aiza i sarla tany maputo

1. ndotofetsy ( 07/08/2009 20:52)
mba omeo sarin i sarla fa toa tsy mande gazety lery nefa lery no role eto @ tanana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:31
2. fijo ( 07/08/2009 21:11)
ka izy any manaramaso ny zazakely no asany,ka ngah amila tazana izany
3. Noue ( 08/08/2009 07:24)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hamafa-b koa ve ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 10/08/2009 08:31)

Ry Charles anie no vato fandiavana é. Rehefa lalina ny rano no mila azy fa nony marivo ka afaka mita daholo na ny zaza mbola mandady aza de ariana ny vato. Vato atsindry ahazana ireny ka nony maloka ny andro atsipy fa vita ny fanapazam-bary.
Ireny no sahafa miankin-drindrina ka tsy mihetsika raha tsy misy ny vary haofa.
Ampy azy koa izay é.
Hoketoketohin'ny nenina amin'izay vitany amin'izay izy manomboka izao.
Mety aminy koa ny mangina é !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1598