tsisy oul dondrona otran'ny TIM eto @ serasera

1. ouiandry ( 05/08/2009 03:25)
i fetyson d nilaza fa tsy mametraka condition tsony ny @ hamerenana an'i lé8 ho prezida ny TIM, eto @ serasera kanefa d mbola mivazavaza ny ati-dahy zoam fa ho avy ny loza hoan'ny CAPSAT satria hiverina hoprezida i lé8, d aza mba dondrona iany oa ry OSY MAINTY, d tadidio fa i Ratsiraka, Pr Zafy ary Rajoelina d efa samy nanaiky ny tsy hilatsaka hofidiana ntsony rah zay no hifanarahana d aza gaga rah toa ka zay ny condition apetrak'izy reo d petsa i lé8 :-D :-D :-D :-D :-D :-D efa lazainay fianakam's TGV 100% fa tsisy lé8 miverina prezida zany tsony eo MAZAVA!:-D :-D :-D :-D :-D :-D

--tsisy tsiky :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:32
2. zoam ( 05/08/2009 06:39)
ny resaka politika izany tsy misy hain elehy ny mihatsy, olona sy ny manopa olona eto,mba menatra lesy fa dia hiomezan'olona fotsiny an
3. tsimatimanota ( 05/08/2009 07:20)
LA PEUR DE RA8 PERSISTE ENCORE
POV KON
4. xxx ( 05/08/2009 07:24)
vao maheno ny anaran'i ra8 dia efa maro no tora kovitra,tsy iza fa ireo mpanao ratsy ,mbola aiza nefa .Tsy nisy be vava ohatran'i lahady samuel sy ry kotiti nefa aiza izy izao
5. ouiandry ( 05/08/2009 07:37)
[quote=tsimatimanota]
LA PEUR DE RA8 PERSISTE ENCORE
POV KON
[/quot

PERSONNE N'A PEUR DE Lé8 SALE BATARD de sa raçe :-D :-D :-D :-D :-D :-D tout simplement personne ne veut son retour afin de préserver l'unité territoriale Malagasy et de son peuple! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
6. zoam ( 05/08/2009 07:57)
eo no tena specialité an lea a ,manopa sy mivazavaza eto mpisera izay mamoaka ny heviny,eto lesy hevitra no mihady an ,izay no nampiavaka antsika sy ny biby
7. ravatorano ( 05/08/2009 08:08)
maagaga marina ty fifampihatsiana ara teny eto ity an !
efa manomboka zatra ihany ny tenako amizao aloha fa mba iangaviana antanandroa mba hevitra no ifampiadiana fa tsy dia teny ratsy no atosaka lava eto fa io samy amin'ny firehany avokoa ny rehetra !
misaotra indrindra
8. xxx ( 05/08/2009 08:09)
ouiandry:
PERSONNE N'A PEUR DE Lé8 SALE BATARD de sa raçe
mba mijery tena ve io ONDRYOUI io alohan'ny hanenjehina ny sasany tahakizao? tena ondryoui marina! tsy ho ela ko dia ho vita ny @ io ondryoui io! kely sisa


9. nytsiry ( 05/08/2009 08:43)
pfffffffff !
:-P :-P :-P
10. xxx ( 05/08/2009 09:06)
Rehefa tsy mahazaka adi-hevitra le ouiandry tsy miova site ,tokony mamorona site nareo tgvendrana é, dia any ny mapiseho fahambaniana ohatry ny io hataonao io ,tsy bola hitany ihany fa pro-ra8 no betsaka eto bola milentika tsy manakambo ,mandehan mamorona site any an-kafa any any mivovo tsisy mpamaly fa mandoto rano eto @fahakelezan-tsaina fotsiny ,ny olona harovanao ary vendrana vao maika enao zay toutou keliny ery!mafy rehefa vendrana mandra-pihiratrin'ny masony!!!dia miteny zay ba saina keliny ery ,mba mivoatra f'efa 2009 isika izao .
11. ouiandry ( 05/08/2009 09:40)
xxx:

ouiandry:
PERSONNE N'A PEUR DE Lé8 SALE BATARD de sa raçe
mba mijery tena ve io ONDRYOUI io alohan'ny hanenjehina ny sasany tahakizao? tena ondryoui marina! tsy ho ela ko dia ho vita ny @ io ondryoui io! kely sisa




