iza ary ilay TSALO MASISO
1. ouiandry
(
20/07/2009 05:13)
mila azavaina kely oe iza marina ty TSALO MASISO nolazain'i Radomy ity:
tonga teo @ fitondrana izy t@ 2002 d Lahiniriko no filohan'ny antenimierampirenena, i Sylla no praiminisitra, mazava fa zanakin'ny avy any @ faritany reo olona roa reo, tonga ny 2007 d lasa merin-dahy ny praiminisitra,merin-dahy ny filohan'ny sénat, merin-dahy ny minisitrin'ny rarahambahiny, merin-dahy ny ekonomia sy ny poste clés retraretra, merin-dahy ny directeur ny MAP, merin-dahy ny DG ny décentralisation, mazava zany ny fanilihana ny zanakin'ny faritany ka tsy efa fanjakana TSALO MASISO ve no saika hantsangana teto, jereo anefa ny an'i Ratsiraka fa izy zanakin'ny faritany d merin-dahy ny praiminisitra-ny, merin-dahy ny ekonomia, jereo ny HAT fa merin-dahy ny filoha d zanakin'ny faritany ny praiminisitra, ka zao aza manondina resaka intsony fa TSALO MASISO no bobaka @ ireo manana aterineto d reo no mivohy sy mitaky ny famerenana ny fanjakan'ny TSALO MASISO, jereo ny sarin'i lehery ao @ vavahadin'ny avatar rah tsy mitovy ny fiaviany sy lé8, jereo daholo ny sarin'ny GTT atomboy @ le kala Vony iny, ka izao tsy anareo rery madagasikara fa an'ny malagasy retraretra noizany d jereo izay miseho aty @ faritany fa tsy tana rery no madagasikara ry TSALO MASISO a!

répondu par pink le 20/07/2009 21:13
2. bozyboleta
(
20/07/2009 05:27)
hihihihi
Marary saina mihitsy reto foza reto. Io resaka MASISO io foana no averimberina eto nefa rehefa asaina manangana ny efitra malaky mivòvò.
O zama a! aza manao an'io fa komplekse.

3. halloween
(
20/07/2009 06:02)
bozyboleta:
hihihihi
Marary saina mihitsy reto foza reto. Io resaka MASISO io foana no averimberina eto nefa rehefa asaina manangana ny efitra malaky mivòvò.
O zama a! aza manao an'io fa komplekse.
tsary misy complexé zany ry kalabozy fa jerena en fasy ny réality, nareo zao no tsy manakavaly refa tena apoka ny kozy, efa fantatra anie fa i kalabozy zavatra toa an'ilay alikakely notsipazana tolana d jamba tsy mahita lalakombana tsony é d le à l'AGO(a)NIE, marary an-doha satria very finanana, io ny olanareo TSALO MASISO, marary an-doha satria ao tana nareo (i lé8 io a!) tsy taranak'andriana fa votehanoson-tena ho andriana t@ le fikasana hipetraka tery IManjakamiadana, nareo koa anefa tsy mirevy ny oul avy any @ faritany d jereo fa ny fiafaranareo sy Pr Zafy no mitovy, madagasikara d any malagasy ry kalabozy a, d ny foza tsy mikorapaka fa i kalabozy zao lam béezé sady very finananana d à l'agonie (AGOA) d efa kopy kalabozy fa asaivo amboarin'i rams tsara raha al d tsy mimenmen eto tsony sa efa maina be toa an'i kala noue kou ka tsy mampité tsony klé hahahahahahahahahah
4. xxx
(
20/07/2009 10:27)
Ka ny merina foana no loha sy moteur ny madagasikara na ho aiza enao na ho aiza ,mba mianara sy mivoatra rehefa mba te hahazo toerana ambony ,hataovy ampaosy aloha ny bac+5 fa tsy mivovo marary an-doha any ambadika any ,tadiavinao ny mpangalatra omby sy toerana ohtranao sy olona voavidim-bazaha ve ny hitondra ny firenena mbola ny merina ihany no mamatsy sakafo anareo any anindrana fa olona tsy mivoatra enareo ny ankabiazana fa mora rangitin'ny vazaha @adim-poko dia manao sady kamo velona tsy tia mianatra sy tsy tia fivoaharana ,avy eo vao complexé,dia mivovo,ny merina sy ny betsileo no tia fianarana sy fandrosoana dia hianaro fa aza lany andro manenjika eo ,henjeho @tgvendrana faible vitesse ,lany andro @teti-dratsy ,hanambotra baomba indray hanendrikendrehana ndra-8 ,dia inona koa ny manaraka ,ny ratsy oa tsy kely làlana !!!
6. halloween
(
20/07/2009 11:17)
xxx:

