efa akaiky ny farany fa aleo hanao be loha eo ihany
1. xxx
(
19/07/2009 22:02)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28153
ny solution ny firesahana ,fa rehefa ilaina ny ady betsaka ny bandy vonona ary ny adersairenay tsy ny bandy mpisera eto soa dia diso fiheno ry wiwi sy ny fianakms,

novalian'i max2 ny 21/07/2009 07:10
2. xxx
(
19/07/2009 22:07)
Mouvement "Légaliste"
Ravalomanana encourageant
Les partisans de Ravalomanana se sont manifestés par un carnaval samedi. L’ancien Président les a encouragés dans leur mouvement.
Marc Ravalomanana a annoncé une lueur d’espoir dans son approche, en vue du rétablissement de la
légalité à Madagascar. Il a demandé, de la part de ses partisans, un soutien moral à l'égard de la délégation qui se rendra à Addis-Abeba, pour le rendez-vous de la Commission de l’Union Africaine le 22 juillet. C’était samedi, lors de son intervention téléphonique en direct d’Afrique, à l’intention des manifestants au Magro à Ankorondrano.
L’ancien chef d’État s’est montré préoccupé par la démarche auprès de la communauté internationale. « Je ne vous laisse pas seuls. Nous vivons un grand espoir actuellement (…). Soyez patients », s’est-il adressé à la foule qui l’a écouté avec enthousiasme.
Dans sa communication, Marc Ravalomanana a
félicité l’attachement des « légalistes » au mouvement de revendication, en vue du retour à l’ordre constitutionnel. « Notre manifestation va ainsi s’étendre sur tout le territoire national », a-t-il déclaré sans entrer dans les détails.
C’était le député Harifanja Francette Razafindrakoto, élue à Beroroha, qui a ajouté, lors de sa prise de parole, que la manifestation des pro-Ravalomanana dans le sud a commencé aussi ce samedi.
Preuve de fidélité
A son tour, Yves Aimé Rakotoarison, un des représentants de la mouvance Ravalomanana aux négociations, sous l’égide du Groupe international de contact (GIC) au Carlton, est revenu à la déclaration téléphonique pour porter des éclaircissements. Il a avancé que la réunion des délégations malgaches dans la capitale éthiopienne fera partie de la préparation de la rencontre entre les quatre chefs de mouvances. « Dans notre camp, le dernier mot reviendra au président Marc Ravalomanana », a-t-il souligné.
Les « légalistes » ont fait preuve de fidélité à Marc Ravalomanana en attendant son retour au pays. Ils étaient nombreux à venir au Magro, samedi. Le meeting a été précédé d’un carnaval, à partir d’Ankorondrano au niveau de l’église Jesosy Mamonjy. Une douzaine de charrettes ont clôturé la marche des manifestants, portant des posters de Marc Ravalomanana ainsi que des banderoles.
Fano Rakotondrazaka
Date : 20-07-2009

3. xxx
(
19/07/2009 22:10)
aiza charles kely sy lylison efa teratay fa matin'ny tahotra
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
4. xxx
(
19/07/2009 22:16)
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
sahia mijoro ry tanaora hoavin'n firenena hanohitra ny tsy rariny

5. diloo
(
20/07/2009 00:12)
Odrai kle. Tena raikitra marina ny ady samy miaramila raha lance rokety sy kalatchiny kof boy no ampiasaina.
Tsara fatarina ihany hoe izy ireo komando ireo:
komando an'i raPierrot sa fampitahoran'i Roidefou an'i raAndry hoe: raha izaho ianao mandehana mitsoaka fa tsy i assurer ny protection-nao aho amina maha PM ahy.
Il faut sauver le soldat Ryan ry zalahy.
Faites l'amour mais pas la guerre. Peace and love.
Araka izany, satria ny TIM tsy te hiditra @'io afera interne ny HAT mifamono samy izy, ary efa nanomboka, dia aoka ny TIM hiaro anao protection an'i Andry TGV (le soldat Ryan).
Tena kozy io hypothèse io, satria raha vonoin'i Roidefou na raPierrot, na raSarla, na raLelyson, na raRamoroson, na Rakotonandrasana i Andry, eny na dia adversa aza izy. Raha matin'ireo olona voatonina ireo, izay manana tombontsoa stratégique hanaovana an'izany, dia manjary lasa maritiora i Andry kely.
Manoloana io paika io raha maty eo i Andry no araraotin'ireo olona ireo ny manendrinkendrika fa novonoin'ny GTTIM raAndry.
Araka izany, dia malalaka sy mahazo vahana ilay olona nanomana io paika io.
Koa manainga ny GTTIM, raha tena tia Tanindrazana marina, hiaro an'i TGV.
Tadidio io hypothèse io fa raha sanatria ka misy manatanteraka io asa ratsy io,izay efa nanomboka teny @'ny Viva sy Inkjet, dia izay vao tena guerre civile.
Samy mivavaka mba tsy isy io. Ary enga anie tsy hifamono isika malagasy.
:? :-* (l)

