Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
20/07/2009 18:04)
ary maninona no tsy ipetrahandry tim and co
le lapan'ilay amperora reraka eny imerikasinina e =??, :-D :-D ...
tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 06:41
nalison
(
20/07/2009 17:23)
fa maninona no hoe tsalo masiso?
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io .
tsy karazan'ny tsalo aloha ny masiso fa mb...
tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:17
endrika01
(
20/07/2009 16:55)
MBA LAZAO HOE NY HEVITRAO AMINITY TRANGA ITY !
Tsy haiko hoe,tokony hoany aminy dinika [b]Fiaraha-monina[/b] sa [b] Politika[/b] no nametrahako ity resaka tsy haiko novaliana ity,fa indro arosoko eto mba iadian-kevitra.[b] tafaresaka tamina-namana...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/08/2009 07:07
endrika01
(
20/07/2009 16:50)
MBA LAZAO HOE NY HEVITRAO AMINITY TRANGA ITY !
Tsy haiko hoe,tokony hoany aminy dinika [b]Fiaraha-monina[/b] sa [b] Politika[/b] no nametrahako ity resaka tsy haiko novaliana ity,fa indro arosoko eto mba iadian-kevitra.[b] tafaresaka tamina-namana...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/10/2009 20:39
Radomy
(
20/07/2009 14:03)
Hita ny vaha olana mahomby hivoahana @ krizy
Miarahaba,
Ady hevitra hatrany: Nipaoka ny baomba sy ny tsy paopaoka. Ravalomanana iny hoy ny sasany, TGV kosa hoy ny hafa. Tsy misy anefa mieritreritra fa ny Malagasy sy Madagasikara ange no potik...
tohiny
novalian'i Radomy ny 21/07/2009 08:21
ravonjison
(
20/07/2009 13:51)
Kalo mampiraikitra ???
Sao dia mba misy mahalala ianareo, ahoana marina ny tena fanhdehan'ny kalo ?
Izahay mantsy t@ mbola kely dia nitady hangalatra paiso foana ( nanana izahay fa ilay eny antokotanin' olona no tena nampi...
tohiny
novalian'i ral_ ny 09/03/2013 16:13
rabaradaka
(
20/07/2009 13:12)
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 21/07/2009 07:05
ari.malala
(
20/07/2009 09:24)
Milamina sa tsy milamina ny tany tohiny
[quote] 8. Mpandefa : sapele [ Valio ] 17-07-2009 16:44:57
Lohateny : Re : MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY
za de nievitra fa tena misy le crise lazina lava teto AMIN'NY serasera fa 1volana mahery z...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 23/07/2009 10:28
xxx
(
20/07/2009 09:09)
urgent !!!
bjr à vs tous ici!
èS possibl que j'ai ma douleur habituel avan ma règle méme si jsuis sur que jsuis enc1nte.
ou èS possible que je fai une fausse couche ou npa du tout enceinte.
repond ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/07/2009 02:29
xxx
(
20/07/2009 08:56)
ahoana tokoa
Ahoana tokoa ireto baomba mora hita sy fantatra isa dieny mialoha ireto e ?
Toa efa fantar'ingahy Richard Ravalomanana fa 3000 no isany! Mahay maminany ireto HAT ireto marina a !!!! Mahay raha mihin...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 18:24
penguin
(
20/07/2009 07:43)
Ny fanonganam-pajakana no manova ny toe-tsaina Malagasy
Tena mora ary tsara toetra ny Malagasy saigy nosimban'ny tgvendrana ny toe-tsainy. Ny mpitondra ara-dàlana azo azera mora fotsiny ary mangiana sy sifotra tsy manankatao ny manana ny rariny. Nanazava ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 20/07/2009 16:12
halloween
(
20/07/2009 06:28)
iza no mikasa ny ain'i Andry Rajoelina
efa nihendanja tokoa ny mpiondana refa tsy tafaverina i lé8 t@ 26 juin, d nitady zavatra vaovao ry zareo d io resaka fanapohahana bomba io no itany, io fanaopoahana bomba io moa tsy tena io no tanjon...
tohiny
novalian'i benkintana ny 20/07/2009 16:23
essera
(
20/07/2009 05:50)
GTT - Groupe des Terroristes Tim
Zao no alehany rehefa tsy zaka intsony ny politika d manao terrorisme eraky ny tanana amin'ny fanapoahana baomba. Ny tena tsaratsara kokoa aloha d ny fianakaviany ihany no ataony victime ipoahan'ilay ...
tohiny
novalian'i pink ny 20/07/2009 21:08
ouiandry
(
20/07/2009 05:13)
iza ary ilay TSALO MASISO
mila azavaina kely oe iza marina ty TSALO MASISO nolazain'i Radomy ity:
tonga teo @ fitondrana izy t@ 2002 d Lahiniriko no filohan'ny antenimierampirenena, i Sylla no praiminisitra, mazava fa zanakin...
tohiny
novalian'i pink ny 20/07/2009 21:13
sitlo
(
20/07/2009 00:48)
mitady tonony na lohateny
Tsy haiko hoe iza no mpihira fa mety ho ifanihy angamba. Na tarika remy na tsy haiko fa lehilahy iray no miventso.
Misy an'izao ilay izy:
"ry rainay zay any an-danitra
mifona aminao izahay eh"
...
tohiny
novalian'i lako ny 03/09/2009 08:45
xxx
(
19/07/2009 22:02)
efa akaiky ny farany fa aleo hanao be loha eo ihany
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28153
ny solution ny firesahana ,fa rehefa ilaina ny ady betsaka ny bandy vonona ary ny adersairenay tsy ny bandy mpisera eto soa dia diso fiheno...
tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 07:10
fijo
(
19/07/2009 19:11)
loza ity
BREAKING NEWS MADAGASCAR : 2 AGENTS DE SECURITE DE VIVA EXECUTES, EXPLOSIONS DANS DES CAMPS MILITAIRES
19 juillet 2009 par njnb
La tension remonte à nouveau dans la capitale malgache depuis le c...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 13:23
rakapy
(
19/07/2009 17:10)
Vehivavy mitapaka.
Tetsy ambany moa isika dia niresaka ny momba ny lhl mitapaka sy tsy mitapaka fa ity indray dia momba ireo vhv mitapaka.
Tena mahavariana tokoa ary tsy dia misy mpiresaka firy izy ity. Ry zareo vhv a...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/09/2009 20:49
bazylou
(
19/07/2009 17:04)
efa lany daty le hoe tonga i le8
aza manaiky rebireben'ny sasany fotsiny , efa tsy hiverina mandrakizay eo iny , beurrrk, mampandry adrisa ry tim sy gtt, be revingadra, lool :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/07/2009 18:04
rtcflora
(
19/07/2009 15:43)
inn no fipetraky ny zaza normal
salut daholo ! mba hanotany le reny efa niteraka sy zay mahalala. inona kay no tokony ho fipetraky ny zaza ao ankibo misy monko (exp fm(+)
de inn no tokony ho normal ...
tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:01
