Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 05/08/2009 08:28)
NY MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA
IN NO TSARA RY RETO manongotra sa mi rase fa nisy niteny hoe maty hena hono le manongotra de tsy mahare tsirony tsony... tohiny
novalian'i varisy ny 16/09/2009 12:57
nytsiry ( 05/08/2009 08:27)
tsy hanaiky ny tafika amizao raha miverina Ravalo ???
dia nanao fanambarana tamin'ny mpanao gazety izany ireo manamboninahitra mpitarika ny tafika malagasy omaly dia nylehiben'ny tao amin'ny fiarovana,ny miaramila,ny zandary ary ny polisy fa tsy hanaiky ... tohiny
novalian'i ndenn ny 06/08/2009 22:56
ravatorano ( 05/08/2009 08:18)
vahaolana ara toekarena sa pol no tena ivoriana any Maputo ?
sahirana ary efa miha milentika lalina ny nositsika , tena hatahorana ny ho rendrika mhitsy e !Ny toekarena efa mitotongana izay tsizy ary ny vahoaka tsy mandadiharona no tena mijaly ! rah vaha olana... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:36
ni81 ( 05/08/2009 07:05)
LEVELO
Nodimandry teo @ faha 50 taonany. Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ho an'ny mpankafy rehetra. :( http://www.dailymotion.com/relevance/search/kivarivary/video/x70iso_kivarivary-levelo_music... tohiny
endrika01 ( 05/08/2009 06:32)
Mirary Fety Sambatra e!
Mirary fety sambatra,hoany namana serasera rehetra mankalaza tsingerin-taona ,nahaterahana aminity volana Aogositra ity e! :-P... tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/08/2009 08:56
fidinirina ( 05/08/2009 06:07)
Ny andinin-tsoratra masina...
[color=blue]Nahoana moa no tsy maintsy mitsimpona andinin-tsoratra masina ao anatin’ny baiboly ?[/color] Satria : Any anatin’ny andinin-tsoratra masina no ahatakarana ny hevitr’Andriamanitra... tohiny
ouiandry ( 05/08/2009 03:25)
tsisy oul dondrona otran'ny TIM eto @ serasera
i fetyson d nilaza fa tsy mametraka condition tsony ny @ hamerenana an'i lé8 ho prezida ny TIM, eto @ serasera kanefa d mbola mivazavaza ny ati-dahy zoam fa ho avy ny loza hoan'ny CAPSAT satria hiver... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:32
vitamatavy ( 04/08/2009 21:55)
ho entina any maputo charles
lasa any maputo koa i charles hiandry ny maitre tgv ,dia any koa voninahitra ? tonga mba hifona sy hamela heloka any koa ve .Dieu seul le sait amen... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:47
ni81 ( 04/08/2009 20:13)
Loloko o
Naheno ilay hira tao @ RVG aho dia nahatsiaro! :( http://www.youtube.com/watch?v=XGE_v-KMV-o... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/08/2009 16:21
xxx ( 04/08/2009 18:39)
AFP a maputo tsy vita ny sonia fa...)
Tsy ho voasonia ny sata ny transition fa hadinon'i tgv ny stylo fa navesatra araka ny conference de presse nataony? =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pink ny 05/08/2009 20:20
zoam ( 04/08/2009 18:12)
efa matahotra mafy ny Putschiste isany
efa matahotra mafy ny putchiste hoe hoavy ny ara dalana,raha azon'ireo natao ny handeha ho any maputo hampitahotra an'ireo mpivory efa nataony izany ,kely ati doha ,i oindefo moa efa nilaza fa tsy hia... tohiny
remahity ( 04/08/2009 17:26)
Maputo 05/08, Coup de theatre: Ravalo sera absent
il a peur et surtout n'aura pas le courage d'affronter le regard de VONINAHITSE en face. D'ailleurs sa signature ne vaut pas plus que mes fesses on se rappele sa signature de DAKAR II en 200... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:11
JOSIAH ( 04/08/2009 16:35)
inona ary no nolazainy oo
Nisy tomobile zany nade mafy be mihitsy tena mirimorimo anie zany e kanjo ny farany nahavoadona olona izy tena voa mafy sy naratra be mihitsy ilay olona voadona,nivoaka ny fiarany ilay chauffeur vao n... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:36
kidoropamba ( 04/08/2009 11:39)
ARABAINA MANOKANA NY HENDRY ZAFY ALBERT
Misaotra anao ray amandreny Zafy a: Marina daholo izay rehetra nolazainao: Ny Transition, ny charte, ny reconciliation nationale, ny filaminana sy ny sisa. Io ianao irery no tena à l'aise hiarak... tohiny
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:48
papala ( 04/08/2009 09:50)
EFA HO LASA GAIGY.....HAT
tsy misy afatsy zany ''SAMPY '' ODY GASY""ZANY FOANA ve NO MODY havoakan'ireo tarika HAT reo handotoana ny mpitondra teo aloha, SADY handrebirebena ny vahoaka MALAGASY. NEFA isaky zay hoe hanao fi... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 21:21
ouiandry ( 04/08/2009 08:14)
bitro sy karoty no nentiny refa avy ....
bitro sy karoty no nentiny i kala noue refa nande izy ka elaela tsahita, ny bitro moa d nentiny nilazana tamintsika mpisera fa nande tsara ny revy satria efa nahita le lubrifiant izy ka d afaka nanao ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:07
xxx ( 04/08/2009 07:55)
Tsy mety tonga ...
Za reto tsy mety tonga mihitsy rehefa manao firaisana, dia hoy ny olona hoe "psychique" hono, atao ahoana ry reto a ? omeo hevitra melsi... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/08/2009 17:48
hery ( 04/08/2009 07:27)
Maputo... ho tafita raha toa ka...
Dia hihaona any Maputo izany ny rehetra manana ny fanalahidin'izao krizy be mandreraka izao. Inoako fa hisy vokany io dinika io raha toa ka vonona ny hifanaraka tsara ry zareo. Ho hita eo izay tia tan... tohiny
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:39
xxx ( 04/08/2009 06:41)
manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!! nefa za sy izy mihaona fona! mifanoroka fona! mifamp... tohiny
novalian'i phabi ny 19/05/2016 15:07
Noue ( 04/08/2009 05:51)
Mauvaise conscience
Miarahaba ny rehetra indray ee ! Fa dia inona loatra re ny ahatahoran'i tgvendrana no dia ho entina any Maputo daholo zao rehetra zao ee ?? dia ho entiny any koa ve hono Mme soleil ? :-D :-D :-... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5749