Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka
(
28/07/2009 15:33)
Valahara sy vakiantatra
fomba fiteny matetika ny hoe[i][b] TSY[/b] valahara[/i] sy [i][b]TSY[/b] vaky antatra..[/i] toa zavatra ratsy matetika no lazaina amin"ireo
raha foanana izany ilay TSY
dia ny valahara sy ny vak...
tohiny
novalian'i soanja ny 06/08/2009 22:49
xxx
(
28/07/2009 13:49)
sipa tsisy mikoty firy nef ts rats tarehy no sady ts maditra
Za de vevav 23ans : tsy jejo be ah fa simple ary ny fomba fiainako de tsotra! Somary saro-kenatra ah ary heverin’ny sasany fa miavona ah noho izany.Za de ts tsara tarehy be nefa hatram zao ny zavat...
tohiny
novalian'i shafira ny 13/09/2020 10:24
glou
(
28/07/2009 13:45)
NSD mifohaza
Inty ary le nandrasana : fihaonana kely ho an' ny NSD tsy ankanavaka na ireo namana vaovao te hihaona @ zoma ho avy zao ery @ 67ha parking atsimo face ny FLM , eo @ KOFA taloha @ 5h30mn , @ io no han...
tohiny
novalian'i hafaliana ny 30/08/2009 13:03
kidoropamba
(
28/07/2009 13:40)
Mbola misy zavatra fehezin'ny Andry ihany ve?
Ry Hajo, decentralisation, milaza fa "tolérant" loatra ela
Ry Julien, maneho ny faram-pahaizany @ CEPE sy BEPC
Ry Roindefo manao propagandy
Ry Ratsirahonana efa manao convention ao Epinal
Ry hasi...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:43
xxx
(
28/07/2009 12:09)
congé angamba ...
tsy miasa angamba ny namana essera fa tsy hita mihintsy androany :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:44
JOSIAH
(
28/07/2009 11:56)
Inona ary oooooooooooooo
Inona ary ny laoka tena tiany mamany Hantatiana indrindra o :?: ...
tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:48
Radomy
(
28/07/2009 11:31)
Te-halaza ny ministra ka ny zaza malagasy no potehiny (BEPC)
Miarahaba
http://gasikarasahy.blogvie.com
Azo lazaina fa mety habadoana no manosika ny olona hanaonao fahatany tahaka an'ity ministra ity.
Ny tena olana dia ny tsy fahafantarany fa loza "ho az...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:46
artefy
(
28/07/2009 10:31)
lalao: baolina kitra
nilalao baolina kitra hono ny biby rehetra teto madagasikara, efa tapitra mihitsy anefa ny lalao vao tonga ity biby iray... iza ary io biby io dia inona no antony nahatara azy?...
tohiny
novalian'i artefy ny 30/07/2009 10:19
artefy
(
28/07/2009 09:45)
tsiky ifampizarana
Namory ny vatandehilahy rehetra tao an-tanàna hono ny mpanjaka dia nijanona tery andafy atsinanan'ny rano izy sy ny zanany vavy tokana, ny tovolahy novoriany kosa tety andafy andrefana
nikabary iz...
tohiny
novalian'i rhina ny 03/09/2009 13:20
xxx
(
28/07/2009 06:16)
Zao anie reto no tsy azoko amin'ny TIM e!!!
efa niaraha mahita fa Ravalo, mpitatana orinasa iany no mety aminy. Fa ra mitondra firenena tsy zakany tsenany satria manjary heveriny fa hoe orinasany ny Madagasikarantsika de mpiasany daolo tsika. S...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:34
ari.malala
(
28/07/2009 05:36)
Ny fanadinana @ ity taona ity...
Izay ankizy afa-panadinana @ ity taona ity ve ho reconnu ny diplaomany satria ministera tao anaty governemanta tsy nankatoavin'izan'iza no mikarakara izany? Ary nahita ihany koa ah tany @ dinika hafa ...
tohiny
novalian'i dasy ny 25/09/2009 19:03
Bazily
(
28/07/2009 04:56)
30 taona hoe de afaka mirotsaka ho filohampirenena?
Tsy hivarina ankady ve zany ity Madagasikara ity raha izany. Mba jerena ihany ny fahamatorana e! Fa tsy de entanikafanampo be loatra dia izay haroso dia tapahina. [quote][u][b]Afaka mirotsaka ho fidia...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2009 11:07
Lejoba
(
28/07/2009 00:15)
mba comptable ihany
maty hono ity ramatoabe iray sahirana. Nisy lehilahy telo, samy nampanantena azy fahavelony fa hanome vola azy, ka tsy latsaky ny 100€ avy no tokony homen'izy ireo. Tsisy nahatanteraka izany nef...
tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 14:50
rova30
(
27/07/2009 20:33)
sos ps rvg
Sao dia mba misy tranga mitovy amin'ny ahy ity, tsy dia olana goavana fa manorisory fotsiny?
radiovazogasy ihany:
Isaky ny mampiditra PS ka tsy mi clik elaela, tonga dia manjavona ho azy ilay...
tohiny
novalian'i rova30 ny 30/07/2009 13:34
bazylou
(
27/07/2009 18:15)
hita be hoe fikambanan'ny mpandainga ny tim sy gtt
izay tarihin'i le8 and co, dia tsy mentra akory ry lerony na efa tratra ambody omby aza; beuuurrk :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pink ny 28/07/2009 20:53
xxx
(
27/07/2009 18:10)
URGENCE fa marary eh!
miarahaba anareo rehetra eto @ serasera! izaho dia tena misy olana goavana be sady mila hovahana aingana reto! ity fanontaniana ity dia ho anareo lehilahy indrindra indrindra , ny hevitrareo vehivavy ...
tohiny
novalian'i vale ny 15/08/2009 16:54
bozyboleta
(
27/07/2009 18:06)
BEPC: lalaovin'ny faty ny ho avin'ny zaza Malagasy
[b]Famoronan-dahatsoratra (isa 15)
« Misy ezaka ataon’ny fitondrana tetezamita hampandroso haingana ny firenena amin’izao fotoana izao. Inona avy ireo ezaka ireo araka ny hevitrao ? Tohano ami...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:24
nyratsima
(
27/07/2009 18:05)
vakio ange e !
Maty ity cardiologue ! maro ny mpandevina !betsaka ny dokotera sy olontsotra tonga tao ary de samy nivimbina avokoa ! tao ny nitondra pancarte milaza hoe maty ilay dokoteran'ny fo , tao ny nitondra sa...
tohiny
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:30
pissoa
(
27/07/2009 17:55)
Mailaka - diso rohy ?
Manahoana o,
Rehefa manokatra ny [url]http://serasera.org/mailaka[/url] na [url]http://mailaka.serasera.org[/url] na [url]http://mailaka.namana.serasera.org[/url] dia toa takelaka an-tsary no mande...
tohiny
novalian'i sitlo ny 02/08/2009 07:52
JOSIAH
(
27/07/2009 15:49)
ahoana ooo
ahoana ary ny fampidirana elefant ao anaty frigidera oo????? :} ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 28/07/2009 13:06
