fikanonan-doha tao amin'ny panorama : ady gasy hono !

1. nytsiry ( 01/08/2009 10:38)
efa farany izany vao nitady hevitra sy marimaritra hiraisana ireo mpanao politika malagasy ! Iza avy ary izy ireo ?
Raha nijery fahita lavitra aho alina dia gaga fa mbola saika ry zareo nandrafitra ilay panorama 91 ihany no ankamaroan'ireo tazako tao!
18 taona aty aoriana dia mbola mpanao politika nandrafitra "chartre" tamin'izany ihany ve ra olona no mbola tazana amin'izao ! Izany hoe raha tamin 'izany fotoana izany enao no teraka dia mino aho fa efa manana karatra ary afaka ny hifidy atsy ho atsy !
Izay ilay hoe tsy misy fiovana mihitsy ny mpanao politika eto,tsisy fiovana manarak'izay koa ny fisainanan entina mampandroso an'i Gasikara fa vao maika aza milentika hatrany !
Jereo ange ny sary mivoaka angazety androany e fa tsy ry "lerony efa voky ara polifika" avokoa no tazana tao,ny sasany izanya za mbola nidongy ny handray anjara hatrany ! :roll: :roll: :roll:
sssssssshhhhhhhhiiiiiiiiiiii
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:49
2. AndriambyII ( 01/08/2009 14:45)
Nefa ny sasany @ ireo milaza azy ho politisiana ireo dia efa olona very tadidy ny ankamaroany , mila ovaina ny taona tsy ahafahana manao politika ao Dago .50 taona no miohatra dia tsy maintsy mandeha retraite . Tsy misy fika fa izay ihany .Raha olona voadona mafy teo @ fiainana no mbola hitondra eo dia hanana tendance ny hanao tandrametaka ny fiainan' ny malagasy iray manontolo foana .Kôzy vrai zany !!
3. patrick2002 ( 01/08/2009 18:48)
AndriambyII:

Nefa ny sasany @ ireo milaza azy ho politisiana ireo dia efa olona very tadidy ny ankamaroany , mila ovaina ny taona tsy ahafahana manao politika ao Dago .50 taona no miohatra dia tsy maintsy mandeha retraite . Tsy misy fika fa izay ihany .Raha olona voadona mafy teo @ fiainana no mbola hitondra eo dia hanana tendance ny hanao tandrametaka ny fiainan' ny malagasy iray manontolo foana .Kôzy vrai zany !!



Ka izao letsy mba misy tanora handray fahefana lazaina fa ,zaza mbola tsy levina ny loha maleminy kou , Ary ny mampalahelo tanora ihany no miteny an`izany .
Efa ilay foto-pisainana mihintsy no voadona hoe raha mbola 30 ans izany ianao tokony mbola hiantehitra @ Ray amandreny ,ary mbola hi dada sy mama no miantoka ny lany .
Aiza amin`izany ny aty @ tany mandroso .
4. pikatti ( 02/08/2009 19:49)
aza manao faombe mantsina lesy elah rapaty a,
fa angaha leity de tsy maintsy miaritra foana ,refa tsy manjary maty de barakay;be ary bobaka be ny zatovo bahana-dry kary lahy reto tsy hiakatra , ka zay no kôzy hoe ,zay mahasaky manaraha dia hita eo na mendrika na mitomany seza na adi-pianakaviana fotsiny no tarihana ambompou vendrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0786