Mankaleo be

1. niryna ( 31/07/2009 16:20)
Asa hianareo raha sendra mba voa toa ahy fa tena mankaleon'ny be mihitsy ilay izy

Saika tapitra nampiasaiko avokoa angamba izay karazana phone cards hiantsoana any dago ary misy tena mangalatra.Ny ankabeazany aloha dia nomeny 25 mn ny tena miantso amin'ny vola $2.Dia taty aoriana dia lasa 4mn fotsiny ilay izy.Ny tena mankaleony aho be dia ilay izy misintona vola foana na mahazo olona aho na tsia ,dia ao ihany koa ny miantso kanefa tsy ni-chargen-ny battery.
Hianareo koa ve mba voan'izany?
Dia inona tokoa ary ny phone card vaovao ampiasainareo raha aty amerika
misaotra mialoha
(l)niryna
novalian'i niryna ny 08/09/2009 04:39
2. Jkaish ( 01/08/2009 19:24)
Tena mtov zan fa zan oe tsika ts mtov toerana f zahay aty afrika
ny aty kosa aloh rah $2 zan mba mavit 8mn eo e!
3. ni81 ( 02/08/2009 06:33)
Ho ahy, ny hitako tsy mangalatra dia ilay ticket an'ny france télécom (ho an'i niryna angamba tsy mety io). Izy io dia 7.50€ fa saingy kely satria 45mn fotsiny, fa tena tsisy very fa marina tsara.
Eto France dia misy karazany maro no azo hiantsoana any dago, raha tsy hilaza afa-tsy ireto aho: Africa irradium, sourire d'Afrique, amis d'Afrique, continental (fa toa société iray daholo ihany ireo fa ny anarany no samihafa). Arakarakan'ny antsoina na portable na ligne fixe koa izy io. Dia rehefa vao manomboka dia lazainy fa manana 80mn ianao na 60mn, fa rehefa tena kaontina ny resaka natao ary indrindra fa raha hoe zaraina roa dia very ao ny 15mn angamba. Dia raha toa ka mbola manana 10mn ianao tsy lany ka manantena hiantso @ manaraka dia lazainy fa tsy ampy intsony ...
4. sitlo ( 02/08/2009 08:20)
Tena mankaleo be mihitsy
5. xxx ( 02/08/2009 09:02)
Jkaish:

Tena mtov zan fa zan oe tsika ts mtov toerana f zahay aty afrika
ny aty kosa aloh rah $2 zan mba mavit 8mn eo e!


Tsy haiko enao raha aiza ho aiza aty Afrika ! Fa ny ahy aloha (aty Afrika Atsimo) world call ny ampiasaiko miantso any Dago. Tsy misintona vola rehefa tsy mahazo. Rehefa mitontona voice mail ihany (normal be).

:-D :-D :-D
6. Mysento ( 02/08/2009 12:08)
fomban-javatra,io
7. JOSIAH ( 02/08/2009 20:38)
mahagaga ahy nareo mampiasa skype de vita mampiasa visa cart afaka miantso elabe ianao mampiasa skype fa ny avanao telefaonina ihany ny ahy zany foana no ataoko za aty europe :lol:
8. kotobekibo ( 02/08/2009 21:22)
ny mora d andefasana SMS na TEXTO ny havana any dago hoe rahoviana sy @ firy no fotoana .
D asaivo mandé @ cyber café ry zareo .
Afaka miresaka en direct @ MSN na SKYPE na YAHOO nareo @ izay .
Ny SKYPE no hitako fa tena mandé tsara any dago .

Ilay vola tokony ivianana carte alefaso any aminy d iny no andehanany cyber .
Maharitra kokoa sady possible mifankahita tava en + .
Mazotoa e! ;-)
9. ni81 ( 03/08/2009 14:15)
O ry koto a! io lazainao io koa no fantatro fa ity lazain'i JOSIAH ity ange hoe phone fotsiny e! :idea:
10. JOSIAH ( 03/08/2009 17:15)
Tsy azonareo ahoana e tsy manana ordi ilay havanao any dago ohatra fa portable no ananany ianao manana ordi de mividy credit @skype ianao mampiasa visa carte misy karazana carte maromaro azo ampiasaina ao de miantso anilay havanao @numero de ohatra ny mifampiresaka aminy telefaonina mihitsy nraeo fa ny anao fotsiny ordi ny azy telephone mmora be sady maharitra :wink:
11. ni81 ( 03/08/2009 17:24)
Tsy azonareo ahoana e tsy manana ordi ilay havanao any dago ohatra fa portable no ananany ianao manana ordi de mividy credit @skype ianao mampiasa visa carte misy karazana carte maromaro azo ampiasaina ao de miantso anilay havanao @numero de ohatra ny mifampiresaka aminy telefaonina mihitsy nraeo fa ny anao fotsiny ordi ny azy telephone mmora be sady maharitra
misaotra fa zay vao mazava rehefa nazavaina be dia be e! :lol:
12. Papoose ( 03/08/2009 17:43)
fidelite ihany no fanafodiny!!! rehefa reraka nanandrana dia mi decide maka ray @ zay dia mijanona @ iny na inon-kidona mandrapaha-vonona ny hitady hafa hijery vaovao :D
13. Mirananirina ( 04/08/2009 15:31)
Mbola tsy nahita carte tsy nangalatra aho aloha hatramin'izao afatsy ireny latsaka ny 45mn ireny ihany,ny sasany izany moa dia isaky ny miova n° tonga dia miala ny 10mn tssssssss misy 20 aza ny sasany.
14. JOSIAH ( 04/08/2009 16:31)
tsisy lebara nga any aminareo toa tsara koa io :wink:
15. ni81 ( 04/08/2009 16:54)
tsisy lebara nga any aminareo toa tsara koa io
inona izany lebara? :roll:
16. Papoose ( 04/08/2009 17:21)
:-D hafakely :-D
17. ari.malala ( 05/08/2009 12:05)
Papoose:

fidelite ihany no fanafodiny!!! rehefa reraka nanandrana dia mi decide maka ray @ zay dia mijanona @ iny na inon-kidona mandrapaha-vonona ny hitady hafa hijery vaovao :D


in no idiran'io resaka fidelité io @ ty resaka carte ity ry kala papoose?
18. Mirananirina ( 05/08/2009 12:41)
Hoy i Papoose:

fidelite ihany no fanafodiny!!! rehefa reraka nanandrana dia mi decide maka ray @ zay dia mijanona @ iny na inon-kidona mandrapaha-vonona ny hitady hafa hijery vaovao



in no idiran'io resaka fidelité io @ ty resaka carte ity ry kala papoose
?


Inona tokoa e. 8O 8O
19. Papoose ( 05/08/2009 15:24)
fidelite @ na carte ray ihany eee!!!

ohatra nividy ray dia kivy dia niova dia avy eo kivy tany ndray dia manandrankandrana be de be eo dia aleo ihany fidele @ na carte ray @ zay tsy marary an-doha hoe mangalatra!!
20. aly ( 05/08/2009 20:19)
Ity misy fiantsona mora raha manana ordinateur ianao
Afaka miantso portable 15centimes /mn na fixe 12centimes/mn
mampiasa an'io depuis 4 ans tsy misy probleme Mila charger-a pa r carte bancaire en securité
mitovy @ skype fa mora noho ny skype sady gratuit pour tout l'europe
telecharger JUSTVOIP manatena aho fa tsy handiso fanantenana anareo
de mba antsohy aho @ manaraka fa gratuit miantso ahy
veloma
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.364