Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rtcflora, milahatra araka ny daty
rtcflora ( 29/05/2010 16:37)
inn kay no dikany MDR
inn kay no dikany MDR... tohiny
novalian'i jiolah ny 20/10/2010 12:22
rtcflora ( 11/04/2010 18:21)
omeo menu njazakely e.
mba omeo menu njazakely apartir de 6 mois oh: cereal,lasopy ... de tantarao la atao fangaro... tohiny
rtcflora ( 06/12/2009 19:23)
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay na mihoatra . mba zarao eto ny experiance antsika reny. de firy mois ko no nanomboka manome sakafo toy ny ranombary na legume. misaotra antsika e... tohiny
novalian'i njari ny 22/02/2010 11:27
rtcflora ( 20/10/2009 17:53)
teraka de mba omeo sopapa
za vo teraka herinandro de manasa lamba sy mahandro sakafo, mamafa trano marina ve fa misy fiatrakany le miasa sahady fa tokony ho ray(1) moi hono . le piaramonina mamendrofendro manko no miteny an... tohiny
rtcflora ( 28/09/2009 15:34)
anarana
mba omeo anarana vaza reto za a tsy mifidy na american na frantsay na italiana lehilahy de le tsy be panana reny... tohiny
novalian'i flodine ny 14/10/2009 09:21
rtcflora ( 19/07/2009 15:43)
inn no fipetraky ny zaza normal
salut daholo ! mba hanotany le reny efa niteraka sy zay mahalala. inona kay no tokony ho fipetraky ny zaza ao ankibo misy monko (exp fm(+) de inn no tokony ho normal ... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:01
rtcflora ( 11/07/2009 19:51)
marina ve
marina ve fa mahamainty zaza ny misotro coca,de fady manao colier koa hono de inona koa ny mbola mety ho fady ny olona bevoka fa za nilazanolona ireo de lasa somary nataotra kely .mba lazao zay mbo... tohiny
novalian'i mirana5 ny 25/07/2009 19:38
rtcflora ( 26/06/2009 10:24)
marary rien ve ny lehila mitohana pipy
aretina rien ihany koa ve ny lehila mitohana pipy ?sa mety aretina hafa mintsy fa lay olona voanio efa marary rien ihany koa misaotra amfamaliantsika sahady ... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:27
rtcflora ( 31/05/2009 22:46)
mila hevitra za
slt ,manombaka firy volana kay refa bevoka no tsy tokony hiasa mafy sy hibatabata zavatra intsony. de firy volana avy teraka vao tokony hiasa oh: vao afaka manasa lamba,mikarakara sakafo . de inona ko... tohiny
novalian'i rtcflora ny 06/06/2009 08:31
rtcflora ( 01/05/2009 19:30)
specialiste fistule anale
azafa mba azonareo lazaina eto ve no misy ilay olona eny ambohitrimanjaka fa tena mahaliana ahy fa mijaly amnio aretina io ny zokiko koa ra mety dia mba alefaso @ rtcflora ny mety ahazoana lay olona m... tohiny
novalian'i naej ny 18/09/2009 09:18
rtcflora ( 03/04/2009 00:39)
mba torohy hevitra
manaoana daholo !misy zavatra karakarainay ato ato za de misy olona invitena nefa tsy itako zay atao, za ko tsy te handny vola be fa tsika mbola krizy ny olana nefa de tsisy legume akoatrany kokombr... tohiny
rtcflora ( 02/04/2009 22:43)
Aoana no atoa mba tsy te hisy tsatsakotra
Salut daholo ! aoana no atoa mba tsy te hisy tsatsakotra fa za mahita olona refa bevoka de feno anireny ? za mbola tsisy ary ny famillako toa tsy aitako fa tsy tiako hisy amna le maramara be iny. Tel... tohiny
novalian'i ariel ny 20/07/2009 17:00
rtcflora ( 27/03/2009 20:34)
fanotaniana de mba volio re tompoko o!
javascript:emoticon('8O')manaoana jiaby inona kay no dikany hoe (lol) javascript:emoticon(':?:')fa tara be za misaotra mamalyjavascript:emoticon('8O')... tohiny
novalian'i Lejoba ny 30/03/2009 14:17
rtcflora ( 02/03/2009 20:10)
za mila rano ry panao politika sambava pogany e
tay amnamany be fa za zao aty sambava tsisy rano jirama fa rano @lavadrano no mba sotroina ,arabe tsisy poto na iray monja aza tsisy fiainana mlam mintsy; ravalo pogany tokony miala de ze olona vaov... tohiny
novalian'i ravol ny 03/03/2009 18:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081