Ilay fifanarahana voasonia

21. Samoana ( 10/08/2009 11:57)
Mety ho lasa fetim-pirenena tsy fiasàna ve izany ny 8 Aout raha tontosa soa aman-tsara io fifanarahana io :wink: ?
Sarotra ihany anefa ny hanadino ny 10 Août kle :cry:
22. Mirananirina ( 10/08/2009 16:34)
Vita aloha iny dia ahoana indray ny tohiny.Miandry daholo izany.
23. Noue ( 10/08/2009 16:46)
ity rajoelina oe hiala t@ dinika tany Maputo nefa niverina indray no :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. essera ( 11/08/2009 08:18)
ity rajoelina oe hiala t@ dinika tany Maputo nefa niverina indray no

Aza mila voa tsy hary les Noue fa tsy maintsy koa mamolaka lery a.

25. solemio ( 11/08/2009 12:17)
hono ho'aho raHery,nanoratra za omaly momba ilay hoe iza no tompon'andraikitra t@ gidraka teny ambohitsorohatra tamin'ny omaly de tena ohatran'ny tsy hitako nivoaka le izy sa ahoana ny tena fandehany? le izy anefa fanazavana tsotsotra fotsiny fa tsy dia tenamanohitohina an'iza na iza.Sa ve raHery tena tsy mankasitraka le cause?
26. solemio ( 11/08/2009 14:04)
T sara mihitsy ianao namoka ireo accords politiques tany Maputo . H oatran\'ny misy \"ambiguité\" mantsy ilay izy,indrindra mikasika ny \"amnistie\" . ny ao anaty texte raha tsy diso aho dia mikasika ny crime contre l\'humanité ? crime de genocide , crimequi met en cause l\'integrité physique de l\'individu .Raha ny zava niseho tamin\'ny 7 fevrier raha ny fahafantarako azy dia tsy nisy an\'ireo. Tsisy teny famonoana foko iray ,tsisy teny famonoana olona @ fomba feno habiban toa ny AUSCHWITZ .Ny zavatra niseho teny dia olona marobe \"fanatisé\" namporisihana hiditra tao @ lapa mpajankakana ;olona voasasa loha teny @ 13 mai .Iza anefa ny nanomana izany , nanesika tao anatiny lohany hoe tsy maintsy hidirantsika Ambohitsirohitra hametrahantsika PM andalam-be .Any ry leiry no tomponandraikitra à!Satria ve manana monopole ny audio visuel ianareo hafanareo manao matraquage hoe diso foana Ra8. Asesika foana hoe diso Ra8 amin\'izay miakatra ny boay kely ? Diso ianareo tsy hanana olona mias hoatran\' ireny intsony isika raha tsy afaka 50 taona any aoriana angamba Ny tena tiako ho lazaina aminao ry Hery dia ireny no atao hoe \"responsablité sans faute \" samy afa amin\'ny atao hoe crime de sang . Ny tena responsable dia izay nikotrika ilay hevitra ary namporisika ireo olona handeha hiatrika ny balan\'ny miaramila nohon\'ny fankahalana nampidirina tao anaty lohany. Ireny no nanao crime de sang .Farany mba manana honnéteté intellectuel fa tsy esprit partisan à! Tsy manan-korotana velively ny miresaka izany fa milaza fomba fijery afa tsy mitovy amin\'ny rehetra. Samy tsara ry leiry à! Alefa ho vakian\'iHery
27. xxx ( 13/08/2009 18:28)

I Andry Rajoelina izao no tonga amin'ny fitenenana hoe" Nisambo-balala ho an-janak'olona", raha sady tsy hahazo hilatsaka ho fidina no tsy hahazo toerana ao amin'ny teteza-mita vaovao.
"Izany no izy rehefa tsy nahandry ny andro zoma hanidinana". Tahaka ny akoho ihany io , fa noho izy tsy nahandry ny andro zoma hono no tsy nampanidina azy nefa ny voro-manidina niandry zoma daholo.
Ampy hisainany aloha izay é .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525