iza no mikasa ny ain'i Andry Rajoelina
1. halloween
(
20/07/2009 06:28)
efa nihendanja tokoa ny mpiondana refa tsy tafaverina i lé8 t@ 26 juin, d nitady zavatra vaovao ry zareo d io resaka fanapohahana bomba io no itany, io fanaopoahana bomba io moa tsy tena io no tanjona fa entina hankorontanana saim-bahoaka fotsiny io fa ny tena tanjona d ny HAMONOANA an'i Andry Raéjoelina, efa tsapa moa fa misy tsy fitovizan_kevitra ao @ HAT noizany d mitady anararaotra anizany ny mpiondana izay alika tsara baiko ka ny tanjony d ny hoe novonoin'ny HAT avy any @ faritany i Andry Rajoelina amizay d hotezitra ny mponin'Antananarivo ka horaikitra ny sakoroka d hotanteraka ny fanirian'ny lé8 satria refa raikitra ny ady d hiditra antsokosoko hanararaotra miaraka @ mersa iu lé8, fa tsy hotanteraka izany satria tsy maintsy samborina @zay ny mpanapoka bomba fa ampy zay! politika ny TSALO MASISO io é mitady hanosotena ho andriana, sady mitady hividy an'i madagasikara ambongadiny, tadiaviny ho ataony mpanompony daholo ny malagasy retraretra.
répondu par benkintana le 20/07/2009 16:23
2. xxx
(
20/07/2009 06:37)
Tena tsara mihintsy letsy zany tetik'elah izany ry halloween.
Tokony vonoin'ny Hat i Andry dia lazaina fa i Ra8 no namono azy dia samborina koa i Ra8 dia gadra mandra-pahafaty na atao ambony chaise electrique.
===>Vokany: Milamina ny tany satria afaka ny aretina roa mampijaly ny Malagasy.

4. halloween
(
20/07/2009 06:55)
xxx:
Tena tsara mihintsy letsy zany tetik'elah izany ry halloween.
Tokony vonoin'ny Hat i Andry dia lazaina fa i Ra8 no namono azy dia samborina koa i Ra8 dia gadra mandra-pahafaty na atao ambony chaise electrique.
===>Vokany: Milamina ny tany satria afaka ny aretina roa mampijaly ny Malagasy.
tsy mitombona ny kozin'elah satria tadio fa ny zavatra sarotra d ny fisamborana an'i lé8, kobon'elaéh tsara fa efa kondané lé8 an, d ravo miditra eto iny d migadra alou, midika zany fa tsy mila mamorona zavatra hafa tsony hanagadrana an'i lé8, fa le fikasana hamono an'i Andry Rajoelina d mitombona tsara satria IO SISA NO FIKA AZON'NY TSALO MASISO ATAO MBA HISIAN'ny ADY-POKO! satria raha tany milamina d tsy tafiditra eto lé8 na iza na iza mitondra! na Pr Zafy na Ratsiraka na Lahiniriko na Andriamanjato na Ratsirahonana na Tsirananana na Rajemison na iza na iza d tsy misy mila ny fiverenan'i lé8 satria efa fantatra ny haratsian'ny sainy, reo olona manohana anzy reo anie d olona matahotra ny hofaty é hahahahahahahahahahahahah...
7. essera
(
20/07/2009 07:34)
Ny fanaovana an' Ra8 les halloween atao fisamborana akoho ala, tsy koropahana fa avela miditra mora d encercrler-na
8. xxx
(
20/07/2009 07:53)
essera:
Ny fanaovana an' Ra8 les halloween atao fisamborana akoho ala, tsy koropahana fa avela miditra mora d encercrler-na
Tsy mikoropaka ve ny filazàna ireny mitotototo mankeny Ivato isaky ny misy alerte fiverenan-ndra8 ireny ?
Ridicules sisa ny hiafaran'ilay miaramila mutins tarihin-dra Charles fa manenji-drivotra eran'ny tanàna , fenoina miaramila ny sisi-tany ...
avelao hiditra dia mora encercler-na e .... ha ha ha
:-D :-D :-D :-D
9. hery
(
20/07/2009 08:08)
Mifori-drambo ho'a :-)
Tahaka an'ilay nisy tornade tany Toliara dia nitsoaka daholo ny miaramila fa noheveriny hoe miaramilan'n SADEC ilay tafio-drivotra.
Misy fotoanany ny zavatra rehetra.
Tahaka an'ilay nisy tornade tany Toliara dia nitsoaka daholo ny miaramila fa noheveriny hoe miaramilan'n SADEC ilay tafio-drivotra.
Misy fotoanany ny zavatra rehetra.
10. sibel
(
20/07/2009 08:14)
Ilaina ny fanehoankevitra .samy manana ihany ko an' izay mba fahatakarany ny olona!ekena izany!fa aza de asiana an' izany"TSALO MASISO " zany mo ale izy e! ianao anie zany no tena mpanakorontana e!isika Malagasy tsy mandady harona tsy tena mahita an 'izay tena tompon' antoka amin' io, sady tsy mahatakatra an 'izany hoe "haute politique" izany, noho izany aza mainka miaro ny camp-na ianao!