refa manompa lisany d matanty zahay fa vo mahazo kely lisany d be taraina tsytanlisany ngah ny kozin'i tsimatimanonta be teny ratsy ao ambony ao, vo ny fianakam's TGV 100% anefa no mba manao kozikely d efa mikorapaka be lisany, io zokibe ravatorano tsotra ah, REFA MANAO D MAZAKA, ny mavoa an-dry zalah sy ry zavavy refa manao xxx be teny ratsy sy manambany oul mahasah fa vomena kely kanefa d be konetaka, io zao fa efa misy mampirisika ny mpiandryvavady hipeka ny PS-ko lazaiko anlisany anefa fa ny PS no azonlinsany pehana fa lisany tsy maintsy mbola hovopeka dans le sens propre du terme :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: i kala noue mou d ny intégrité physiquen'oul noresahany kanefa refa pehana tsy mahatanty, ny xxx isakarazany raha hanavendrana an'i Andry Rajoelina gaigy be kanefa vao anaovana resaka mafimafy tonga d be taraina, zahay lity tsy miafina xxx fa io ny PS d raha mafy elisany d tairo fa zahay mahatanty ah :-D :-D :-D
12. pikatti ( 05/08/2009 10:20)
hoy ouiandry

io zao fa efa misy mampirisika ny mpiandryvavady hipeka ny PS-ko lazaiko anlisany anefa fa ny PS no azonlinsany pehana fa lisany tsy maintsy mbola hovopeka dans le sens propre du terme
:-D :-D

tsy mahagaga raha manjavona eo ndray elah feu andruywui
jereo tsara ary @ filazana manjo fa any elah no mifatratra
13. fijo ( 05/08/2009 20:39)
aza mifanompa e,samy efa lanyhevitra ngah????

inona tokoa mo ano ataondravalo rah asamy milaza i zafy sy ratsiraka ary andry hoe "izahay dia mitaky ny tsy hilatsahantsika intsony"??????
14. pikatti ( 05/08/2009 20:48)
Aza taitra @ io tary io elah fijo fa efa mandrovitsihy anie nedala io ,ka eto no mitady vonjy,
zao lesy andrywui a,hevitra avy aty @ akama de zao fotsiny manaraha elah vaovao de mba misy holazaina,misy reny @ TV ,internet ,na any médiathèque efa nalefako any ny coupons de réductions raha toa mbola tsy alehany ndray elah :-D :-D
15. zoam ( 05/08/2009 20:56)
i andrywui mba tokony anjaran'elahy no hitondra ambavaka an'io any maputo io mba ho voasonia ny sata ,mijaly ny gasy madinika, ,
16. pikatti ( 05/08/2009 21:06)
zoam ,efa nitady cyber lery atsy é,ha ha ha,aza marina raha mba hody an-trano ihany ty zaza namoa fady ,fa ny vavaky lery mety tonga de demony lava tandroka no mitanta ,kay kléaza a!!!
17. fijo ( 05/08/2009 21:19)
aoka moa i wiwiw kely e,nareo ko tsssss,mamela ny helony fa tsy hainy ny fahamarinana
18. Hinagasy ( 06/08/2009 01:21)
Aleo samy tsy misy hiverina na i Pierrot Rajaonarivelo aza e! dia ho tsaraina amin'ny nataony ny TGV, CAPSAT sy Ravalo, Pierrot? Ratsiraka, Ratsirahonana etc...
Tsy misy misaina ny fireneny daholo fa ny any anaty paosy fotsiny, ny sasany, ny TGV no teneniko eto dia tsy menatra mivarotra firenena, herimpamoretana fotsiny! mahato-fo! ka na tsy tia and_DRa8 aza dia aleo tamin'ny fotoanany toy izay izao.
19. ouiandry ( 06/08/2009 04:09)
pikatti:

zoam ,efa nitady cyber lery atsy é,ha ha ha,aza marina raha mba hody an-trano ihany ty zaza namoa fady ,fa ny vavaky lery mety tonga de demony lava tandroka no mitanta ,kay kléaza a!!!

ka tsy i lé8 ve zao lity ry le pokatti no efa descente aux enfer ny nahazo anazy satria nanao pacte t@ demony, d elah pokatti zanaka makorela nipotsaka tao Fleury-Mérogis kou anaraka anazy :-D :-D :-D
20. pikatti ( 06/08/2009 12:40)
Hay ve elah hivoaka tao @cyber ihany refa kotabaina é,aza mikoropaka be lesy a,io ihany no vizana anelah feu andrywui fa tsy hain'elah foana ve le fika é,ha ha ha
,omeko toro hevitra ndray ary elah é; avelao aloha ry zalahy ao Maputo ao fa raha mila zandry elah de aleo ndray karakarain'ny capsat ao ndray ny bôfinelah =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0739