filohan'ny HAT : hatraiza ny tena fahefany ?

1. ravatorano ( 01/08/2009 08:08)
raha tena nolovain'ny filohan'ny HAT marina ve ny fahefana nafindran-dRavalomanan tamin'ny miaramila izay namindra azy tamin'ny filohan'ny HAT ka neken'ny HCC dia ahona tokoa moa izany ?
Azony atao avokoa izany na azony ampiasaina arak'izay tiany izany fahefanana rehetra nolovainy izany nefa izao dia tsy afaka manala ny praiminisitra izy ,tsy afaka manolo ihany koa izany praiminisitra izany !
Izaho manokana dia tsy mahay lalana na dia kely aza fa raha ny hitako ao amin'ny lalampanorenana mantsy dia ny filoha dia afaka mametraka sy manala ny praiminisitra lehiben'ny governemanta !
Amizao izany tsy azo atao izany ary mbola io HCC amin'izao endriny izao iio ihany no namoaka izany ho fanta-bahoaka !
dia hatraiza marina iznay ny tena fahefan'ny filohan'ny HAT re olona ah !
Lalina loatra ny kilalao politika eto amitsika eeeeee
Izaho tsy manohana na mandrisika ny hanalana an'i Monaj Roindefa sady tsy fantatro mihitsy izay antony momba izay fa ny maagaga ahy fotsiny dia ilay lalampanorenena indray zao no "voahitsaka " araky ny fijeriko io ah ary ny mpiaro sy mpandrinika izany no toa mitarika ny rehetra hanitsaka izany
sa ve diso aho ?
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:39
2. xxx ( 01/08/2009 08:37)
Inona no tsy mazava amin-dravao torana amin'ilé revy eto an-tanana e! Samy manao izay tiany atao io, ny didin'ny be sandry no miainga eo. Ny lalàna, ny vahoaka, sns... dia gadget hizestiavana fotsiny mba hamikirana mafy eo amin'ilay fitondrana. SOSY io ko!

Ary zany dia valable ho an'ny rehetra.
Raha jerena zao i Marc, inona no gadget hampiasain-dry zareo: légal hono izy. Tsy misy miresaka intsony ny zava-ratsy nataony fa hoe légal hono izy dia tokony hiverina eo. Tsy ho resahiko ny maha-légal na tsia amin'ny nahatongavany teo. Fa ny tena tiako hatongavana dia ny hoe fa angaha rehefa legal enao dia afaka manao izay tiana atao rehetra ity, en plus, mieritreritra izy fa manana ny MONOPOLE ny intelligence. Tssss Gadget fotsiny io ravato a! SEZA sy VOLA sy VONINAHITRA no tadiaviny.

Ireto HAT dia narararaotra, mino aho fa tamin'ny voalohany dia tena nisy fitiava-tanindrazana tao fa izao tena ... Ny lalàna indray no ataon'ireto gadget...


Ka aza mampiasa loha akory na kely aza amin'ity politika eto an-tanana ity. Tsy misy lojikan'io. Samy manao izay mahafalifaly ny tenany fotsiny. Very isika malagasy ravato o! miandry an'i hery-sona sy ra-No hanangana antoko politika vaovao angamba izay vao mety io :)
3. xxx ( 01/08/2009 09:00)
avaleo hiady eo , :-D :-D :-D
izahay maka an'i roindefo kely
4. ravatorano ( 01/08/2009 09:14)
tena marina less ry xxx fa very ny malagasy kle
very ny vahoaka malagasy ! very ny firenena fa samy manao izay maha diavolna ny fony sisa ny mpitondra ary atahorako hanao izany koa izay mbola ho avy eo ! tena tsy fanina tsony aho fa tena reraka sy leo tanteraka kle !
5. xxx ( 01/08/2009 09:18)
ka izay no tsy hanekena an'io coup d'etat iona inona na inona zava misy e
6. harybe ( 01/08/2009 10:05)
mapimé ahy ange ty pôlitika ray ty eh!! midy ao @ lalam-panorenana ve fahafafahana maka fitondrana tsy amin'ny alalan'ny safindim-bahoaka?
hoy ianao ravatorano oe mapalahelo ny vahoaka malagasy fa lalaoin'ny mpanao politika----> iza moa no nitondra ireo mpanao politika reo teo fa tsy ireo vahoaka, ny mponin'i antananarivo dia mora rebirebena , mahagaga anefa dia ireo avy ao antananarivo ireo no miseho ho avara_mpianarana sy manatsaina nefa hatramin'ny 19772 ka hatramizao dia voarebireby dia iny fa mirongatra makeo @ 13 Mai dia nefa hita fa tsy nisy nahazo tombotsoa amin'io afatsy izay nitarika izany teo!!
7. patrick2002 ( 01/08/2009 18:56)
Ny tena marina dia haodina ny lalana ,efa misy olona tsinjonireo goaika antitra hapetraka eo ,efa mandeha ny travaux de couloir amin`izao ,ary ny fanapotehana ny image- ny Andry TGV ,hita izany aminy gazety izay vakiako eto @ internet .
Tena mampalahelo satria i Andry TGV no namono ny voay ny hafa no mitady hiravaka azy .
Izao manokana dia manohana an`i Andry tanteraka satria izy no nitolona teo ,izy no nandavo an`ilay tsy nety lavo.Ka rariny sy hintsiny raha izy no hipetraka eo.
8. xxx ( 01/08/2009 21:36)
[color=red]TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE ;
TSY HANGALATR'IZAHAY ,TSY HANDROBA IZAHAY,
FA ANAY NY TANY ,ANAY NY LANITRA ,
MIVERENA IANAREO ,IZAY TE HIARAKA AMINAY ,
FATALOHA IZAHAY ,NATAONAREO FILANA .
TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE !!!
ETS ETS ..
9. xxx ( 01/08/2009 21:38)
color=red]TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE ;
TSY HANGALATR'IZAHAY ,TSY HANDROBA IZAHAY,
FA ANAY NY TANY ,ANAY NY LANITRA ,
MIVERENA IANAREO ,IZAY TE HIARAKA AMINAY ,
FATALOHA IZAHAY ,NATAONAREO FILANA .
TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE !!!
ETS ETS ..[/color]
10. xxx ( 01/08/2009 21:39)
TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE ;
TSY HANGALATR'IZAHAY ,TSY HANDROBA IZAHAY,
FA ANAY NY TANY ,ANAY NY LANITRA ,
MIVERENA IANAREO ,IZAY TE HIARAKA AMINAY ,
FATALOHA IZAHAY ,NATAONAREO FILANA .
TANDREMONAREO IZAY ZATRA ADY SARITAKA
TANDREMONAREO FA HIVONDRON'IZAHAY ,
EFA AMPY ANAY IREO ADY SARITAKA
NAMPIANARINAREO ,KA EFA HAINAY EEE !!!
ETS ETS ..

:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4518