6. xxx
(
20/07/2009 03:18)
izahay tsy te ahalala fa na iza na iza no nanao an'ireny dia milay e,aleo mihitsy aloha miady kely dia ho hita eo izhy mafy be ny ireto sous officiers makaka ireto na izay miaramila sahy ,alefaso @ izay le feu d'artifice ry zalahy an
7. essera
(
20/07/2009 05:52)
Tena raikitra marina ny ady samy miaramila raha lance rokety sy kalatchiny kof boy no ampiasaina.
Ho avy am lisany terroriste ny tsy mety.
8. essera
(
20/07/2009 05:56)
izahay tsy te ahalala fa na iza na iza no nanao an'ireny dia milay e,aleo mihitsy aloha miady kely dia ho hita eo izhy mafy be ny ireto sous officiers makaka ireto na izay miaramila sahy ,alefaso @ izay le feu d'artifice ry zalahy an
Le oul manoratra aza tsy sahy miseho tarehy ko ho mafy be.
9. halloween
(
20/07/2009 06:17)
diloilo côcô alou d tsyzy mintsy satria raha ny HAT no tehamono an'i Andry Rajoelina tonga d nataony izany fa tsy nomeny fotoana hieritreretana i Andry, sady tsy mampety ny HAT ny fahafatesqan'i Andry, fa ny TSALO MASISO no manana tombotsoa @ fahafatesan'i Andry satria raha sanatria tonga izany d tsy hanaiky tana d raikitra ny zavatra tedavin'i lé8 d ilay sakoroka zeneralisée d raikitra ny adipoko d zay tanjon'ny TIM sy GTT satria tsy misy hafa tsy izay sisa ny fomba ahafahan'i lé8 miditra atsokosoko miaraka @ mersa eto madagasikara fa tsy hahavitanizany i lé8 satria asa demony zany!
10. hery
(
20/07/2009 08:19)
Raha tsalo masiso manana Lance Rocket no te hamono an'i Andry dia tsy eny @ VIVA koa no mitonatonana fa mora ny manafika an'Ambatobe. Alefaso lavidavitra ny analizy. Tsy te hamono an'i Andry ry zalahy FIS fa mampitahotra an'i Andry fotsiny amin'izay i leiry manaiky an'i Ndefo indray satria efa saika hanao be loha teo.
tsss adinareo io fa revenay rehefa nareo samy nareo no migidraka aloha :-)

11. xxx
(
20/07/2009 09:14)
i charles kely tena masiso be na dia in 4 isan'andro aza ny mahandro ,i charles ko anie ka tsalo e jereo ny anarany :-D :-D :-D
12. ouiandry
(
20/07/2009 11:47)
hery:
Raha tsalo masiso manana Lance Rocket no te hamono an'i Andry dia tsy eny @ VIVA koa no mitonatonana fa mora ny manafika an'Ambatobe. Alefaso lavidavitra ny analizy. Tsy te hamono an'i Andry ry zalahy FIS fa mampitahotra an'i Andry fotsiny amin'izay i leiry manaiky an'i Ndefo indray satria efa saika hanao be loha teo.
tsss adinareo io fa revenay rehefa nareo samy nareo no migidraka aloha :-)
maazo mandrevy ny mpiandryvavady fa tsysi HAT iady zany eo, ny zavatra tsy itovizana hevitra ao @ HAT d tsotra momba ny amnistie ny mpiaraka @ i Ratsiraka fa efa hita anefa ny fomba itondrana anazy d efa tsy oalna tsony ary io no tena mahatonga ny TIM hivovo satria efa kopy izy reo fa voailika d io mikasa ny hamono an'i Andry Rajoelina io satria io sisa no any balany rah satria na mouvance Zafy na Ratsiraka na HAT no tonga eo @ fitondrana d tsisy mila an'i lé8, ireo jamban'ny taolana anie sisa no mbola mifikitra @ lé8 satria tsy mahita spons é, d ny vola avy any @ lé8 sy ny GTT sisa no aafahana mihetsika hahahahahahaha PETSA ndray lehery mpamovavady, fa ono oa lity ry lehery nankaiza i kala lam zéebé hahahahahahahahahahah
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil: :evil: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. benkintana
(
20/07/2009 16:04)
hoy essera
hoy esseraAry raha zah le nanoratra de aninona elah ,tairo ar y hoe jerevako
hoy i andrywui=haloween =tsalo masiso
Aza midedaka lesy boaykely a,mahaiza mamindra aloho eto @ serasera :-D
Le oul manoratra aza tsy sahy miseho tarehy ko ho mafy be.
hoy esseraAry raha zah le nanoratra de aninona elah ,tairo ar y hoe jerevako
hoy i andrywui=haloween =tsalo masiso
TSALO MASISO no manana tombotsoa @ fahafatesan'i Andry
Aza midedaka lesy boaykely a,mahaiza mamindra aloho eto @ serasera :-D
14. max2
(
21/07/2009 07:10)
aza manao vavany maty andrano ry foza ra mafy nareo aleo iditra eo ra8 fa zay vonona ny anapy any ra8 de ita eo ze resy fa samy nosoran_dreniny menaka daholo ry ilay tsy valahary latsahany varavarana tsy misy savily retoa