Ry Charles anie no vato fandiavana é. Rehefa lalina ny rano no mila azy fa nony marivo ka afaka mita daholo na ny zaza mbola mandady aza de ariana ny vato. Vato atsindry ahazana ireny ka nony maloka ny andro atsipy fa vita ny fanapazam-bary.
Ireny no sahafa miankin-drindrina ka tsy mihetsika raha tsy misy ny vary haofa.
Ampy azy koa izay é.
Hoketoketohin'ny nenina amin'izay vitany amin'izay izy manomboka izao.
Mety aminy koa ny mangina é !!!!!