Mankaleo be
21. niryna
(
06/08/2009 03:24)
Jkaish:
Tena mtov zan fa zan oe tsika ts mtov toerana f zahay aty afrika
ny aty kosa aloh rah $2 zan mba mavit 8mn eo e!
eny e,misy toerana hafa ihany koa ary mbola saziany vola ihany koa ny olona mampiasa ny telefonina ao an-trano.Fa ny tena nahasosotra ahy anie dia nomeny 14 mn aho dia lasa 4mn sisa :cry:
22. niryna
(
06/08/2009 03:27)
ni81:
Ho ahy, ny hitako tsy mangalatra dia ilay ticket an'ny france télécom (ho an'i niryna angamba tsy mety io). Izy io dia 7.50€ fa saingy kely satria 45mn fotsiny, fa tena tsisy very fa marina tsara.
Eto France dia misy karazany maro no azo hiantsoana any dago, raha tsy hilaza afa-tsy ireto aho: Africa irradium, sourire d'Afrique, amis d'Afrique, continental (fa toa société iray daholo ihany ireo fa ny anarany no samihafa). Arakarakan'ny antsoina na portable na ligne fixe koa izy io. Dia rehefa vao manomboka dia lazainy fa manana 80mn ianao na 60mn, fa rehefa tena kaontina ny resaka natao ary indrindra fa raha hoe zaraina roa dia very ao ny 15mn angamba. Dia raha toa ka mbola manana 10mn ianao tsy lany ka manantena hiantso @ manaraka dia lazainy fa tsy ampy intsony ...
ni a,ireny karazana afrikana ireny aty feno ary tafiditra mihitsy madagasikara saingy tsy mandeha ilay izy dia very ny volan'ny tena indrindra moa raha tsy tadidy ilay toerana ka hoe amerina ny tena dia ieie,maty aho volakeliko
:D
23. niryna
(
06/08/2009 03:30)
JOSIAH:
mahagaga ahy nareo mampiasa skype de vita mampiasa visa cart afaka miantso elabe ianao mampiasa skype fa ny avanao telefaonina ihany ny ahy zany foana no ataoko za aty europe :lol:
ka sao dia mba mahita lalana hianao fa ny aty amerika dia bobaka be ny cart fa ie,ie ny maso no valalalanina tsy ita izay ho raisina fa matahotra ny ho maty antoka =)) =))
24. niryna
(
06/08/2009 03:35)
kotobekibo:
ny mora d andefasana SMS na TEXTO ny havana any dago hoe rahoviana sy @ firy no fotoana .
D asaivo mandé @ cyber café ry zareo .
Afaka miresaka en direct @ MSN na SKYPE na YAHOO nareo @ izay .
Ny SKYPE no hitako fa tena mandé tsara any dago .
Ilay vola tokony ivianana carte alefaso any aminy d iny no andehanany cyber .
Maharitra kokoa sady possible mifankahita tava en + .
Mazotoa e! ;-)
misaotra kotobekibo a> ka misy toerana anie tsy misy cyber e.Dia ity koa no mbola mankaleony fa asa hianareo raha voa toa izao,miantso hianao dia tsy misy mandray,miandry kelikely anefa dia sintominy moramora ny volanao dia tsy azo am-piasana intsony raha hiantso any dago dia lasa miantso ny ao France indray aloha dia tsy misy minitra ilay volakely fa afaka miresaka elabe eo hianao.Tsy ratsy e,saingy lany lainga amin'ny farany no moa tsy tonga any amin'ilay olona tiana antsoina .
:D :D
Ahoana tsara hoe io skype io ,sao dia mba efa tonga aty amin'ny tany dezaka izy izany :)
26. niryna
(
06/08/2009 03:39)
ni81:
O ry koto a! io lazainao io koa no fantatro fa ity lazain'i JOSIAH ity ange hoe phone fotsiny e! :idea:
ary misy website iray izay koa mba jereo hoe izay mahafantatra hianareo
Mandoha 15 euro ilay izy ary afaka miantso an' i canada maimaimpoana ary miantso an'i dago ka $0.15 /mn no alainy ary azo am-piasana io mandritra ny telo volana(karazana mandoa cart credit ilay izy)
27. niryna
(
06/08/2009 03:45)
Papoose:
fidelite ihany no fanafodiny!!! rehefa reraka nanandrana dia mi decide maka ray @ zay dia mijanona @ iny na inon-kidona mandrapaha-vonona ny hitady hafa hijery vaovao :D
hi,hi
papoose a> ka izay vidiana woa maneno sahona avokoa k'nou
nividy ireny carte afrikana ireny aho,nahazo 40 mn dia lasa 26mn dia lasa 14mn dia lasa 11mn dia farany lany ny vola fa tsy nisy nandeha daholo ilay izy.Mifampiantso ny namana hoe inona indray no mandeha dia mba jenitra nividy .Ny tena mankaleo be woa dia ilay izy tsy misy mandray,tsy misy migika akory na dia kely aza dia lasa miharitra ny vola ,dia leony ny tena satria raha avela rahampitso dia misy charge $0.75 amin'ilay miantso ny any dago .izany woe na mahazo na tsia dia misintona ry ilay motana :D :D
28. niryna
(
06/08/2009 03:47)
ni81:
Tsy azonareo ahoana e tsy manana ordi ilay havanao any dago ohatra fa portable no ananany ianao manana ordi de mividy credit @skype ianao mampiasa visa carte misy karazana carte maromaro azo ampiasaina ao de miantso anilay havanao @numero de ohatra ny mifampiresaka aminy telefaonina mihitsy nraeo fa ny anao fotsiny ordi ny azy telephone mmora be sady maharitramisaotra fa zay vao mazava rehefa nazavaina be dia be e! :lol:
ni a> hors sujet kely ity fa mahafatifaty kely ahy ilay sarina baobaba kelinao
:D
29. niryna
(
06/08/2009 03:49)
aly:
Ity misy fiantsona mora raha manana ordinateur ianao
Afaka miantso portable 15centimes /mn na fixe 12centimes/mn
mampiasa an'io depuis 4 ans tsy misy probleme Mila charger-a pa r carte bancaire en securité
mitovy @ skype fa mora noho ny skype sady gratuit pour tout l'europe
telecharger JUSTVOIP manatena aho fa tsy handiso fanantenana anareo
de mba antsohy aho @ manaraka fa gratuit miantso ahy
veloma
:o e, andeha aho hifindra any :D
30. Papoose
(
06/08/2009 16:56)
nyrina, jereo ndray aza ny phone service nao ao an-trano raha mety mora kokoa ny miantso any :D
31. ni81
(
06/08/2009 17:07)
ni a> hors sujet kely ity fa mahafatifaty kely ahy ilay sarina baobaba kelinaomisaotra e! :)
32. soanja
(
07/08/2009 03:57)
Ny ahy aloha tato amin'ny Pub ny Hery Serasera tato no nahitako azy ary afapo aho hatramin'izao fa nahazo ahy tokoa ireo nahazo anao ireo. Tsy haiko anefa na lafo na mora ny REBTEL fa dia afapo aho isaky ny miantso dia mahazo ary tsy asiako vidiny aloha raha izany satria ny havana mantsy tsy voavidim-bola ihany amin'ny maha lavitra ny tena. Ny fitapitaka tany amin'ny hafa no nahatonga ahy nitombina tamin'io aloha.
Mahereza ary mahita izay tadiavina ary.
Mahereza ary mahita izay tadiavina ary.
33. niryna
(
07/08/2009 16:13)
soanja:

misaotra anao tamin'ny torohevitra,marina fa tsy voavidy vola ny havana fa ilay company mihitsy no mankaleo ,mangalatra ,misoloky ary mamitaka.Ampahafirin'ny taloha izany miantso an'i dago 30 mn ohatrinona no vola aloha.Ilay laingalianga mihitsy no mankaleo ahy fa tsy ny hoe vola akory
34. soanja
(
11/08/2009 00:40)
niryna:

Ka izay indrindra mantsy ry Nyrina. Betsaka ny fitapitaka nahazo anay tamin'ny compania hafa dia io REBTEL io aloha zany hatramin'izao no nahafapo anay satria rehefa miantso dia mahazo ary afaka miresaka elaela fa tsy elabe akory. Saingy ny tenako tsy manisa minitra hoe firy izay no lany fa carte iray ihany rehefa lany iny dia vita zay ny resaka. Mahereza akia a.
35. niryna
(
08/09/2009 04:39)

andraso fa andramako io
:-*