Ny tokony ataontsika de ny manokatra ny maso @ izay hoe: fa inn no tena zava-misy eto ? 8O
Ny tokony ataontsika de ny manokatra ny maso @ izay hoe: fa inn no tena zava-misy eto ? 8O
11. essera
(
20/07/2009 08:24)
hery:
Tahaka an'ilay nisy tornade tany Toliara dia nitsoaka daholo ny miaramila fa noheveriny hoe miaramilan'n SADEC ilay tafio-drivotra.
Misy fotoanany ny zavatra rehetra.
Zao aza moa efa hatram sefo ato am tanana no mamporisika an-kolaka. Ny mampmé anefa rehefa ataon'i Charles sy Lily mihinana mora mibabababa ampidirina atram resaka kotié sns... Ka amiko na tsy d d'accord loatra aza aho tam méthode n'Sarla sy Lily d resy lahatra ihany aho hoe hay tena mila anaovana pratique mahery2 setra ireto zanaky dada ireto fa tsy azo anaovana resaka am-pomba fifanajana.
12. xxx
(
20/07/2009 08:38)
essera:
[

H@ izao , adversaires tsy mitam-basy no mba nampihorohoroan'ity RaCharles sy Lily nareo .... ntsssss
13. xxx
(
20/07/2009 09:16)
Angamba fatina DJ de merde tahaka an`itony tsy dia ilaina ho vonoina loatra satria tsy dia mendrika izany fihetsika izany fa saingy mila atao kosa anefa ny procès-ny tamin`ny nandoroana ny RNM , namonoana ireny Mpitolona teny Mahamasina sy Ambohijatovo ireny , ny fanonganam-panjakana ..sns . Ny zavatra mampiomehy amin`ty sinema ty , dia ny fiheverana ny Gasy ho DONDRONA sy KENTRINA ka tsy hahatakatra fa sinema ataon`i Lavanify sy ny HAT miaraka amin`ny Zandarimaria ihany io resaka baomba io mba ho entina handravana ny hetsika Magro . Ny Gasy akory tsy adala ka tsy hahalala setroka sy tomany , ary ataoko fa INSULTE amin`ny fianakavian`ireo sécurité namoy ny ainy izao fihetsiky ny HAT izao , sécurité izay GASY IRAY RA aminy ihany izay manao ny asany fa tsy misy hidirany amin`izay fatina mpanao politika any . Mila miray hina kely mihitsy ny Gasy HANOHITRA an`izao fa efa tena tafahoatra loatra !!! Ny fihetsik`ireto Tafika sy ny Zandary ary Polisy ireto mihitsy no tena tsy azoko , mitazam-potsiny ny zava-mitranga !
14. coucou2
(
20/07/2009 09:51)
essera:
hery:
Tahaka an'ilay nisy tornade tany Toliara dia nitsoaka daholo ny miaramila fa noheveriny hoe miaramilan'n SADEC ilay tafio-drivotra.
Misy fotoanany ny zavatra rehetra.
Zao aza moa efa hatram sefo ato am tanana no mamporisika an-kolaka. Ny mampmé anefa rehefa ataon'i Charles sy Lily mihinana mora mibabababa ampidirina atram resaka kotié sns... Ka amiko na tsy d d'accord loatra aza aho tam méthode n'Sarla sy Lily d resy lahatra ihany aho hoe hay tena mila anaovana pratique mahery2 setra ireto zanaky dada ireto fa tsy azo anaovana resaka am-pomba fifanajana.
Tena efa misy lasa mitapy mits ato ka
15. ouiandry
(
20/07/2009 09:54)
hery:
Mifori-drambo ho'a :-)
Tahaka an'ilay nisy tornade tany Toliara dia nitsoaka daholo ny miaramila fa noheveriny hoe miaramilan'n SADEC ilay tafio-drivotra.
Misy fotoanany ny zavatra rehetra.
sao d mba elah ry lehery no miforitra, ny filazana fa misy fotoana ry lity ny zavatra rehetra d fomba entina ampangetagetana ny alika miandry ny maitre-ny ah, zah mikozy anlah fa TSY MISY lé8 miverina eto dago zany ntsony, henoy ny fihetsiketsehana ataon'ny mpanao politika fa tsy misy anankiray mila ny fiverenan'i lé8, ary no mahatonga anlisany TSALO MASISO mikotrika ady d satria izay ihany no any lalana sisa azonlisany eritreretina, kanefa na misy fotoanany aza ny zavatra retra d zao TSY MISY FOTOANA INTSONY ny @ HIVERENAN'i lé8, maty iny rah miverina eto, ary tsy ho ela koa iny d hovitain'ny bandy satria mafy loatra ny nataony ny bandy reny lity le may ny afonatsangany a, d elah koa tsy maintsy atono miaraka aminy refa tonga eny Ampandrana eny fa aza mikorapaka!
16. sapele
(
20/07/2009 13:35)
mba asio fanjana iany reto le resakareo eto a!fa efa hiroso amin'ny fifidianana farany izay haingana zao tsika de aleo miandry an'izay fa tsy mifandrafy lava eto,ny marina amiko tsy ho marina aminareo,,de otr'izay foana le izy,,,,,,,samia miezaka mba handresy ny fahantrany avy fa tsy manantena lava ny politika hanova ny fiainanao.
17. benkintana
(
20/07/2009 16:23)
ny taty Foulpointe no hitanay fe le diana sokatra hanatody ireny noheverin-dry zareo fa dian-kodiarana fiara mifono vy,fa niantso vonjy ny miaramila vatatay :-D :-D :-D :-D