Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo
(
02/08/2009 08:18)
fa taiza ary?
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny....
tohiny
novalian'i ruthh ny 12/11/2012 05:01
sitlo
(
02/08/2009 07:48)
mila toro hevitra
Raha manontany ilay sipa hoe: bla bla bla bla bla dia tsy heno mihitsy fa maneno be ny maneno dia inona no tokony avaly?
misokatra ny ady hevitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:10
ndotofetsy
(
01/08/2009 20:32)
manambola noho ny tim ny hat
manomboka kikina ve ra8 no tsy heno intsony sa voan i ra andry tgv lery satria lasa resakovy daholo sisa no ataon ireo olona ireo
8O 8O 8O 8O ...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:58
diloo
(
01/08/2009 11:04)
Ny Vahoaka tena izy sy ny faniriany hifidy ny filoha
Mety ho tsapan'ny mpanao politika rehetra @'izay angamba, inona ny tena dikany ny atao hoe tena VAHOAKA tsy vaky voly raha raikitra soa-aman-tsara ny fivoriana any Maputo, mba hirotsoana @'ny safidim-...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 01/08/2009 20:45
nytsiry
(
01/08/2009 10:38)
fikanonan-doha tao amin'ny panorama : ady gasy hono !
efa farany izany vao nitady hevitra sy marimaritra hiraisana ireo mpanao politika malagasy ! Iza avy ary izy ireo ?
Raha nijery fahita lavitra aho alina dia gaga fa mbola saika ry zareo nandrafitra i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:49
JOSIAH
(
01/08/2009 09:06)
nijery ve nareo
Nareo ve ry reto nijery anilay film zay manda goril tao @dailimotion omaly iny de mba tatarao ny fandehany fa maro ny mbola tsy mahalala manko :lol: ...
tohiny
novalian'i JOSIAH ny 03/08/2009 17:24
handoha
(
01/08/2009 08:29)
Mitongava aty Mahajanga
Mitongava at Mahajanga ry zareo @ ity vacance ty fa milay be aty :lol: ...
tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 15:52
ravatorano
(
01/08/2009 08:08)
filohan'ny HAT : hatraiza ny tena fahefany ?
raha tena nolovain'ny filohan'ny HAT marina ve ny fahefana nafindran-dRavalomanan tamin'ny miaramila izay namindra azy tamin'ny filohan'ny HAT ka neken'ny HCC dia ahona tokoa moa izany ?
Azony atao a...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:39
vitamatavy
(
01/08/2009 07:05)
manao tsipaky ny miala aina ny HAT
mbola nisoloky indray ny hat nanao reunion 4 mouvences hono tao @ panorama.Tsipaky ny miala aina io ry zalahy ,matahotra ny fiverenan'i dada.
:* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:44
xxx
(
01/08/2009 06:57)
manif gtt sy legaliste place de chatelet
tongava maro demonstration fa mbola maro ny manohaa ny legaliste eto france
metro chatelet ...
tohiny
novalian'i pink ny 01/08/2009 19:43
roxanaha
(
01/08/2009 05:25)
fomba famafana zavatra tsy ilaina @ cd?
Hono ho aho ry zareo, ahôna ny fomba hanesorana sary na élément hafa tsy ilaina intsony @ cd?
Manana cd zà, feno sary saingy misy ny sasany ratsy be ka tiko esorina nefa tô tsy mety. zany hoe ...
tohiny
novalian'i rhina ny 03/09/2009 13:09
ouiandry
(
01/08/2009 03:58)
atao ny fifidianana d avy gadraina i.....
enga anie mba hifanaraka ny mpivory any Maputo d mba miverina aty i lé8 hanao fifidianana d mazava tsara anefa fa i Pierrot Rajaonarivelo no lany président 1tour d vita d i Andry Rajoelina no ataony...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 20:31
xxx
(
31/07/2009 22:31)
en fin
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16442
ho tapitra e ny fanisana andro fa ho tonga ny farany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =))...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 12:38
niryna
(
31/07/2009 16:58)
Ny Baiboly ve? Tantaram-pitiavana io
Ny baiboly ve /tantaram-pitiavana io ka araky ny amakiko azy foana no vao maika aho mangetaheta ilay fitiavana nomen'Atra ahy,no vao maika aho mahita tsara ilay fitiavan'Atra isan'andro ato amiko.
Ar...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 18:50
niryna
(
31/07/2009 16:20)
Mankaleo be
Asa hianareo raha sendra mba voa toa ahy fa tena mankaleon'ny be mihitsy ilay izy
Saika tapitra nampiasaiko avokoa angamba izay karazana phone cards hiantsoana any dago ary misy tena mangalatra.Ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 04:39
penguin
(
31/07/2009 15:27)
Mbola faly an-dresy ny vahoaka ihany vé ry tgvendrana a?
Mirehoka mafy tgvendrana isany fa nandresy satria nilefitra ny marina. Ny loza ho azy kosa anefa dia efa mihatonga saina ny vahoaka satria tsapany fa kay izy vahoaka no tena noresen'ny tgvendrana tami...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:44
saranga
(
31/07/2009 14:13)
Misy fahavalom-bahoaka ao Ambodihady Ambohimanarina
Nisehoan-javatra nampalahelo maro tao AMBODIHADY Ambohimanarina ary anisan'izany ny fahatongavan'ireo CAPSAT nisambotra olona sy nanenjika olona ary nangalatra fananan'olona. Ny nampalahelo farany teo...
tohiny
novalian'i booboo ny 31/07/2009 20:48
pimaso
(
31/07/2009 13:55)
BETSAKA NY EZAKA VITAN'NY HAT 2009
26 JANVIER 2009 : DORO TRANO SY HALATRA MAHATSIRAVINA
07 FEVRIER 2009 : VONO OLONA @ ZONE ROUGE
17 MARS 2009 : COUP D'ETAT SANGUINAIRE DU JAMAIS VU AU MONDE ENTIER
FELICITATIONS HAT...
tohiny
novalian'i zoam ny 31/07/2009 22:08
xxx
(
31/07/2009 13:38)
volo "maillot" mihoatra ve ?
Miarahaba anareo,
àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip ka rehefa hankany amin'ny ranomasina na hoe hilomano dia tsy maintsy eso...
tohiny
novalian'i Papoose ny 02/09/2009 18:02
Onjakeli
(
31/07/2009 13:02)
Misy minisitra manana kaonty amina miliara sahady
Tsy fitiavan-tanindrazana intsony fa tena fangoronan-karena tsotr'izao. Enim-bolana monja niakarana teo amin'ny fitondrana dia efa misy sahady ny mpanampitrisa eto Madagasikara. Tsy miafina intsony ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:54
