NDRAY ITY LAINGANAREO RY HAT
1. locl
(
21/07/2009 19:02)
LAINGA BE,
TENA EFA TSY MATAHOTRA NY AVO INTSONY, ARY TENA EFA LANY FANAHY HENATRA RY ZAREO IREO.
DIA ASAINA MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY MPOMBA TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA MISY ZAVATRA KELY ENTINA MBA HIAROVANA NY HAT DIA MIROHOTRA HOATRY NY ALIKA ROMOTRA, NEFA DIA LAINGA NO AFAFY.
NEFA REHEFA TRATRA AMINY TENA MARINA TSY HITA TRACE MIHINTSY, DE HO HITA EO INDRAY AMINY DECISION HO RAISINY UA.

novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:20
2. locl
(
21/07/2009 19:10)
Mba mahalala menatra fa na dia ny vazaha aty andafy aty ary mahalala fa cinema ny anareo HAT.
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
3. xxx
(
21/07/2009 20:44)
olona tsy vanona angaha mahay ny dikan'izany hoe menatra é,ny olona misy classe no mahay io teny io fa tsy ny hat,na fatin'olona ohatran-dreo !!!
6. max2
(
22/07/2009 06:11)
olona efa lany enatra ange reo sady pamafy lainga tsy miteny raha tsy lainga sady efa lany enatra efa lany fanahy .mba mahagaga iany reo foza mbola manohana ny fatn alika efa ihinana ny tsy fihinana mbola mizahozao iany de tena manao loha poza :-D :-D :-D sahala ny raperisiliazo
7. michouh
(
22/07/2009 06:48)
Hita hoe vavan'olona marary fo daholo ny fomba firesakareo. Mba manaova fiteny am-pisainana fa aza miteny amin'ny fo. Aza miresaka politika rehefa tsy mahazaka fa ambany be izany toe-tsaina manimbazimba olona izany na Ravalo io na TGV io.
8. patrick2002
(
22/07/2009 11:59)
michouh : :-D :-D :-D efa hiomehezana sisa eh! efa hita izao fa famalina fanatika kou .
Maninona koa raha lazaina fa ny capsat no niditra antsokosoko tao Ambohitsirohitra nahatonga anireny faty nikararana t@ 7 fevrier ifreny :-D :-D :-D ,
Manao vavana al qaida hoa ,lazaina fa ny amerikanina no nanao ny 11 septembre ,zai indray reto GTT lazaina fa ny TGV no manapoaka baomba. :-D :-D :-D

9. benkintana
(
22/07/2009 16:35)
DIA ASAINA MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY MPOMBA TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA MISY ZAVATRA KELY ENTINA MBA HIAROVANA NY HAT DIA MIROHOTRA HOATRY NY ALIKA ROMOTRA, NEFA DIA LAINGA NO AFAFY.
Mazava be le fika tgvtsisy train de ny hoe hiroso any an-kady ,io vitany manapoaka baomba io ndray fanodinana resaka fotsiny ,tssssssssssss ny Mlagasy @ zay etsy an-daniny maty mosary
10. fijo
(
22/07/2009 22:20)
le lainga anie rapa mibaribary loatra e,eritrereto,fa vazaha tsy mbola tany mada tsy mahalalaizya politika any akory ,no namaky ilay vaovao momba ny baomba,dia mahatsapa fa resaka sarimihetsika izany.
ny DGSE frantsay no efa nanao toa izany taloha,fa izao efa mba mailo
ny DGSE frantsay no efa nanao toa izany taloha,fa izao efa mba mailo