Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ahton
(
23/07/2009 18:33)
Pretra manambady
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/08/2009 09:42
Onjakeli
(
23/07/2009 15:01)
Ny tiana sa ny tia no tokony hotiavina
Tsy vitsy angamba ireo mitovy fanontaniana apetrako ity. Eto amin'ity tany ity dia heveriko sy araka ny fahafantarako azy dia par hasard ihany ny hifanojoan'ny olona samy tia ary miaraka eo amin'ny f...
tohiny
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:36
Onjakeli
(
23/07/2009 14:52)
Naniraka olona tamile 35 ans azo fidiana i TGV tam Conf Reg
Tena adin\'ny maizina sy foza ny zavatra rehetra mandeha eto amin\'ny firenena eto. Tsy misy raharaha mandeha amin\'ny fahamarinana sy amin\'ny fahitsiana mihitsy na dia kely aza. Ny zavatra tamin\'ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:34
milamm
(
23/07/2009 13:26)
sarotra afenina ny marina...
Ny adala no tsy ambakaina dia Andriamanitra no atahorana hoy ny fiteny,zany hoe raha fetsy ilay manambaka dia lasa marina mitavozavoza no mandefitra,nefa ny HAT sy ireo mpanao politika ao amintsikade ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:38
locl
(
23/07/2009 12:45)
MBA MAHALALA MENATRA NAREO TGV
« Attentats a la Bombe » avec lance-roquettes et armes lourdes ?
« Attentats à la bombe » avec lance-roquettes et armes lourdes ?
Voilà donc la dernière trouvaille de ce régime ill...
tohiny
novalian'i benkintana ny 24/07/2009 21:58
klitika
(
23/07/2009 12:43)
Ny vahoaka angaha jamba
Na rahoviana na rahoviana nahemotra impiriimpiry aza ny fifidianana dia tsy ho lany mihintsy akory i TGV.
Manao fanentanana mafy ny antokom-pinoana sy ny TGV saingy ny vahoaka ety ambala efa misoka...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:44
anatiko
(
23/07/2009 12:36)
Nandroaka tena ny rafozam-baviko
Miarahaba anareo rehetra indray.
Omaly hariva dia niresaka t@ rafozam-baviko, izay mipetraka ao @y aho (zahay mianaka irery), satria nikapoka ny zanako vavy (7 ans) izy, il y a 3 semaines izay, ka ny...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/08/2009 10:50
Onjakeli
(
23/07/2009 12:34)
Mitohy ny sinema ataon'ny Hat am le bomba
miarahaba antsika indray.
Mitohy tsy an-kijanona ny sinema ataon-dry zareo fitondrana FAT sinema amty resaka baomba ity. Fa angamba de tena heverin'ireto olona ireto ga mandeha mitorona otrazy avoko...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:36
patrick2002
(
23/07/2009 12:23)
kapsaty ihany no niafina tao Ambohitsirohitra .
Raha mandinika ny desinformation hataony Gasy Terroriste Taliban izaho ,dia mahagaga ahy no tsy hitenenany fa ny kapsaty ihany no niafina tao ambohitsirohitra nitifitra ny 7 fevrier teo
http://www.y...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/07/2009 02:41
ronaldo09
(
23/07/2009 10:47)
Ampy izay:Misy fetrany ny fandeferana
Ampy izay fotoana niaretan’ny vahoaka amin’ny asa fampihorohoroana amin’ny baomba sy famonoana olona ary fanafihana mitam-basy izay. Efa tsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna mants...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/07/2009 06:30
essera
(
23/07/2009 09:51)
Ny oul tsy mila ange d efa tsapa am firesaka e...
Salama daholo,
Raha jerena ny dinika ato d tena midradradra mitaraina mihitsy, fa raha izay fotsiny moa maninona fa lasa tena mitovy amin'ny ao amin'ny site-n'ny tim :
Ohatra izao hoe rehefa vit...
tohiny
novalian'i benkintana ny 24/07/2009 21:54
Djhamhal
(
23/07/2009 07:57)
Tandremo ! Arnaque!!
Asa na efa nahazo anareo ny tranga nahazo ahy , fa misy mandefa mail de milaza fa nahazo gain t@ tombola za ! ary izy io de nosarihana t@ adresse mail ary de voasarika tao ny adresse ko ! olona avy an...
tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:04
penguin
(
23/07/2009 07:26)
Aseo SARY sy ANARANA dia fiarovana ny AINY hoy ny tgvendrana
Tsy misy milaza ireo olona ho tena nanao ireo baomba tgvendrana ary tsy nisy fitsarana nefa dia naseo gazety sy tv ny anaranan'olona sy ny tarehiny. Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:58
rabaradaka
(
23/07/2009 06:39)
Moyenne de 7/20 de afaka
Dadatoa sy nenitoa a, tena simba ny taranaka amin'ity HAT-nareo ity, aiza ve ka moyenne de 7/20 no nahazoan'ny ankizy CEPE teo :}
Mba tsy rariny kosa e, ny BEPC sy ny BAC izany aloha dia ho zaraim-...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:59
saranga
(
23/07/2009 06:24)
Le Ministre Hajo Andrianainarivelo engueule tous méme moi
Partout où il il va, il (le Ministre Hajo Andrianainarivelo) engueule tous ce qui est devant lui. Il est jeune et dynamique mais j'ose dire qu'in est nul et nase et forcené. S'il veut rester au Mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:01
vitamatavy
(
23/07/2009 05:27)
CPE made iny capsat
izao ve no mba organisation ny hat momba ny resaka CPE,izany ve rehefa hisy election hoe tsy ny kapsaty no miambina ny bureau du vote sy ny manisa vato aory zalahy,ny resultat efa fanantsika ny tohiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:03
benkintana
(
22/07/2009 23:43)
MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i...
tohiny
novalian'i benkintana ny 23/07/2009 22:50
TEGEVE
(
22/07/2009 23:13)
MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i...
tohiny
novalian'i jejojejo ny 28/07/2009 06:57
fijo
(
22/07/2009 22:27)
ny marina
hoanareo milaza zavatra ,mba mahalala ny atao hoe marina.
rehefa miteny zavatra dia arosoy ny porofo,fa tsy hoe (manao xxx i fijo)nefa tsy mahita na porofo iray aza.
izao indray koa hoe (magro no ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:05
zoam
(
22/07/2009 20:21)
aza matahotra fa mbola ho avy dada e
izahay aloha dia tsy kivy izany e ,vao maika aza motivé,ary no hitolomanay fa tsy maintsy tafaverina e @ fitondrany i ravalomanana mark,izay ihany no solution ary tadidio tsara ny tenin'ny vice amira...
tohiny
novalian'i Ahton ny 23/07/2009 21:39
