atao ny fifidianana d avy gadraina i.....
1. ouiandry
(
01/08/2009 03:58)
enga anie mba hifanaraka ny mpivory any Maputo d mba miverina aty i lé8 hanao fifidianana d mazava tsara anefa fa i Pierrot Rajaonarivelo no lany président 1tour d vita d i Andry Rajoelina no ataony praiminisitra d i lé8 tonga d tsaraina d alefa migadra ery Tsiafahy satria zay sisa ny zava-doza nataon'i lé8 ka mbola tsy nivaly taminy, fa nagalatra fananan'oul lé8 d zao efa norobain'ny oul zao ny fananany, nanery oul hanao exilé forcé ny tenan'i lé8 d zao izy exilé any afrika any zao kou, ny tsy nivaly sisa d ilay oe nanagadra oul i lé8 d mba migadra iany kou :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 20:31
2. ravatorano
(
01/08/2009 08:02)
raha mùba nahatsikaritra enao ry ouiandry dia tsy hahazo amnistie mihitsy i pierrot rajaonarivelo raha ilay charte saiaka ho lanianan teo amin'ny Panorama iny no tontosa satria ny amnistie dia tsy hisy raha tsy efa tafatsangana ny solombavam bahoaka vavoao izany hoe efa vita ny fifidianana filohan'ny repoblika ! noho izany dia ho tavela i pierrot ary ataovy ao antsaina fa raha mbola ireo olona ireo ihany no ao amin'ny HAT dia tsy hisy mihitsy izany amnistie izany ary aza manatena hoe ho afaka hilatsa eo ry rajaonarivelo sy ry ratsiraka didier ary ry ravalomanana !
aza maika hanagadra an i ravalomanana fa mbola ho avy eo ihany izany reefa tena misy marina ny fitasarana mahefa tsy mitongilana ary afaka manaja ny tena lalana velona eto : izany hoe manao fanadihadiana ao anatin'ny fahalalahana ary dia mampisambotra izay vao mitsara !
aza maika hanagadra an i ravalomanana fa mbola ho avy eo ihany izany reefa tena misy marina ny fitasarana mahefa tsy mitongilana ary afaka manaja ny tena lalana velona eto : izany hoe manao fanadihadiana ao anatin'ny fahalalahana ary dia mampisambotra izay vao mitsara !
3. xxx
(
01/08/2009 14:09)
Aza mitapitapy enao ry ouiandry a,heverinao fa paiso ny vahoaka olona mpangalatra sy mpamono olona no mbola haverina ao @fitondrana ,rehefa mivaha2 dia milaza ,olona tsy mbola teo @fitondrana mihintsy no tadiavin'ny vahoaka ,izay tombotsoanao manokana miaraka amindrajaonarivelo tany dia anao f'aza lany andro mi-délire eo ,ohatran' ny tsy fantatry ny vahoaka hoe iza ty rajaonarivelo,firy ny tranony any adafy,olona tokony higadra fa nitsoaka tany france dia avy eo vao mody mangataka amnistie ,itgvendrana manapotika firenena, fitondrana alika mpangalatra io no bola hatao inona koa fa inona ny hanao no misaina ???,raha,te ho ratsy fiafara ohtra ndrajaonarivelo enao dia fidio izy 2% NO OMEKO RAHA BE INDRINDRA HIHI ,hakombony ny vava fa maimbo raikona jereo ny fahorian'ny vahoaka nataon'ty tgvendrana tohatra fiakarana nefa izy koa efa hividy trano any andafy,mandrovita tsihy fa kely sisa é!!!,tsy hianjera aiza io jiolahimboto nagala-pahefana nanakarama miaramila io ,ny vidéo ange betsaka manaporofo izany é!enao no halefa any tsiafahy voalohany fa mpamosavy@i madagascar!!!
4. pink
(
01/08/2009 19:46)
Ny ahiako dia hivadika tanteraka ny tantara ka ny hafa indray mba mihinana ny kihony.Rehefa tsy mamono biby tsy nahafaty izay anie ka hifoterany ny rambony...
5. terrywui
(
02/08/2009 09:24)
salut ouiandry !! ten manapoak b ato sakaiza zan a! zany mitsy leroa faizo amin marina any lets reo tim votany kely reo a,, ataovy fannnn minainaina b ao !!
6. pikatti
(
02/08/2009 20:31)
hakombony ny vava fa maimbo raikona jereo ny fahorian'ny vahoaka nataon'ty tgvendrana tohatra fiakarana nefa izy koa efa hividy trano any andafy,mandrovita tsihy fa kely sisa é!!!,tsy hianjera aiza io jiolahimboto nagala-pahefana
nihinana tato kay ny fianakams ouioui klé, zany refa zefa :lol:
