka mahazo ilay izy mba ngezangeza v azafady, na ny rohy misy an'io fa kely loatra ka tsy hitako? azafady a!
15. xxx
(
10/08/2009 09:44)
NY MINISITRY NY LA DEENSE TSY MAINTSY HO NEUTRE ARY HO LEGALISTE MBA AHAFAN'I DADA MIVERINA SOAMANTSARA IZAY LE ACCORD TSY ARAK 'I TGV T@ IO ,HO FENO PRO RA8 AO ANATY GOUVERNEMENT AO FA JEREO TSARA ANIE
16. ravatorano
(
10/08/2009 10:05)
raha ny resaka anjorony mba reko anio maraina izao dia toa hoe ny minisitry ny defense izay ho tendren'i Andry rajoelina fa ny an'ny police sy ny justice ary ny zandary ho an'ireo mouvance telo hafa !
essera
essera
17. ntss
(
10/08/2009 10:08)
hihihi
L'espoir fait vivre les imbéciles!!!
lol be!
Ko raha tsy ze Ministre eo no afaka hibaiko ny miaramila hampiditra na tsy hampiditra an-Ra8 ko, mbola resaka manidina oa zany ra8 tafaverina zany. De refa ande ny procès 07 Février de iza no homelohina eo am place n-dra8 tsy ze miaramila niaraka taminy? de ny eo ihany no eo!! tsy ho tafaverina mitsy iny raha ny position 'ny miaramila no jerena.

18. hery
(
10/08/2009 10:09)
Aleo hahazo toerana daholo... amin'izay mihena ny concurrents amin'ny fifidianana :-)
Efa éliminé aloha izany i Rondefo raha mbola miziriziry manao PM eo
Efa éliminé aloha izany i Rondefo raha mbola miziriziry manao PM eo
19. xxx
(
10/08/2009 10:31)
10H42 : Le journal Midi rapporte que le Ministre de la Défense et le chef de l'Etat Major n'étaient pas à la réunion de gouvernement qui a suivi le retour de Andry Rajoelina.
mitongy fa mety ho very seza e
:-D :-D :-D
mitongy fa mety ho very seza e
:-D :-D :-D
20. bozyboleta
(
10/08/2009 11:11)
Midongy ireo. Efa t@ fitsenana an'i radomelina teny Ivato ireo no tsy tonga.
Azo eritreretina ihany koa ny fanomanana fanonganam-panjakana vaovao an!
Izay ange izao no sary politika e! Izay tsy faly manohitra dia manongana.
Sady any amin'izy roalahy ireo ny basy.
Azo eritreretina ihany koa ny fanomanana fanonganam-panjakana vaovao an!
Izay ange izao no sary politika e! Izay tsy faly manohitra dia manongana.
Sady any amin'izy roalahy ireo ny basy.