inn no fipetraky ny zaza normal

1. rtcflora ( 19/07/2009 15:43)
salut daholo ! mba hanotany le reny efa niteraka sy zay mahalala. inona kay no tokony ho fipetraky ny zaza ao ankibo misy monko (exp fm(+)
de inn no tokony ho normal
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:01
2. rtcflora ( 19/07/2009 18:40)
de tokony ho firy kg ny zaza teraka no tena tsara za lo kely e merci
3. hana ( 20/07/2009 22:26)
miarahaba anao rtcflora
tsy tena mazava amiko ilay fanontaniana fa hiezaka hamaly ihany aho na izany aza.
Fipetrany rehefa akaiky teraka ve no tianao hanontaniana? Tokony ho any ambany ny lohany, iny tsinona no lehibe indridra @ zazakely dia raha vao tafavoaka iny dia misosa ho azy fotsiny ny ambiny.
Ny mitsivalana no tsy tsara indrindra, satria raha tsy mety mihodina izy dia tsy maintsy didiana.
Manomboka 2kg700 eo ny zaza dia efa tsy dia mampanahy loatra, tsara raha tsy tonga 4kg fa tantara be ny mamoaka azy.
Tsy misy ifandraisany firy @ haben'ny reniny ny lanjan'ny zaza ao am-bohoka, miankina kokoa @ sakafo nohaninao nandritry ny 3 volana farany aza.
Fa na kely na lehibe ny reniny sy ny zaza, ny fanomanana ny fiterahana no tena zava-dehibe tsy hanano-sarotra loatra.
Manaova mora eh
hana
4. rhina ( 24/09/2009 14:01)
miovaova ny fipetraky ny zaza ao ambohoka arakaraka ny mampitombo ny volan'ny kibonao.
satria mba mihetsiketsika koa mantsy izy ao fa araka izay efa voalazan'i hana etsy ambony dia ambany ny lohany rehefa feno 7 volana et + ny kibonao.
misy ny oe mitodika miankavia miankavanana ny zaza rehefa ao ambohoka ao ny fipetrany eo ny fito volana makany @ 3volana voalohany an dia tokony ho ambony ny lohany.
Misy fotoana hoy aho mety hisopirana izy fa arakaraka ny toe-batanao sy ny toe-pahasalamanao. Fa ny normal dia ambony ny loany telo volana 2 voloany ary ny telovolana farany ambany ny lohany.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4129