ny marina

1. fijo ( 22/07/2009 22:27)
hoanareo milaza zavatra ,mba mahalala ny atao hoe marina.
rehefa miteny zavatra dia arosoy ny porofo,fa tsy hoe (manao xxx i fijo)nefa tsy mahita na porofo iray aza.
izao indray koa hoe (magro no manao baomba)dia manely anaran'olona,nefa na porofo iray aza tsy ananana momba ilay olona.
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:05
2. benkintana ( 22/07/2009 23:10)
Iza moa lesy zany fa tsy rapah sy ny tgvendrana manao fikatsisy tototra ,be ihany ny ps tgv fopla sy nandra ato anie lesy e :-D :-D
3. vitamatavy ( 23/07/2009 05:10)
ka io resaka politika tsy fahazakana ny atao hoe democratie nefa dia izay no lazaina teny @ 13mai anie e, toa efa manomboka sahady guerre an'i tgv sy monina an'i roindefo hoy ny gazety midi,ho avy ny fotoana hanambazana an'i ravalomanana mba hangalana ny fony mpividy azy satria mbola manana capacité ngeza izy raha resaka mpifidy azy,
izay roindefo ve ? tgv ? rolland ratsiraka ? pierrot ve hiomezan'i ra8 ireo raa ireo no mifaninana azy ,ary angamba ny vaton'ny haut plateaux fotsiny dia efa mahalany an'i ra8 raha milatsaka eo izy ny any @ sisny mba juste hamenoana ny banga :-D :-D :-D
4. essera ( 23/07/2009 10:54)
Avoahy ny porofo fa tsy nangalatra i Dada ??????????
5. fijo ( 23/07/2009 20:05)
ny manakiana no manome porofo ry essera fa mba mianara zavatra.raha milaza ianao fa mpangalatra iny,dia ianao no manome ny porofo fa nisy tokoa ny zavatra nangalariny fa tsy ny mifanohitra,sa nianatra lalana tany russia koa ity izy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473