inn kay no dikany MDR

1. rtcflora ( 29/05/2010 16:37)
inn kay no dikany MDR
novalian'i jiolah ny 20/10/2010 12:22
2. hery ( 29/05/2010 17:21)
Fampiazan'ny ankizy am chat matetika io izay fanafohizana ny hoe mort de rire
izany hoe toran'ny homehy.

Ny mpitsaty gasy indraindray mampiasa hoe ttt izay midika hoe tena tapatsinay.

Amin'ny teny anglisy izay fampiasa loa dia lol izay midika hoe Laughing out loud (angamba)
3. terrywui ( 29/05/2010 23:05)
ary diso hevitra ah rahery fa neveriko fa hoe refa tezitra kely na romotra kely de manao anle hoe "mdr..!"
4. Mirananirina ( 05/06/2010 14:47)
zay ah vao nahita an'i Terry tato !mdr
5. Talboty ( 07/06/2010 17:14)
Salut nareo a!, ny tena fanalavana na ny dikan' ny M.D.R amiko D oe:"Militaire Du Rang" adika @ teny gasy mazavaB oe miaramila an-daharana, refa raikitra ny grevy D lerony le kobo milanja2 kalak sady mirozirozy reny!!!.
6. dadabe ( 11/06/2010 11:24)
hahahaha Lol ...mdr
7. diamondra27 ( 13/06/2010 18:08)
ohatry ny misy film izay hoe: LOL tany france , dia mety voambarany ao ny dikany.
8. AndriambyII ( 16/06/2010 00:38)
Mrd ! Tena vasakôsy daôlou ny mpifanadrinana !!
9. Miguele33 ( 21/06/2010 09:41)
Alors ...?
[URL=http://s04.flagcounter.com/more/3DIf][IMG]http://s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=0/[/IMG][/URL][URL=http://s01.flagcounter.com/more/fcPpr][IMG]http://s01.flagcounter.com/count/fcPpr/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG][/URL]
10. nathie86 ( 01/07/2010 06:00)
lol v tsy hoe loud of laugh
11. hery ( 01/07/2010 12:24)
nathie86> Io nolazaiko io ka. Laughing out loud. Izany hoe mihomehy mafy na toran'ny homehy.

Loud of laugh izany ohatra ny tsy miady tsara. Loud = adjectif midika hoe mafy ary laugh midika hoe hehy
12. jiolah ( 20/10/2010 12:22)
ary le hon hon hon andry zalahy??? tapatsinay ve???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3238