Aza be polifika Ramarasily ô!

1. solemio ( 07/08/2009 14:14)
aza be polifika ramarasily ô! fa maninona no voafafa ry lery ny hevitry ny bandy a!
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:22
2. solemio ( 07/08/2009 14:20)
raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny miaramila fa mbola manaiky ny fitondran'i FATY dia tsy nisy nilana azy akory,ny fanaovana assise nationale des forces de l'ordre,be fika fotsiny fa samy miaro ny mahasoasoa azy.Samy ho tsarain'ny tantara eto e!
3. locl ( 07/08/2009 15:05)
Tsy ho tonga saina ireo miaramila ireo "ireo miaramilam-bola2 manko e! satria tsy misaina @ maha-miaramilam-mbahoaka azy izy ireo fa ny vola no ao andohany.

Tsy ireo no atao hoe miaramila, tsy mahasolo ny miaramila rehetra ireo.
4. fijo ( 07/08/2009 21:22)
misy tonga saina ihany,ary ahiana mafy izoa ny ady an trano ao mada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755