za mila rano ry panao politika sambava pogany e

1. rtcflora ( 02/03/2009 20:10)
tay amnamany be fa za zao aty sambava tsisy rano jirama fa rano @lavadrano
no mba sotroina ,arabe tsisy poto na iray monja aza tsisy fiainana mlam mintsy; ravalo pogany tokony miala de ze olona vaovao mba mikarakara. amnay any tsisy rano maimbo otrizanyrano @lavadrano aty zany okay ry tazye
novalian'i ravol ny 03/03/2009 18:54
2. TEGEVE ( 02/03/2009 22:37)
anaka rtcflora tsy azo atao ny miteny ratsy ,mandika ny fitsipika ianao ka ho raisinay ny fepetra (l) (l)
3. ravol ( 03/03/2009 18:54)
Hita be hoe :
- taizan'ny fitondran'ny Deba, sy ry Zafy, ary Ratsirahonana;
- Misotro ronon-dRa8 ka manao fahateran'alika
Tsy mahagaga raha miteniteny foana, efa voa hatrany @ fototra ka hatraty @ saina, mba mianara ihany fahalalam-pomba na dia any @ sisiny aza fa tsy voatery hiteny ratsy vao ho tafita na voalaza ny hevitra.
Ampiasao ny saina fa aza atao fitoeran-tsatroka fotsiny io loha be io e!
Toeram-panabeazana koa ange itony sehatra itony e!
Raha zao no olona manan-taranaka ve tsy ho sahirana noho izao gasikara @ 2020, zao ary efa jereo reto ataony ato mifanasa vangy fotsiny fa tsy misy vahaolana mihitsy, nefa dia nandia fianarana daholo ihany raha fijery azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227