Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
locl
(
21/07/2009 19:02)
NDRAY ITY LAINGANAREO RY HAT
LAINGA BE,
TENA EFA TSY MATAHOTRA NY AVO INTSONY, ARY TENA EFA LANY FANAHY HENATRA RY ZAREO IREO.
DIA ASAINA MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY MPOMBA TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:20
zakilinina
(
21/07/2009 17:34)
saondazy : mpitondra halam-bahoaka indrindra
Araka ny hevitrareo, iza no mpitondra halam-bahoaka indrindra teto Madagasikara hatramin'izay ? Raha misy vitsivitsy dia mba alaharo kely azafady indrindra....
tohiny
novalian'i milamm ny 23/07/2009 00:28
swann
(
21/07/2009 16:50)
mampalaelo fa lasa al-quaida le oe
Indrisy mantsy ianao ry tanindrazako sy ny malagasy ,fa hay ve de mbola misy ihany ny olona mitady hanao vono moka ny malagasy e, hay tsy ny vazaha tam 1947 ihany no nitady ny rà n'ny malagasy hiosona...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:23
halloween
(
21/07/2009 13:48)
maty lé8 fa Barack Obama confirme ses origines françaises
efa tsy mety daoul mintsy ty ze atao ho an'i lé8 fa ny prezidan'ny amerikanina nantenaina ty toa frantsay hahahahahahaha PETSA ndray ny TIM =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i benkintana ny 21/07/2009 22:11
TEGEVE
(
21/07/2009 13:29)
Ahodiko kely aloha le wainn be tsy nahazo saosy
Anaka isany,rehefa latsaka ambany
be n'y sondage ho an'i Bush dia noforonina zao hoe hiady @ axe du mal zao ,niangarambitana fa ra sadamm no niantoka ,nino Marina I Bush fa patriote be ary ,sady hah...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/07/2009 10:21
Mirananirina
(
21/07/2009 13:13)
Mahita fika hialana pàindray ianao Mr Rajoelina an
Le terrorisme porte un coup d'arrét aux négociations de sortie de crise
dia hoe noho io dia tsy vita ny négos hihihi,hita hoe fika namboarina daholo hialana amin'izao crise izao,fa ireo no tompona...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 21/07/2009 21:47
patrick2002
(
21/07/2009 12:40)
efa nisotro n y haleko maty niaraka t@ Ravalo ny GTT
dia hita izao fa dia efa lasa fanatika ,tsy azo resahina intsony ny GTT terroriste ,hita izany na dia eto @ serasera aza ,betsaka ireo PS misokatra tampoka izany ary dia be fiavy ,
Amin`izao indray d...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/07/2009 22:39
clarry
(
21/07/2009 11:41)
:-)
Hello,
send me again your mail address because i've forgotten to take it.
Regards...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/07/2009 04:00
minjac
(
21/07/2009 08:22)
site internet "Jeunes en Action pour Christ"
asaina isika hitsidika ny site www.jeunesenactionpourchrist.ning.com ary hiditra membre ao.
Site Fikambanana Tanora kristianina izy io ary maimaim-poana ny fidirana ao.
Shalom...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/08/2009 14:48
essera
(
21/07/2009 07:09)
Tena ny HAT marina no nanaparitaka ilay baomba !!!
D inona no mbola lazain'ny LEGALISTE sy ny ZANAKY DADA am ty vao2 ity :
[quote=Madagascar Tribune]1/ l’ancien secrétaire général du ministère des Finances, Henri Bernard Razakariasy ;
2/ lâ€...
tohiny
novalian'i pink ny 21/07/2009 21:37
xxx
(
21/07/2009 06:58)
Melky
Sao ary mba sangisangi-pitia ihany ny an'i Marc Ravalomanana ry TIM-isany???, sy izay rehetra mbola ho ao. Sao mba mody hoe tiako tiako...
sanatria ve???
...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/07/2009 22:33
rabaradaka
(
21/07/2009 06:57)
Mazava ny resaka, aza ampiesonina ny Gasy
Zao dadatoa, mazava be fa ny HAT no mampandefa bomba, omaly dia efa nilaza aho hoe ny CAPSAT no ao ambadik'ireny rehetra ireny. Tsy sahy ho any Addis-Abbeba i Lavanify dia fanahy iniana atao ny mandef...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 14:06
Mandefitra
(
21/07/2009 05:32)
Fanontaniana ho an i FAT sy ny mpiondana aminy
1/ Questions à Monsieur Benja RAZAFIMAHALEO, Ministre des Finances de la HAT :
Monsieur, vous déclariez en Mars 2009 qu’il y avait 850 millions USD (Express de Madagascar du 27 Mars 2009) de rÃ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:09
vitamatavy
(
21/07/2009 05:27)
politika maivana be le an'i hat
Mesdames, Messieurs,
Nous vous prions de trouver ci – après les grandes lignes des informations du lundi 20 Juillet 2009
Bombes et légalistes : un lien forcé ? (20 Juillet 2009)
Une...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:13
xxx
(
21/07/2009 05:18)
suçon
Suçon na ilay vanditra menamena kely voatsetsitra eo @ faritry ny tenda na sahala amin'izay, misy tantara iray ity somary efa elaela kely ihany t@ namako iray izay.
Miasa alina rangahy, manao iton...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:16
niryna
(
20/07/2009 23:26)
Izaho izany a
Nisy namako iray izay tato niaraka nifampizara ny tenin'Atra tamiko foana ,niaraka nifampianatra izahay ary nahafinaritra ahy tokoa ilay tenin'Atra nifampizarainay.Indray andro anefa dia hoy izy hoe t...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 18:04
niryna
(
20/07/2009 23:12)
Be fadifady izay
Manao ahoana daholo indray o! Tamintsika vao tonga taty ampitan-dranomasina dia marobe ny zavatra tsy mitovy ny fiainantsika tany amin'ny tanana.
Maro hoy aho satria marobe koa ireo ray aman-dreny iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2009 13:34
sitlo
(
20/07/2009 22:48)
sangisangy zary tena faha-7
[u]journaliste[/u]: Il est très beau gosse.
[u]tgv[/u]: ilay beau gosse ekeko fa ilay illetré tsy ekeko...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:14
zoam
(
20/07/2009 20:57)
baomba magique
tsy mbola nipoaka akory ny baomba na hoe nahafaty dia efa tratra hono e,sady fanatratry ny zandary daholo ny renseinement rehetra misy an le baomba magique,eritrereto hoe raha misy gasy marina vonona ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:19
tsimatimanota
(
20/07/2009 19:12)
MIALA REHEFA TAMPINA NY DAOMY
AZA MANDOTO RANO MAGRO
FA FATIN ALIAKA DAHOLO LISANY FATY
BERK...
tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 06:34
