LES 4 AS

1. benkintana ( 07/08/2009 11:25)
AS DE CEOUR=RAVALOMANANA ,

Saro-tiavina toa ny ranon-i Betsiboka,mody tia tanindrazana nefa ny paosiny tsy mety feno

AS DE TREFLE=RAJOELINA

Niaritra trefla tao fa tsy maintsy niroso refa ritra ny vatsy,zao tsisy vola hividianana an'i jamba sy bado ntsony(Ratsiraka sy Zafy)

AS PIQUE=RATSIRAKA

Mpandrindra ny coup d'état tsy nahazo butins,hany hery sisa de mampira ry tanindrazana malala le pikalahy io

HASBEEN=ZAFY

As de careau zany efa tafajanona eny @ sisiny eny fa io sisa mba hiredore-ny ny carriere politikany nefa mbola tsy tafa
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:43
2. pikatti ( 07/08/2009 12:06)
Aza maika ny mananbady fa mbola ho avy ny fotoana mahamatotra anao ry tgv isany
3. fijo ( 07/08/2009 21:43)
raha hoavy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439