inn njay ty vavan'amboa ty, lé8 mpiteryronono ve bacc+5, rah Pr Zafy d OK, Ratsiraka Didier d OK, Ny Hasina Andriamanjato d OK, Ratsirahonana d OK fa rah lé8 d oul tsy nadia fenarana,momba ny sakafo d mbola avy any anindrana no mamatsy ny omby hoanina ao Tana, mbola avy any Ambato ny vary, sy ny trondro hahhahahahahaha.... mba asehoy léPS fa aza keliaina ry TSALO MASISO a!
7. xxx
(
20/07/2009 12:45)
ra-8 tsy niseko2 ohatranao sy ny fahambanianatsainao mihintsy fa olona ingénieur agro-alimentaire vita fianarana avy any suède izy ,aiza koa no mbola nisy olona mahay miteny anglisy nefa mpitery ronono ,aiza koa ny hahazoana manodina magro sy tiko raha cepe ohatranao ny diplôme,ny anao vavan'ny maty andrano ,mivovoza eo foana sao enao mba ho tonga eo ankitrokeliny indray andro any ,é ,na dana alou mamorona saindratsy hamelezana azy dia omendra-domelina ariary efatra hividiananao mangahazo ,tsy mbola nisy province namatsy tananarive fa refa dondrina ohatranao moa dia dondrina madrapahafaty eny,aleo mangina fa tsy mitovy ny niveau sady ny ano tsy hiaktra intsony fa vao maika mitsidingy @fialonana!
8. benkintana
(
20/07/2009 16:56)
TSALO MASISO=andrywui,mampalahelo le kôzy satria elah aza na tsalo rany jangil dia norohahin'ny olona tany fa nanimba zaza ,nefa eo mody hoe ny tsalo no masiso ,mba misy lojika ve zany manaratsy tsalo nefa ahifikin'ny tsy tsalo,efa lazaiko elah fa zany resaka foko zany tsy miasa ntsony ry bado a :-D :-D :-D
9. ouiandry
(
20/07/2009 17:34)
xxx:
ra-8 tsy niseko2 ohatranao sy ny fahambanianatsainao mihintsy fa olona ingénieur agro-alimentaire vita fianarana avy any suède izy ,aiza koa no mbola nisy olona mahay miteny anglisy nefa mpitery ronono ,aiza koa ny hahazoana manodina magro sy tiko raha cepe ohatranao ny diplôme,ny anao vavan'ny maty andrano ,mivovoza eo foana sao enao mba ho tonga eo ankitrokeliny indray andro any ,é ,na dana alou mamorona saindratsy hamelezana azy dia omendra-domelina ariary efatra hividiananao mangahazo ,tsy mbola nisy province namatsy tananarive fa refa dondrina ohatranao moa dia dondrina madrapahafaty eny,aleo mangina fa tsy mitovy ny niveau sady ny ano tsy hiaktra intsony fa vao maika mitsidingy @fialonana!
oul fantatra i lé8 fa aza beresaka, oul gadra lava iny, ary samymalala fa raha toa ireny ny oul nianatra tany Sweden d aleo tsy nianatra, tsy reny ny aavon'ny oul nianatra teny @ ambaratonga ambony, jereo le nataony t@ may ny TVM fa tsy fantatra tsony na miteny frantsay na teny anglisy na teny gasy fa niboredika hita fa tsy mahafehy fitenenana iray ara-dalana, momba ny province mamatsy an'i Tana d tadidio fa Andekaleka d ao @ provincen'i Toamasina d aiza ny central éléctrique mamatsy an'i Tana arakerinaratra no mipetraka d ankombony ny vava refa tsy mahay ninn fa ALIKA MPANOMPO MAITRE tsy afaka misaina, d avy aiza koa ny sopotr'i Madagasikara @ resaka vary Marovoay sy Ambatondrazaka refa dondrona ka tsy mahalala d any @ faritany ireo fa tsy any ivelany any akory ary tsy ao Tana velively, tsy misy ialonako an'i lé8 satria voalohany tsy mba taranak'andriana avy ao Imerina akory i lé8, faharoa tsy oul otran'ireny no tokony hotsiriritina satria sady tsy fahaizana no tsy bika no tsy fanahy, jereo fa tonga teo @ fitondrana vao nadrava sipa kely fa tsy nahazo fony mbola tanora porofon'izany vevavy efa niteraka no nalaina vady d efa manambady vao nanao vadykely bobaka be, ary tsy fanana ihany kou satria mpiandry omby volavita tsy tompony fa mpameryndoha ny zavatra tsy itavanay an'i lé8 d izy naka an-keriny ny fanananay fa ny ankoatranizay tsy misy mitombona!