Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
08/08/2009 07:42)
raha toa ka hiala tanteraka amin'ny dinika ny HAT
Malaza zany zao fa hiala amin'ny dinika ny HAT raha toa ka mbola miziriziry ihany ny rehetra momba ny fiverenan'i Ravalomanana ty MLadagasikara na dia "tsy ho filoha intsony aza izy".
Raha miala amin...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:39
ronaldo09
(
08/08/2009 07:10)
Aleo ho any izay ho any!
Raha ny kisarisarin’ ny ady hevitra mety hisy any an-toerana, dia toa manome vahana ny hevitr’ ireo Filoha teo aloha ny Vondrona iraisam-pirenena. Indrindra ilay Filoha naloam-bahoaka farany tet...
tohiny
novalian'i milamm ny 08/08/2009 11:05
ni81
(
08/08/2009 07:05)
Eisy e raolombelona e!
Mandalo tokoa ny eritreritra ka maro ny zavatra mitamberina ary maro koa ny zavatra hita eto @ fiaraha-monina ...sssssssssssssshhhhhhhhhhhhhh :D (hoy ilay namako izay). Arahan-tsika @ onjany akia fa a...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 04:03
ravatorano
(
08/08/2009 07:00)
Fanomanana ny faha folo taonan'ny namana serasera.org
Raikitra izany fa hisy fankalazana ny faha folotaonan'ny namana serasera.org eto Antananarivo izay karakarain'ny mpiketrika ao amin'ny namana serasera dago na NSD.Izany dia vokatry ny fihaonana omaly ...
tohiny
novalian'i rhina ny 28/09/2009 11:42
vitamatavy
(
08/08/2009 05:20)
possible accord a maputo ,ho tonga i dada
Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafana naharitra ora 10 mahery mi...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 08/08/2009 16:40
Ratoa
(
07/08/2009 23:53)
nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/08/2009 10:14
itaramasoandro
(
07/08/2009 22:59)
misaotra mampahatsiahy
... fa mandalo ny fotoana, ny lohataona sy ny taona, oadray.
mankasitraka sy mankatelina ny tompon'andrakitra é.
ny hafatro dia ny hoe: mankalazà ny fotoana, minitra sy segaondra tsirairay fa ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 12/08/2009 10:34
fijo
(
07/08/2009 22:07)
tgv
nisy fandaharana tamin'ny tv androany "paroles du monde"dia nisy vazaha mpanao gazety tany mada niresaka tao.izy dia nanaraka ny "tgv "mandrapahatingan'i andry eo.dia nilokaloka mihintsy andry hozy fa...
tohiny
novalian'i Noue ny 08/08/2009 07:24
ndotofetsy
(
07/08/2009 20:52)
aiza i sarla tany maputo
mba omeo sarin i sarla fa toa tsy mande gazety lery nefa lery no role eto @ tanana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:31
zoam
(
07/08/2009 20:23)
mampiseho ny maha vendrana azy i tgv
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
mila fahaizana ny fanaovana politika ,tsy voatapak'i tgv samy irery ny amnistie an 'i ra8,fanina ingahy rainy
midika izany fa bordel be le hat satria ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 08/08/2009 12:23
rakaroka
(
07/08/2009 19:55)
Famotsorana MAPUTO !
Dia asa izay ho "afaka"
1-ny olana mianjady an´à Dago @ izao fotoana ve?
2-´reo tokony omena amnistie Ve?
3- ny gvt teteza-mita ve?
4- ny fanampian´ny any ivelany ve?
Asa.....tsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:14
xxx
(
07/08/2009 17:06)
Ravao par la force ny fivoriana ao Maputo zoky Charles
Ianao no miteny an'izay!!!!
ataovy mahalala ny anaranao i Mozambika manomboka androany
merci zoky charles
ny eto dago zokibe lilyson assure grave
vive charles et lylison
...
tohiny
novalian'i pink ny 07/08/2009 23:31
niryna
(
07/08/2009 16:47)
Dia dioviko tsara aloha ny tranoka fa andray vahiny aho
Raha hitady trano isika dia jerena daholo aloha ilay izy ka rehefa tiana dia manampakevitra fa hifindra na hividy.Dia manomboka eo ny fanadiovana ilay trano ,mety ho lokoko tsara ilay izy fa mety tsy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 19:10
locl
(
07/08/2009 15:10)
Regard déterminé de Rav8
Rehefa nandinika ilay regard Rav8 aho, dia hitako fa tena feno fanantenana izy ary tena sahy mijoro fa azy ny fitondrana, ary tsy nandainga izy raha nilaza fa naongana. Ny journal aty europe koa "Le T...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:18
solemio
(
07/08/2009 14:14)
Aza be polifika Ramarasily ô!
aza be polifika ramarasily ô! fa maninona no voafafa ry lery ny hevitry ny bandy a!...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:22
xxx
(
07/08/2009 13:57)
mety hoe coïncidence ve?
Miala tsiny fa mba tsy hitonona anarana kely aho aloha @ ity dinika ity.:-P
Izao no tiako akàna ny hevitry ny namana. T@ taona 1993, nisy olona izay niaraka tamiko, t@ voalohany aloha tsy nisy ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2009 05:46
ntss
(
07/08/2009 13:53)
Jereo ny sarin-dra8 mangata-maso amin'i tgv
Eo mo zandry kely mba omeo amnistie a!!! S'il te plaiiiiiiiit
ntsoo to mampalahelo ty izy.
Ataovy mamay ry zandry fa io no namono antsika a!!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:29
ari.malala
(
07/08/2009 13:35)
@ internet...
Fa manin hoa ny oul sasany refa mamaly dinika @ internet, na mi chat d mivazavaza b e! (manoratra majuscules) Misy zany mba hoe sendra voatsindry ny caps lock fa misy tena fanahiniana mints le iz! las...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/08/2009 14:39
remahity
(
07/08/2009 12:11)
4 salopards à MAPUTO
que ces lascars(TGV, RAVALO, RADIDY, ZAFY) veulent faire leur interessant à l\'exterieur,aux yeux du monde entier, c\'est leur problème, mais nous les Malgaches, ils ne nous feront plus marcher. Ino...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:33
benkintana
(
07/08/2009 11:25)
LES 4 AS
AS DE CEOUR=RAVALOMANANA ,
Saro-tiavina toa ny ranon-i Betsiboka,mody tia tanindrazana nefa ny paosiny tsy mety feno
AS DE TREFLE=RAJOELINA
Niaritra trefla tao fa tsy maintsy niroso refa ritr...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:43
